ISIKA MALAGASY MANONTOLO sa zahay tarika TGV ?
1. penguin
(
13/08/2009 05:28)
Nanantintrantitra Andriamatoa Azhali Ben Marouf tarika Ratsiraka ary namaly ny fitenin-dratsirahonana hoe ny FIJERINAY ary famerimberenanity farany ny hoe izahay foana. Isiaka Malagasy iray manontolo no hizahavana vahaolana fa tsy ny tarika andry tgvendrana ihany. Raha tafaverinareo irery ny AGOA na manaiky anareo tgvendrana irery ny fianakaviambe iraisam-pirenena na koa ampy ny resaka Arabiaaa Saoooodiiitaaa dia AVY DIA ROAHY NY GIC FA VITANAY NY ANAY MALAGASY HOE.
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:41
2. xxx
(
13/08/2009 09:17)
RAhA tiana handroso madagasikara dia tsy mila tavany é,ireo sinoa sy karana ary efa be loatra mbola hampiana tavany koa ,madagasikara ho an'ny malagasy tsy vaky volo, antsika jiaby é!TSY MILA TAVARATRA MADAGASIKARA !!manjary misy baomba !
3. Mirananirina
(
13/08/2009 11:05)
penguin,azy ihany no tadiavina ka,miozongozona ny seza dia mitady vahaolana haingana izy,fa ny malagasy toa tsy heno mihitsy izay mba vahaolana azo na misy.
RAhA tiana handroso madagasikara dia tsy mila tavany é,ireo sinoa sy karana ary efa be loatra mbola hampiana tavany koa ,madagasikara ho an'ny malagasy tsy vaky volo, antsika jiaby é!TSY MILA TAVARATRA MADAGASIKARA !!manjary misy baomba !efa misy ny baomba izo koa inona moa fa tsy mitovy e :)
5. fijo
(
13/08/2009 20:11)
tena lasa gaigy ry zareo tgv fa very ny seza mba nangalarina teo,dia izao manjary misy hoe mitsipaka ny sonia vita.
tsy hainy fa vao miha manaratsy ny hoavy politikan'i tgv izoa hetsika ataony izao,ary i andry no tokonyhisaina hampangina an'ireo,fa rah atsy izany dia izy no voa voalohany eo
tsy hainy fa vao miha manaratsy ny hoavy politikan'i tgv izoa hetsika ataony izao,ary i andry no tokonyhisaina hampangina an'ireo,fa rah atsy izany dia izy no voa voalohany eo
6. penguin
(
14/08/2009 05:35)
Satria tsy mankasitraka ny solon-tenany lazainy handraindraina nanao sonia tany Maputo izany izy. Naninona no tsy andriamanjato richard no nalefa tany ?
7. terrywui
(
14/08/2009 15:52)
ZAHAY TARIKA TGV MITSY RY DONTO A !! de ahoana ?? haninnn ? hanorana ve ?? hanavandra ??
