Tereo @ CAPSAT ny UE ry tgvendrana a
1. penguin
(
08/07/2009 06:08)
Ny Malagasy tsy ampy hery moa dia noterena tamin'ny CAPSAT ka asehoy eran-tany fa mahavita manery ny Union Européenne koa ireto CAPSAT gasy ireto e. Mahaleo tena ary mibotsina nefa mitomany fanampiana ary mitomany ho marina sy mitondra ny feon'ny Malagasy rehetra. Tsy mankasitraka tgvendrana koa izahay vahoaka Malagasy mandala ny ara-dalàna. Foronina ny resaka bombe nefa hita izao fa resabe.
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:10
2. ouiandry
(
08/07/2009 06:16)
elah ry ledondrona ty akombony ny vava refa tsy mahalala ninn a! fa angaha niteny ny UE oe avereno i lé8, fa ny koziny d oe alamino alou ny politika hiverenan'ny filaminana, d eo elah no faly ery kanefa i lé8 no rangory fototrin'ny afo fa efa hilamina tsy hoela io less fa efa leo ny fampanantenana pokaty ny EX-mpiasan'ny TIKO tonga mivory ao @ Magro d efa manomboka miala ila, PETSA ndray rapaingotra!
3. Mirananirina
(
08/07/2009 10:13)
elah ry ledondrona ty akombony ny vava refa tsy mahalala ninn a
tsy misy afatsy izao no mba hay.
Mahaleo tena ary mibotsina nefa mitomany fanampiana ary mitomany ho marina sy mitondra ny feon'ny Malagasy rehetra
marina mihitsy izany ry penguin.Mila fanampiana daholo izay eo,nefa maneso ny teo aloha.
4. lolabe
(
08/07/2009 10:19)
Merci lesy ouiandry a, ohatr'izany mintsy ny fanaovana azy, ka ny andry zala anie tsy ny loha no misaina fa ny ... e, aza fahanana lainga oa ny zaza kamboty ao @ magro ao, ra-8 n'iala efa tsy tafa eto tsony no mbola tadiavin'iala haverina eo ihany, sao de le TIMondrana no betsaka fa ra favy de mba mangala ko hafa noho ny CAPSTAT ra mazaka e, iala isany eo @ magro eo ihany no sisa manohana an'i ra-8 fa nga tsy hitan'iala isany ny teny mahamasina t@ 26 juin, fa olona adala sy kentrina daholo zany ireny? fa ialahy isany ihany no tena favy? Hilamina tsy hoela lesy io beby e, fa ra-8 tsy tafiditra eo tsony zany,
5. xxx
(
08/07/2009 10:34)
lolabe:
tsy hitan'iala isany ny teny mahamasina t@ 26 juin, fa olona adala sy kentrina daholo zany ireny?
ENY
6. ouiandry
(
08/07/2009 11:04)
lolabe:
Merci lesy ouiandry a, ohatr'izany mintsy ny fanaovana azy, ka ny andry zala anie tsy ny loha no misaina fa ny ... e, aza fahanana lainga oa ny zaza kamboty ao @ magro ao, ra-8 n'iala efa tsy tafa eto tsony no mbola tadiavin'iala haverina eo ihany, sao de le TIMondrana no betsaka fa ra favy de mba mangala ko hafa noho ny CAPSTAT ra mazaka e, iala isany eo @ magro eo ihany no sisa manohana an'i ra-8 fa nga tsy hitan'iala isany ny teny mahamasina t@ 26 juin, fa olona adala sy kentrina daholo zany ireny? fa ialahy isany ihany no tena favy? Hilamina tsy hoela lesy io beby e, fa ra-8 tsy tafiditra eo tsony zany,
tsisy koi lesy lolabe ah, efa tenena fona anie reo mpiondana reo oe tsy private society akory i Madagasikara ka eretrereten'i lé8 ho anazy samyrery, d ny tena mandreraka @ reto OSY MAINTYNY eto @ serasera d rah vomikozy enao d lazaina fa befialonana, sy hoe tsy tia an'i lé8, marina fa ny anay fianakams andrywui alou personnel ilay resaka satria nopehan'i lé8 ny fanananay fa tsy zahay rery no nizaka an'izany fa io zao manome porofo ihany koa ny Rélais des Volcans fa victime an'ilay Tojo mpandrongony iny d inn njay lazain'i kala noue sy lehery mbola miaro anzao aradalana aradalana zao, efa fantatra zao fa manangombola ny GTT hamatsiana ny fanankorontanana aty dago d mbola aradalana ve zany, PETSA LEHERY FA TSY AMPY io njay ny antsika fianakams an!
7. xxx
(
08/07/2009 11:23)
Hay ve resaka valifaty daholo ny ato é!ny an'ialahy no tehomen'la azy!dia 'zao indray alain'ialahy!fa iza marina ianareo mpitolona ireto é?efa ho 50 taona no hoe mahaleo tena ny gasy nefa mbol izao ihany?ka raha izany tsy mila n'iza n'iza fa aleo samy manana ny sambony dia tsy mifampibaiko fa io no tena tsy tantin'ireo manana complexe de supériorité ireo?mihevitra ny tenany fa ambony nefa ny sainy mirefarefa tsy tafakatra mihitsy é!"mitomany ny taniko!;'meo bonbon HANGINA"
8. Onjakeli
(
08/07/2009 12:16)
Maninona tokoa raha ampiasaina indray ry capsat hanery ny CI hankatoa ry Debakely an!eo no mitotototo tsy aminapa eo. Hitonmbo eo ihany ny surmenage nla. ny capsat ne no herinareo e, hanao inina fotsiny ry kaomanda sarla nomena vola amin'ny gony ireny no tsy hampanaovina ny asany.
Asehoy amzao tontolo izao fa mahavita azy ny capstat raha mafy be fa aza manala-baratena fa sao de tratran'ny daka vody eo indray.
De ry mpiondana tsy misy saina koa amzany de tena hita mihitsy oe mitorona, tsy mahay miteny afa tsy amin'ny alalan'ny lohamboto, manopa, miteny ratsy,
tsy mifina ny havendrananareo e!
Aza manofy atoandro ra oui andry a, milamina am in. tsy ho ela de ho azonay ny ffitondrana fa tsy tin e!
Ka ravalo ne r'ise no ara-dalana e, aiza ary nareo izany, mitorona tokoa.
Fototry ny afo aona ary, raha tsy otranareo ny olona ka tsy nahita ny adalan'ny capsat teny iavloha sy teny antanimena. Fotory ny afo a fototry ny afo. mba mianara aloha vo miteniteny foana fa tsssssssss
Olona voakarama ve ny teo mahamasina de mba izestiavana. Ho avy tsy ho ela otran'ny volan'ny cnapas ra8 de hitantsika eo e,
Lehilahy ry Vendrana raha mahavita am-pilamina an'io
hi hi hi hoi ho h o h