Aseo SARY sy ANARANA dia fiarovana ny AINY hoy ny tgvendrana

1. penguin ( 23/07/2009 07:26)
Tsy misy milaza ireo olona ho tena nanao ireo baomba tgvendrana ary tsy nisy fitsarana nefa dia naseo gazety sy tv ny anaranan'olona sy ny tarehiny. Dia nolazaina indray fa fiarovana ny ainy sao vonoin'olona nefa hita izao fa izay mihintsy no tiana atao. TGVendrana tena tsy izy na resaka làlana na resaka inona na inona nefa ny fampandrosoana toe-karena no atao angoan-tenda.
novalian'i fijo ny 23/07/2009 19:58
2. essera ( 23/07/2009 09:53)
penguin:
Dia nolazaina indray fa fiarovana ny ainy sao vonoin'olona nefa hita izao fa izay mihintsy no tiana atao.

Izany principe izany ry manam-pahaizana d efa ela no nisy fa tsy foronina.

penguin:
TGVendrana tena tsy izy na resaka làlana na resaka inona na inona nefa ny fampandrosoana toe-karena no atao angoan-tenda.

Fa hatraiza alou ny fahaizanareo lalàna alohan'ny tena hidirana lalina sao mitsoatsoaka eo avy eo.
3. xxx ( 23/07/2009 10:28)
Hoy penguin
Dia nolazaina indray fa fiarovana ny ainy sao vonoin'olona nefa hita izao fa izay mihintsy no tiana atao. T

Tadiavin'ny hat justice populaire ary ty zafera ty ,zay no tadiaviny nte hiseho eo imasom-bahoaka fa miaro ny fozaorana,polifikana vendrana
4. essera ( 23/07/2009 10:40)
Io fa makiana leazhhaaaaaaaaaaa


5. Mirananirina ( 23/07/2009 10:55)
vitandrizareo ny manosopotaka ny olona tsy manatsiny,noho ny fiarovana sy taotra tsy hahazo seza intsony,raha tsy vendrana ny gasy ko tsy hahalala hoe;cinéma daholo ireo.
6. essera ( 23/07/2009 11:15)
vitandrizareo ny manosopotaka ny olona tsy manatsiny,noho ny fiarovana sy taotra tsy hahazo seza intsony,raha tsy vendrana ny gasy ko tsy hahalala hoe;cinéma daholo ireo.

Mme Mirananirina, tsarovy fa i Dada no efa nahavita record milay b amin'io fampidirana oul am kizo io. Fanahin-jaza tsotra izao, tiako iry d tsy maintsy anah, tiako iry d esorin'lah eo io fa tiako io taniny io, hatrany am fiharian-karena fa sao adinonao. fehezo ilay santimaka fa manjary ny nataon'i Dada no ventesinao eo a.
7. Mirananirina ( 23/07/2009 11:22)
Mme Mirananirina, tsarovy fa i Dada no efa nahavita record milay b amin'io fampidirana oul am kizo io. Fanahin-jaza tsotra izao, tiako iry d tsy maintsy anah, tiako iry d esorin'lah eo io fa tiako io taniny io, hatrany am fiharian-karena fa sao adinonao. fehezo ilay santimaka fa manjary ny nataon'i Dada no ventesinao eo a.

marina tsy misy diso izany ry Mr Essera.Izay no tsy hiarovako azy,nefa nahoana no tohizin'i TGV io.Efa ratsy mbola atao ihany.
8. Mirananirina ( 23/07/2009 11:54)
Penguin,dia ahoana ity ,nefa ny olona efa voatonotonona Ce ne sont pas effectivement des vraies bombes. Ce sont des pétards à la puissance un peu plus forte », a-t-il déclaré. Vu dans l'Express de Madagascar
9. fijo ( 23/07/2009 19:58)
Izany principe izany ry manam-pahaizana d efa ela no nisy fa tsy foronina"
inona le principe efa nisy ela io ry essera,???????mba lazao amiko hoe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0551