Andriana Vendrana + Andevo Nandra = Vahoaka tsy Mandroso

21. kanota ( 10/04/2008 15:02)
Ny hendry tsy hanaiky rebireben'ny adala. Rehefa samy adala dia misy levona. Mitsangana ry tanora hoy ilay iray eo ambony satria tsy namokatra ny zoky.
22. mignone ( 10/04/2008 15:14)
mbola zoky ihany no voatonony teto :-D :-D
23. kanota ( 10/04/2008 16:15)
zokinibe maivandoha + zoky loham-bomanga :lol: :lol: :lol:
24. mansoor ( 10/04/2008 16:28)
ary raha :ravina +vomanga=ravim-bomanga! :lol: ,ary raha ravina+mangazo?=ravitoto!! =)) =)) =)) =)) =)) =))
25. booboo ( 10/04/2008 17:10)
:-D :-D :-D
26. mansoor ( 10/04/2008 17:15)
kanota:ka hendry ary ve ny adala? :-D :-w
27. Jeankely ( 10/04/2008 23:55)
Ny adala milaza ny hendry ho adala. Hita @ fomba famaly fa ny an'i kanota mbola mampieritreritra. Ao ny mpifoka rongony mifaly manao resaka adala ary mitarika ny sasany tsy hikiloty avy eo miditra mampiresaka any @ sehatra fivavahana dia ireo nefa ilay milaza ho hendry angamba. Lasa saina mihintsy satria indraindray hoy ny mpampianatra hoe "dondrona daholo ianareo iray kilasy". Raha samy tsisy fandrosoana ary mitambotsotra ny fomba fiainana dia hendry ve izany?
28. mansoor ( 11/04/2008 09:03)
misy filôzôfy be kou ato zany! :-w
29. Jeankely ( 11/04/2008 11:54)
Raha ny fietsiky ny tsirairay dia hit fa misy efa ambony noho ny vazaha aza ny sasany miresaka eto ary tena tezitra raha voadona. Ny firenena anefa lazaina fa tsy tafavoaka koa raha tsy tafavoaka ny niandohanao, mahantra ny maro anisa any aminao, mitaraina miantso vonjy ny vizana fa tsy tafa dia midika ve izay fa mbola milay ianao tarafin'ny olona avy @ tany hafa ? Sa ireo voalazan'ny mpanokatra loha-hevitra ireo ?
30. penguin ( 24/04/2008 06:20)
Fanjakan'ny kely loha mitambatra handroso aiza ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1605