48 années de chapes de plomb... pauvreté et frutration

1. nygasysoafifameno ( 19/06/2008 21:05)
Tafa dinika serasera fanabeazana ary pedagojia maha olom-pirenena
miantso ary manasa antsika malagasy tia tanindrazana na eto madagasikara na aty ampita amaky ny blaogy maha olom-pirenena
http://madagascar-animation-culturelle.blogspot.com
mifandimby ny teny frantsay sy teny gasy mba hitsinjovana ny maro. koa dia natao teny frantsay ny androany, Indrindra amin'izao filazam-baovao voagejan'ny fitondrana sy ireo mpanambola vitsivitsy eto Madagasikara.
48 années de chapes de plomb qui bloque le peuple malagasy dans la pauvreté et la frustration permanente... dans une mondialisation défavorable et complexe.
Ny Profesora Johnson Jacky Thaîna no manao ny fanazavana ombam-panabeazana. Hisy fanomezana izany amin'ny teny gasy amin'ny manaraka.
Aza adino ny mamangy ny site avy eo
http://wwwmadagascar-animation-culturelle.net
Ilazao ireo namanareo sy havanareo mazotoa mamaky ary mifanakalo hevitra amin'ny maha olom-pirenena anareo satria adidintsika ny tena mamantatra ny tena zava-nisy ny zava-misy mba ho soa ny ho avy na ara-drafitra na ara-tsaina !
novalian'i kanota ny 20/06/2008 02:35
2. kanota ( 20/06/2008 02:35)
Tsisy kil
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2154