Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i penguin, milahatra araka ny daty
penguin ( 28/08/2009 05:44)
Tsy midika ho vahoaka Malagasy Manontolo ireo TGV
Tsy andron'ny fifanasana vangy izao hoy aho ka tsy hivalapatra hanaratsy ny hafa aho fa mampatsiahy fotsiny. Na feno olona aza teny @ kianjan'ny 13 Mai tsy midika fa tsisy olona intsony eran'i Madagas... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 13:51
penguin ( 24/08/2009 09:34)
Tsy fanasana vangy fa FITADIAVANA VAHAOLANA izao.
Mba menatra ry tarika tgv fa fotoana famahana olana ary fampandrosoana ny firenena izao fa tsy faly hiady sy hilaza ho mpandresy hatrany akory. Ny sasany dia milaza ny hoe : HIRAVAKA NY VANGINY satria... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:02
penguin ( 14/08/2009 14:41)
Ny lehibeny lazaina andrahandraina nanao sonia nofa aminy
Tena ady no hiafaran'ny tgvendrana ary efa asesiky ny vitan-dratsiny any amponja na ilay lehiben'ny AV7 niseho manenjika Ravalomanana fatratra iny aza.... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:02
penguin ( 14/08/2009 05:32)
Firy % ny PIB, harinkarena no vitan'ny miaramila gasy ?
Mitaraina ny mpiasan'ny Zone Franche ary mitady ny filaminana politika satria tsy ny mpanao politika hoy ny solon-tenandreo no voa raha tapaka ny AGOA fa ny mpiasa madinika. Inona no ataon'ny miaramil... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:25
penguin ( 13/08/2009 05:28)
ISIKA MALAGASY MANONTOLO sa zahay tarika TGV ?
Nanantintrantitra Andriamatoa Azhali Ben Marouf tarika Ratsiraka ary namaly ny fitenin-dratsirahonana hoe ny FIJERINAY ary famerimberenanity farany ny hoe izahay foana. Isiaka Malagasy iray manontolo ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:41
penguin ( 12/08/2009 14:16)
Ampiakaro JENERALY lay KAPORALY spesilista baomba sa bobaaa?
Ny Jeneraly efa tsy hamokatra ka manino moa raha ny kaporaly mahery fo manampahaizana manokana momban'ny baomba no tsy ampiakarina haingana ? Lazaina fa mahafoy ny ainy ny anao lahy ary tena tsy mipoa... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:47
penguin ( 11/08/2009 05:25)
Sehatra AVO fa tsy baomba kilalao izao ry zandary nofa a
Hatramin'izao resaka efa tafakatra avo ary arahan'izao tontolo izao izao dia mbola resaka baomba kilalao ihany no aseo ho hitan'ny vahoaka ao amin'ny TVM. Mba mahalala menatra ry tgvendrana mamporisik... tohiny
novalian'i penguin ny 14/08/2009 05:43
penguin ( 10/08/2009 05:48)
Isaorana ny karan-DRavalomanana Marc. Halevina ny FAT(y)
Tsy miala ny sainay vahoaka fa mbola miandry ny fahafahanao mody Andriamatoa Filoha Marc Ravalomanana. Isaoranay vahoaka ny kabarinao tao Maputo ary mbola miandry ny fahatongavanao amin'ny fotoana mah... tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2009 11:01
penguin ( 31/07/2009 15:27)
Mbola faly an-dresy ny vahoaka ihany vé ry tgvendrana a?
Mirehoka mafy tgvendrana isany fa nandresy satria nilefitra ny marina. Ny loza ho azy kosa anefa dia efa mihatonga saina ny vahoaka satria tsapany fa kay izy vahoaka no tena noresen'ny tgvendrana tami... tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 19:44
penguin ( 24/07/2009 15:05)
Ambodiomby tampenana fa ny ahiana aseo endrika an ?
