Ny fanonganam-pajakana no manova ny toe-tsaina Malagasy

1. penguin ( 20/07/2009 07:43)
Tena mora ary tsara toetra ny Malagasy saigy nosimban'ny tgvendrana ny toe-tsainy. Ny mpitondra ara-dàlana azo azera mora fotsiny ary mangiana sy sifotra tsy manankatao ny manana ny rariny. Nanazava ny kolonelyn'ny zandary fa afaka mamoy ny ain'ny namanany ny mpitarika mpanao politika saingy tsy hainy fa ny tenany ihany no resahiny. Ny bombe tsy resaka zaza ary sahirana na ny tany mpanankarena aza ka izany no mipoitra satria ny fitiavan-tena no manjaka nefa milaza ho mpivavaka avokoa. Samy mahita ny vokany eto ka samy mifaly amin'ny vokatry ny natao. Azera mora ny mpitondra saingy ny mangiana sy ny tena ratsy toetra izay tsy miaraka miandry eto ihany.
2. essera ( 20/07/2009 08:27)
Le resaka ara-dalàna alou aza ventesina intsony eto rapenguin fa lany daty a. Ara-dalàna izany am légaliste mira terrorisme. Normaly be i Sarla sy Lily raha hampihinana ny mpanara-dalàna safiotra.
3. xxx ( 20/07/2009 09:09)
ireo no atao oe legaliste,ary ny baomba artisanal tsy hay hoe iza no nanao azy ny fantatra aloha dia betsaka ny cinema satria efa mihamandroso ny tolona ary tsy maintsy mandresy ny tolona
4. rayasin100 ( 20/07/2009 10:39)
Zah aloha dia tsy T n'iza n'iza na Tgv na Tim na haT. Tsy misy iraharahiako izany, na art - adalana na art is anal na art inona , na coup de Ta na coup de Foudre , fa izao ihany ny mpanao politika malagasy dia izireo foana no teo sy mifamadibadika eo. efa samy fantatra ny fomba fanao mahazatra izay tsy misy nohatsaraina. ny nahasihafa azy fotsiny dia tamin'ny 2002, nipoaka ny tetezana dia tsy nisy ny tetezamita fa rehefa vita ny autoproclamation dia azo ny aradalana saingy naongana ihany fa tsy eken'ny maro, ny 2009 indray misy ny tetezamita fa mbola hipoaka, na dia natao ny investiture mba ho aradalana aza dia tsy maintsy hiala koa fa tsy eken'ny maro. Ngah dia lany olomanga ity Dago ity e! ka dia tsy maintsy hoe Dada na Dadabe na Razaflemena na Papa na boikely ve???. :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: Ndeha mba hapetraka ny fanotaniana hoe Mpanao politika tahaka inona no ilaina? ary politika tahaka inona no ndeha atao ?
5. essera ( 20/07/2009 11:20)
ireo no atao oe legaliste,ary ny baomba artisanal tsy hay hoe iza no nanao azy ny fantatra aloha dia betsaka ny cinema satria efa mihamandroso ny tolona ary tsy maintsy mandresy ny tolona

Asaivo miditra aty ange le GTT ireo raha tafaverina any France sns an tsony e. Ara-dalàna ara'dalàna nefa teny ratsy ts teny ratsy eo anoloan caméra.

6. benkintana ( 20/07/2009 16:12)
KIIIIII na ny maman'elah aza lesy ty essera tsy voaron'elah ,aza kondrana ihany ,resaka sandry ve sisa no dinika ataon'elah eto klé,arovy alou ny bôfin'elah zay vao miaro ny bavin'elah elah ,AZO VE ?halaiko ndray mantsy rahalina :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2149