Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i kanota, milahatra araka ny daty
kanota
(
06/07/2008 05:08)
"Elite" Gasy hono tsy mahatafavoaka ka vizana ny firenena
Hoy le vazahabe hoe samy manana ny manampahaizany ny firenena rehetra fa ny tena mahasahirana an'i Madagasikara dia nohon'ny "Elite"-Gasy tsy mahatafavoaka. :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:44
kanota
(
23/06/2008 02:03)
Nivadika ny tantara fa hery kay no kidoropamba
Dia rakatra fa hery sefo hajainan'ny SERASERA kay no kidoropamba. Hita ny fironan'ny serasera. Mody manao mpanohana anjambany ary mitady ahatezitra ny olona....
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 03:00
kanota
(
22/06/2008 02:37)
Fisandohana ny milaza fa TIM manao resaka mamono tena
Izay rehetra milaza sy manoratra ho TIM dia tsy misy afaka manamarina eto fa TIM tokoa ilay olona. Milaza TIM kidiropamba nefa resaka mamono tena ary manimba ny TIM no ataony. Mazava hoa azy fa tsy TI...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/06/2008 13:03
kanota
(
20/06/2008 02:28)
Tokony hamboarina ny Prison fa mijaly ny gadra
Toa hoe mitaraina daholo ny mpigadra fa ratsy loatra ary mila hamboarina sy hitarina ny figadrana hono e =)) =)) =)) . Ny gadra politika ihany hono no miadana =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:47
kanota
(
19/06/2008 13:42)
kidoropamba sa sesikidoro. Mamely Ravalomanana ankolaka
Efa leon'ny manenjika mivantana ry kidoropamba dia mody fankasitrahana vendrana no entina hanimbana ny fitondrana. Rakatra ianao fa tsy mihoatra ny adiny dimy dia kobo. Fahaizana manokana lasa sesikid...
tohiny
novalian'i kanota ny 22/06/2008 02:51
kanota
(
17/06/2008 11:39)
Bye Bye fa tsisy Jeankely tsony ooo
Vao niantso ahy teo ra-JK ary nalahelo fa voaheloka ary tsy ahafaka mandray anjara @ serasera intsony ka dia mampamangy hono e. Izay hono no veloma farany ooo...
tohiny
novalian'i betsi2 ny 20/06/2008 15:08
kanota
(
26/04/2008 14:54)
Tsy ampy V rabaradaka dia mitony hiala. Kaikaikai
Fa tsy ampy firy ny V n'i baradaka. Saika haka ny irain'ny sasany ve ? Mangina zaza o. Aza mibaradaka e :lol: :lol: :lol: :lol: ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/04/2008 23:39
kanota
(
10/04/2008 00:19)
Andriana Vendrana + Andevo Nandra = Vahoaka tsy Mandroso
Gaga sa tsy gaga fa matoa tsy mandroso ny toerana dia ny mpitarika tsy mahavoa ary ny taritina pahana. Andriana Reraka miampy Andevo Nandra midika vahoaka resy tsy hety hivoatra aingana. Hampandrosoy ...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/04/2008 06:20
kanota
(
28/09/2007 13:55)
Mpanohatra tsisy ilana azy dia izay no vokany
Felaka tehamaina ho an'ny mpanohatra koa izany. Efa lazaina fa tsy ilan'ny vahoaka mbola be resaka ihany. Tsy aleo maka aina rehefa mba ampy taona sa mitady ho afabaraka tsara?...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/10/2007 04:08
kanota
(
16/08/2007 07:15)
Ny vazaha aloha manana fijery hafa tia GIDROGIDRO
Mihatsara ny zana-gidro rehefa manambady vazaha...