Ny TGVendrana mijanona ho tgvendrana satria tsy mahalala ny atao hoe zon'olombelona. Ny tratra ambody omby aza mbola tampenana ny masony koa ny vao ahiahiana indray no lazaina fa mendrika ny hanehoana... tohiny
novalian'i fijo ny 25/07/2009 19:47
penguin ( 23/07/2009 07:26)
Aseo SARY sy ANARANA dia fiarovana ny AINY hoy ny tgvendrana
Tsy misy milaza ireo olona ho tena nanao ireo baomba tgvendrana ary tsy nisy fitsarana nefa dia naseo gazety sy tv ny anaranan'olona sy ny tarehiny. Dia nolazaina indray fa fiarovana ny ainy sao vonoi... tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 19:58
penguin ( 22/07/2009 05:57)
Toe-karena, sosialy ary ny politika TGVendrana
Milaza ny filohan'ny FAT tgvendrana fa "tsy maintsy mandroso Madagasikara" saingy vitan'ny resaka sy kabary atao tsianjery vé ny fampandrosoana ara-toe-karena sy ny fandaminana ny fiaraha-monina. Fia... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:06
penguin ( 20/07/2009 07:43)
Ny fanonganam-pajakana no manova ny toe-tsaina Malagasy
Tena mora ary tsara toetra ny Malagasy saigy nosimban'ny tgvendrana ny toe-tsainy. Ny mpitondra ara-dàlana azo azera mora fotsiny ary mangiana sy sifotra tsy manankatao ny manana ny rariny. Nanazava ... tohiny
penguin ( 16/07/2009 06:06)
Ny FAT sy ny Filohany tgvendrana no mbola ho valaka
Ny zavatra tsy mifotra ara-dàlana dia tsy maintsy mikorosy na ahoana na ahoana. Hafa ny miresaka ary hafa ny manatanteraka. Ny manoratra dia betsaka ny nanao ary efa hatramin'ny andron'ny repoblika v... tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2009 20:34
penguin ( 15/07/2009 06:24)
Robaina, potehina ny TIKO kay ILAINA ndray hoy tgvendrana
Nihaiky volana ny ministry ny vola benja fa miantraika amin'ny toe-karena sy fiaraha-monina ny fijanonan'ny orin'asa TIKO. Koa tsy izany vé no antony hanoanana azy sa ny famotehana sy fandrobana izan... tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:28
penguin ( 14/07/2009 05:53)
Ny PIC Nosy-Be indray no hireofan'ny TGVendrana
Midoka ny asa nataon'i Ravalomanana fa tsy hainy ny TGVendrana. Faly ery mirehoka ireo foto-drafitr'asa saingy tsy hainy na modiany tsy hita fa tsy asa natombony ireo hireharehany. Ny PIC Nosy-be hisi... tohiny
novalian'i penguin ny 15/07/2009 06:15
penguin ( 13/07/2009 14:14)
Farany manan-tsaina ny tgvendrana an
Tsy maintsy mandroso Madagasikara hoy i andry tgvendrana. Iza moa ny Malagasy tsy maniry ny hisian'izany. Ny toe-tsaina nefa vao maika simbaina ka asa na fandrosoana inona ary ao anaty firy taona ity ... tohiny
novalian'i penguin ny 14/07/2009 05:55
penguin ( 08/07/2009 06:08)
Tereo @ CAPSAT ny UE ry tgvendrana a
Ny Malagasy tsy ampy hery moa dia noterena tamin'ny CAPSAT ka asehoy eran-tany fa mahavita manery ny Union Européenne koa ireto CAPSAT gasy ireto e. Mahaleo tena ary mibotsina nefa mitomany fanampian... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:10
penguin ( 06/07/2009 14:45)
Assise Régionale namoahana hevitra NOTEREN-KOMASAKA
Mampiomehy ireo hevitra nolazaina fa tafavoakan'ny Fihaonam-bem-paritra. Ny hevitra rehetra novetivetesin'ny tgvendrana no tiana sy terena hivoaka ary lazaina ho hevitry ny olona amin'ny faritra. Amni... tohiny
novalian'i Noue ny 06/07/2009 19:36
penguin ( 01/07/2009 13:56)
Tsy membra ny Firaisambe Afrikana intsony Mkar oy TGVendrana
Nahare tsaho hono ry zalahy fa mandeha amin'ny fivoriam-be ny Firaisam-be Afrikana ny Filoha voafidy Malagasy Ravalomanana ka dia nanazava manokana ny HAT fa tsy misy Malagasy na iray aza mahazo mamon... tohiny
novalian'i diloo ny 02/07/2009 23:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.2334