Tsy midika ho vahoaka Malagasy Manontolo ireo TGV

1. penguin ( 28/08/2009 05:44)
Tsy andron'ny fifanasana vangy izao hoy aho ka tsy hivalapatra hanaratsy ny hafa aho fa mampatsiahy fotsiny. Na feno olona aza teny @ kianjan'ny 13 Mai tsy midika fa tsisy olona intsony eran'i Madagasikara fa dia mbola mifanosika ny olona eran'ny tsena rehetra hafa ary samy mbola feno olona ny any an-trano. Tsy misy afaka milaza ho tompon'ny vahoaka ary tsy izay sahy miteny ihany no olombelona fa mba mpiasa sy mamokatra ihany koa ireo olon-tsotra tsy miteny. Taiza ary iza no milaza fa tompon'ny vahoaka ny TGV? Tsisy izany. Ka hampiadiana ve izany sa sarahiny ny vahoaka Malagasy ? Tsy misy fampandrosoana azo amin'izany fa faty antoka no ho azo. Noho izany ny fifanarahana sy fifandeferana no atao.
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 13:51
2. bazylou ( 28/08/2009 10:54)
tsy midika koa hoe satro bory na tim daholo, koa :-D :-D
3. AndriambyII ( 28/08/2009 11:16)
Ary tsy midika hoe ny mpandova ny patrimoines gouvernementaux ihany akory no atao hoe malagasy ! na ny mpivarotra rongony sy toaka, ny mpivaro-body aza dia malagasy daôly daôly!!! PPPPFFFFF !!! :p :p =)) =)) 8)
4. locl ( 28/08/2009 11:26)
Ry bazyl hoa dia tsy mahay hafa tsy ny manratsy ihany, tena hita hoe taranaka TGV
5. xxx ( 28/08/2009 11:51)
Ry basse loha sy ry vendrana reo no vahoakan'ny tgvendrana ,tsy hitan'i locl angaha le jeune africain tao @ny jeune afrique niteny hoe: dia manatena angaha ty rajoelina fa hanjaka en paix ,tsy misy io hoy izy ,ny sanction économique efa hiainana fa ny sanction politika sisa aleo ho avy ny sadec fa tsy olana é!ny fahatongavan'ny sadec no tena fandresen'ny VAHOAKA izany hoe tsy victime ny coup d'état intsony madagascar fa mba ho firenena afaka ,fa tsy andevozin'le firenena iray maporisika an'i tgvendrana eo a@pouvoir mba ho manipuler-ny sy hangalarany pétrole dia mody omena fanampiana ,hampiana hono fa firenena mahantra refa avy nangalatra tany amintsika izy soa fa mba misy olona nahita fianarana mahafantatra an'izany !
6. AndriambyII ( 28/08/2009 12:15)
Ka io anie miankina marina @ ressources de richesses ao Mada foana é ! Petrole , gaz naturel , pierres precieuses , lanthanides .Ireo no tena fototra .
Ny resolution-ny bleme 'ny Madagasikara dia ny ireto:

Metalurgie avancée
Siderurgie de pointe
Productions des éléments chimiques à grande echelle
Usinages des outils de productions (engins agricoles ,engins d' exploitation miniere ,engins d' extraction gaziere et petrolifere ,engins de traitement des mineraies ).

Ireo ra xxx4 no tokony atao aloha .

7. terrywui ( 28/08/2009 12:20)
mihetsika ra pengx sy ny androbeny ! io fa tsisy fantany ndray zay soratany fa midelira otran'ny voan'ny GHX lery ! de ndana ndray elà ra pengx mitory an'i amin Rahery ndray oe zay nopain'i andrywui oe ,
iny mantsy no mba biby fampitahoranlah ny kofy ato ze rahery kely iny !
--ndana ndray mikonetaka any amindrahery ee! haingana elà !! ha ha ha !
8. ronaldo09 ( 28/08/2009 12:32)
TGV daholo ny Gasy satria ny TGV no nampandositra sarety mpivaro-dronono vendrana e!I dadan'itena isany io teneniko io! VIVE TGV
9. xxx ( 28/08/2009 12:44)
Hira kely ity .
Refrain: ôh ôh ôh ,ombin-tsaretin-dRavalo iny ôh!
ôh ôh ôh ,ombin-tsaretin-dRavalo iny ôh!
ombin-tsaretin-dravalo iny ô ,
miakatra ny renivohatra ,
mampiakatra ireo kely vokatra ,
hamelomam-bady aman-janaka,
Ref:ôh ôh ôh ,ombin-tsaretin-dRavalo iny ôh!
ôh ôh ôh ,ombin-tsaretin-dRavalo iny ôh!
Mbola misy foana ny Malagasy independant ohatranay ry Ronaldo09 fa aza manao fitsarana bolangina ohatr' izany ah !
Tsy pro- R8 , no tsy pro- n' iza n'iza !!!
10. penguin ( 28/08/2009 12:57)
Tsy miova ny teninay fa tsy afaka hitondran'i Madagasikara sy ny Malagasy rehetra ny tgv na hafa raha tsy manaiky fa fifampiraharahana ity ary hikambanana ny firenena. Na milaza maharesy aza i bazylou dia ny vahoaka maro an'isa no refotra ka mifalia amin'ny fahorian'ny maro satria maharesy tokoa.
11. terrywui ( 28/08/2009 13:13)

Efa ren drapengx moa le oe ze tompompahefana no mandidy ??
--efa ren lah ve zay ? ka mitetika ny hitondra inona eto amin'ny firenena zay olona efa nitsoaka sy tsy mpitondra intsony ? miandry ze sitrapon'ny Mahery e! adalanlah no te hitsoatsoaka any ka eo vao oe zao a zao !

--Ny tgv aloha zao no mitondra baolina hatramzao !!! mbola izy no legal !!ny ankoatr zay amorontevana daolo ka zay bevaka eo voatosika any ambany any !!
12. xxx ( 28/08/2009 13:15)
terrywui:

--Ny tgv aloha zao no mitondra baolina hatramzao !!! mbola izy no legal !!ny ankoatr zay amorontevana daolo ka zay bevaka eo voatosika any ambany any !!


Mangalatra hoe ?


13. ndotofetsy ( 28/08/2009 13:37)
ataon i sarla mirehatra eo fa ataovy na tgv io na inona tifirin i sarla daholo
14. terrywui ( 29/08/2009 08:57)
o pengx a! tamin'i Ravalo teo moa heverinlah fa nisy nahazo nitsabaka taminy na nanao fifanarahana taminy zany ? azo niresahana ve izy ? azo nanaovana resaka toy izao atao amin tgv zao ve ravalo tam zany ? mba lazao kely ? fa ref ny olona zao no mba manao de lazaina fa tsy mampiasa demokr e! ratsy toetra e ! tokony hitambarana e ! sa manao vaindrahalahy ve ra- aradalana a ! ze miseho eo d ekeo na ho innnn na innn e !! tsisy hanao ze ahafaty azy mitsy koa eo e! zahay ve no tompon'ny fahefana de elah no ataonay Prezida sy ho mpitondra vetivety eo !! mba
15. bazylou ( 29/08/2009 11:18)
tapidala kala le tim le aza, beuurrk :-D :-D
16. pikatti ( 01/09/2009 13:51)
tapidala kala le tgvendrana le aza, beuurrk

zany anie basseloha efa mazava é

dia manatena angaha ty rajoelina fa hanjaka en paix ,tsy misy io hoy izy ,ny sanction économique efa hiainana fa ny sanction politika sisa

efa mihaina ao ambony ao ry zalahy reo e,zany refa tsy misaina :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0589