Sehatra AVO fa tsy baomba kilalao izao ry zandary nofa a

1. penguin ( 11/08/2009 05:25)
Hatramin'izao resaka efa tafakatra avo ary arahan'izao tontolo izao izao dia mbola resaka baomba kilalao ihany no aseo ho hitan'ny vahoaka ao amin'ny TVM. Mba mahalala menatra ry tgvendrana mamporisika ireto zandary vendrana ireto a. Mba nianatra sy mandalina koa anie ny vahaoaka na tsy miaka-potsiny sahalan'ny grady veendrana aza e. Ela isany no afaka manantona ny tambohon'i andry tgvendrana fa tsy ilainay ny momba azy ary tsy misy sahy hanantona anareo matanjaka satria ny saina ny anay no niasa fa tsy ny basy na ny an-tery akory. Dia inona no vitan'i charles kely tany Maputo ohatra fa tsy nisanana fotsiny ? Ny marina tsy maty fa tohizo ny mendrika ry mpanohana an- DRavalomanana Marc a.
répondu par penguin le 14/08/2009 05:43
2. essera ( 11/08/2009 06:17)
Hatramin'izao resaka efa tafakatra avo ary arahan'izao tontolo izao izao dia mbola resaka baomba kilalao ihany no aseo ho hitan'ny vahoaka ao amin'ny TVM.

Fa afenina indray ve ry manam-pahaizana no fanao an'ireny.

Mba mahalala menatra ry tgvendrana mamporisika ireto zandary vendrana ireto a.

Raha zandarin'i Ravalomanana ireo d hafa kokoa ny fiteninao rapenguin. Oh : "Tena manao ny asany ny mpitandro ny filaminana".

Mba nianatra sy mandalina koa anie ny vahaoaka na tsy miaka-potsiny sahalan'ny grady veendrana aza e.

Zao le mbola toe-tsaina tsy hivoatra mihitsy fa tsy mahataty ny mahita oul misondrotra.

Ela isany no afaka manantona ny tambohon'i andry tgvendrana fa tsy ilainay ny momba azy ary tsy misy sahy hanantona anareo matanjaka satria ny saina ny anay no niasa fa tsy ny basy na ny an-tery akory.

Zao ilay fomba fiady mody manao ramampalahelo nefa kibay ankelika ihany. Miandry an'le ankodimirana.

Dia inona no vitan'i charles kely tany Maputo ohatra fa tsy nisanana fotsiny ?

Ravalomanana nanana gorille goavana d goavana maromaro tany, sa tsy nahita. Ka maninona raha miandraikitra ny sécurité an'i Andry lery d diso v sa tsy maintsy miera am filoha hajaina Ravalomanana alou iz.

Ny marina tsy maty fa tohizo ny mendrika ry mpanohana an- DRavalomanana Marc a.

Tena marina mits zan fa zao, Dada efa niteny fa hoe miverena amin'ny asa aman-draharaha am zay fa aza miaka-pofona am tsy antony intsony alou. Izy mbola hanao vacances. Normaly b zan rehefa mba vita ny préliminaire an'ilay fifanarahana tam iz efa-tonta.


3. ntss ( 11/08/2009 10:44)
Aleo ngamba aseho an'i Essera mitsy ny tenin'ny dadany tamin'izy niaiky fa resy ta Maputo fa so tsy tadidiny le oa ndana miasa.
http://www.youtube.com/watch?v=ldrEupWIixw
4. ntss ( 11/08/2009 10:54)
Aleo ngamba aseho an'i Essera mitsy ny tenin'ny dadany tamin'izy niaiky fa resy ta Maputo fa so tsy tadidiny le oa ndana miasa.
http://www.youtube.com/watch?v=ldrEupWIixw
5. penguin ( 11/08/2009 10:57)
Mbola mamorona baomba kilalao ihany ny zandarin'ala tgvendrana. Fa sahalan'ny ahoana ity baomba mipoaka manahirana eran-tany ireny sa afaka hiantsoana zandary tgvendrana dia tsy mipoaka fa hitan'ny zaza nilalao na polisy nipipy tamin'ny toerana tsy fipipizana ? Rehasaka fifandraisan'ny Madagasikara amin'ny firenena eran'izao tontolo izao no hezahina haverina izao ary tsy zakan'ny tgvendrana satria tsisy saosy miditra sady tsy mbola tonga ny Arabiaaa Saouuuuudita nolazaina ho tonga herinandro miaraka amin'ny entana filana an-davan'andro.
6. essera ( 11/08/2009 11:12)
Aza miakapofona b enao rapenguin fa mitovy ihany ny soratra mivoaka eo na velesinao mafy ilay clavier na mora.
:-D :-D
7. fijo ( 11/08/2009 22:51)
izao dia vao miha mazava fa ry zareo HAT ihany no manao ity baomba ity.iza ry zareo tsy faly amin'i andry,dia io fa eny indray no mody apetraka ilay horonan bovoka tsy hipoaka
8. penguin ( 12/08/2009 14:11)
Tsy misy henatra ary efa rakatry ny olona ka anaovan'ny olona fihomehezana ny zandary nofa manao resaka baomba kilalao tsy mipoaka
9. fijo ( 12/08/2009 21:29)
aiz ako efa herinandro no hoe efa hita teny ilay sase kely dia herinandro ve ry zareo dia tsy nipoaka tsy efa niverina naka azy teny ilay nametraka azy???kyyyy
10. penguin ( 14/08/2009 05:43)
Izany no resabe ka lasa fakana sary ny baomba gasy raha mamono olona any andafy any. Fampiresahana ary hain'ny olona nefa anie ka olona na zandary be grady tsy mahalala menatra. Tsy misaina rehefa mandray ondana hatory fa dia faly mamorona abobo ho an'ny vahoaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2158