tohiny
novalian'i kanota ny 18/08/2007 05:07
kanota
(
12/08/2007 03:09)
Tonga ny wanted Polifika tsisy vahaolana.HIHIHI
Aiza e? Tonga ve ry tsisy vahaolana. Ny vahoaka no tadiavina ho taingenana koa mody mitapy eo. Ny mijery ZEDEZILY koa mbola adalaina amin'ny Polifikam-bendrana indray. Vahao ny olana raha mahay fa aza...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/08/2007 08:55
kanota
(
04/08/2007 03:40)
Ny nana Politika potserina hivoaka (nanas)
Na iza faly na iza tsy faly tsy nitondra an'i Madagasikara nankaiza ny Mpanao politika hatramin'izay. Maloto ary faran'izay maloto. Avy nanimba ny firenena avy eo miseho miresaka fahantrana nefa mbola...
tohiny
novalian'i kanota ny 07/08/2007 02:12
kanota
(
28/07/2007 01:36)
Pifa"haut fonctionnaire de l'état" hono mandrahona.HIHIHIHI
Rehefa avy nanontany hoe:[b]“Fa in zalah l ataon-dRavalo ah!”[/b] i pifa ary novalian'ny namana dia nilaza hoe:"[b]Hotsaroko ny site nao sy pseudo nao refa [u]en pôle position[/u] za. tsarovy ko ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/08/2007 07:35
kanota
(
27/07/2007 09:00)
Efa mangotraka nefa tsy hita Bazylou+Zazala PILITIKY
Aiza ry PILITIKY Bazylou + Zazala fa mangotra ka a=))=))=)).Mbola tsy handaka baolina ihany ve?...
tohiny
novalian'i kanota ny 02/08/2007 03:16
kanota
(
24/07/2007 10:46)
Tezitra n'a pas le droit d'abuser notre PRESIDENT
Tezitra tsy manana fahafahana mitabataba ny Filohan'i Madagasikara. Ny vazaha izay ahasoa azy no tokony ataony fa tsy mitsabaka ny andraikitry ny Malagasy. Mba firy ny investisseur netinao fa tsy ny v...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/07/2007 13:55
kanota
(
22/07/2007 03:57)
Hafahafa toy ny vazaha mihinamparaky (bazylou+Zazala...)
Fanina toy ny vazaha nihinamparaky ry bazylou sy Zazala ka miteniteny foana. Izay tratra dia azo fa izany tsy midika fa hiandry fahanana vary ao ambavany ny vahoaka. Zatra ny mpitaingina vahoaka loatr...
tohiny
novalian'i rahiratra ny 27/07/2007 09:41
kanota
(
20/07/2007 11:01)
Dray tapaka ny Salaka niseo Zazala
=))=))=))Dia ahoana ry bazylou? Fa naninoa hono Razoky wanted izany?=))=))...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/07/2007 05:01
kanota
(
17/07/2007 08:37)
Tsisy adika indray ve ry SALAKA SY RAVIMBODY(bazylou+Zazala)
Mbola eo ampitadiavana "Articles" atao "copy & paste" i Salaka sy ravimbody dia mihenahena sahala ny inona. Tsisy resaka indray angaha ve ry bazylou sy Zazala a?=))=))=))=))=)). Tsy mety mahafaty baol...
tohiny
novalian'i rahiratra ny 27/07/2007 09:44
kanota
(
13/07/2007 10:45)
tsy misy tokony afaka mamaky ny mombamomba ny hafa
Dia gaga sy talanjona ny namako ary mba manontany ny tompon'andraikitra f'angaha moa afaka mamaky ny mombamomban'ny hafa ny olona hafa. Tezitra mihintsy ny namana satria nisy nandefa hafatra ary avy d...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/07/2007 08:06
kanota
(
13/07/2007 07:03)
Iza ilay nilaza reraka tsy nahafaty baolina?
baolina politika hono no lalaovina. Ka iza ary ilay reraka mivazavaza nefa tsy mampiditra but ny akamany ooo? Manomboka @ renintsoratra?...
tohiny
novalian'i kanota ny 15/07/2007 05:01
