Dray tapaka ny Salaka niseo Zazala

1. kanota ( 20/07/2007 11:01)
=))=))=))Dia ahoana ry bazylou? Fa naninoa hono Razoky wanted izany?=))=))
novalian'i Jeankely ny 22/07/2007 05:01
2. rahiratra ( 20/07/2007 11:03)
Laozan'i Zazala manao tanisa fotsiny. I bazylou mbola mamatotra ny tapaka. Tsy maty marina ve ny baolina ry bazy eee=))=))=))
3. Jeankely ( 20/07/2007 11:14)
Manahoana ihany Rahiratra. Tonga ve ny hafatra?
4. kanota ( 20/07/2007 13:23)
Nidonaka hono bazylou?
5. Tanora ( 20/07/2007 20:41)
=))=))=))=))=))
6. kanota ( 21/07/2007 01:22)
Tandremo ry Tanora sao fanina ohatran'ny vazaha mihinamparaky (bazylou+Zazala+Tezitra)
7. Tanora ( 21/07/2007 22:59)
:roll::roll::{:{
8. Jeankely ( 22/07/2007 05:01)
Mivoaka afo ny sofiny dia any amin'ny fahantrana indray no ampidiriny. Asa avy taiza ireo 4-mis nofahanana tsak pop teo aloha???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.057