Andriana Vendrana + Andevo Nandra = Vahoaka tsy Mandroso

1. kanota ( 10/04/2008 00:19)
Gaga sa tsy gaga fa matoa tsy mandroso ny toerana dia ny mpitarika tsy mahavoa ary ny taritina pahana. Andriana Reraka miampy Andevo Nandra midika vahoaka resy tsy hety hivoatra aingana. Hampandrosoy ny ny faritra rehetra raha diso io
novalian'i penguin ny 24/04/2008 06:20
2. Jeankely ( 10/04/2008 01:48)
Kay. Dia avy aiza no toeranao Ra-zoky ?
3. zoky ( 10/04/2008 04:36)
Kay. Dia avy aiza no toeranao Ra-zoky ?

Jeankely: miala tsin za ra Jeankely fa ts za io an f ra kanota an, fa so hafangaron ny sasany ka voan tamba be eto ra > ! :D :D :D
4. ainaheri ( 10/04/2008 05:39)
zoky>> :-D :-D :-D


kanota>> ngah lasa monarque ndray ngah i gasikara ? Sao tsy hainao ny tnao lazaina ka lasa miteniteny fona nama a.........Aiza ho aiza @ lay Nandra sy Reraka ary ny misy anao e?
5. kanota ( 10/04/2008 06:16)
Rehefa samy manenina tsy Vendrana sy Nandra mifangaro ve? :lol: :lol: :lol:
6. Jeankely ( 10/04/2008 07:14)
Ho an'i "zoky": hafa ny Ra-zoky ary ilay mametraka loha-hevitra. Tsy mbola nifanena t@ "zoky" kely aho fa i Ra-zoky be io no mifanaraka amiko matetika.
7. papala ( 10/04/2008 08:08)
Andriana Vendrana + Andevo Nandra = kanota! HAZAVAO

mba ataovy tsara lay forum, fa matetika rehefa miditra ato aho de mahita soratra be fiedonedona fotsiny sady miseho milay be ny sasany an !be vava be sy manome tsiny ol fona! tsy hitako zay maha forum azy! 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O o^o o^o o^o o^o o^o
8. todisoa2 ( 10/04/2008 08:11)
kanota:

Gaga sa tsy gaga fa matoa tsy mandroso ny toerana dia ny mpitarika tsy mahavoa ary ny taritina pahana. Andriana Reraka miampy Andevo Nandra midika vahoaka resy tsy hety hivoatra aingana. Hampandrosoy ny ny faritra rehetra raha diso io


Azaa mifanositosika fa samy lazaina ro avy ero. Aza manambany ny ambany, va ianao no ambany saina voalohany.
9. mansoor ( 10/04/2008 09:10)
efa tsy mis tsony zao ny andevo sy andriana,raha toa isika ifanaratsy:COMPLEXE! zay lé ratsy!!!!(hialàna tsiny lé teny vahiny) :-D
10. kanota ( 10/04/2008 09:30)
Firenena voalaza tsisy fivoarana ve Vendrana sa Nandra iray trano??? :lol: :lol:
11. mansoor ( 10/04/2008 09:57)
badrahodra mits! :lol: :-D
12. todisoa2 ( 10/04/2008 10:38)
miombo-kvt @ mansoor
13. kanota ( 10/04/2008 10:51)
Ka ahoana no tezitra fa samihafa angaha ny Vendrana sy Nandra ary Badrahodra ? Hatrany @ milaza be diplaoma ka hatrany @ tsy nandia fianarana inona ? Misagnagnabe???
14. Jeankely ( 10/04/2008 11:06)
Sao mahavaky loha ny kanotan'ity
15. mansoor ( 10/04/2008 11:33)
iza no tezitra eo?nisy tezitra ngà tato?iza? :-D
16. kiadi ( 10/04/2008 11:43)
nareo ko ve tsy kôpy fa filana kisa nen'io eh!! mi_provoque io de veo iz mémé rery ao ambadikin'ny ordi_ny io!! aza mamaly ny adala fa ianareo ko no lasa adala hotran'azy eo! :-D :-D :-D :-D
17. Jeankely ( 10/04/2008 11:47)
Kay tsy vendrana intsony izany fa efa adala daholo indray ? Voa mafy mihintsy ?
18. niryna ( 10/04/2008 13:18)
kanota:

Gaga sa tsy gaga fa matoa tsy mandroso ny toerana dia ny mpitarika tsy mahavoa ary ny taritina pahana. Andriana Reraka miampy Andevo Nandra midika vahoaka resy tsy hety hivoatra aingana. Hampandrosoy ny ny faritra rehetra raha diso io

tsy mamokatra ilay fampandrosoana tianao ho tonga ,inona koa izao no hidiran'ny vendrana sy dondrona sy reraka sy nandra amin'izany.Miverina any aminao daholo ny teninao rehetra ka mitandrema amin'ny manaraka tsy hiteniteny tsy misy fiheverana fa mahamenatra olona.

Rehefa manoratra dia avadio foana foana ny lela vao miteny,inona no tombotsoa ho azoko raha miteny ity aho,mety mandratra ny olona ve izany, sa mahasoa izay mandray azy,tonga dia hita taratra ny fahatezerana ao anatinao,fa dia miala tsiny kanota ,a ampio ireo vendrana mba ho matsilo,omeo hery izy ireo mba hatanjaka ,any aminao indray izany izao no fanantenan'ny vahoaka ka dia miandry anao ny firenena .
Madagasikara tanindrazanay tany sarobidy masina tokoa,lova soa nomen'ny razanay taloha maty ho anao no tena lazanay..Mitsangana ry tanora a ,mitsangana fa aza manana ahiahy ...

19. sakaizakely ( 10/04/2008 13:20)
mba sambany tsy nivazavaza ndray zanety teto :roll: :roll: :roll: :roll:
20. mansoor ( 10/04/2008 14:48)
tena tsy azonny pokona mits lé zvtr tadiavinao ry kanota!tena marina ny an'i kiadi :roll: manadala olona fotsiny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1353