Tsy membra ny Firaisambe Afrikana intsony Mkar oy TGVendrana

1. penguin ( 01/07/2009 13:56)
Nahare tsaho hono ry zalahy fa mandeha amin'ny fivoriam-be ny Firaisam-be Afrikana ny Filoha voafidy Malagasy Ravalomanana ka dia nanazava manokana ny HAT fa tsy misy Malagasy na iray aza mahazo mamonjy izany fivoriana izany. Mahazo mandeha any sahala ny "touriste" rehetra i Ravalomanana hoy ilay FAT Benja fa tsy midika inona. Ny mampiomehy anefa dia lasa gaigy ry zalahy satria nasaina tamin'ny fomba mihaja anaty lay ary tretrika erak'i Afrika ny tgvendrana nefa tsy mbola Fantra ho ara-dàlana. =)) =)) =)) Eo samy fanina eo izany é ?
novalian'i diloo ny 02/07/2009 23:41
2. rahiratra ( 01/07/2009 14:07)
Efa nosokafan'i zaytinao ty kôzy ty saingy tsara fa nahamafisinao satria tgvendrana mirehareha amin'ny tsy izy sady lany andro mihintsy miditra amin'ny fandaharana etsy sy eroa.
3. essera ( 01/07/2009 14:31)
4. essera ( 01/07/2009 14:31)
Oups :

aiza ho aiza i Dada :

5. Noue ( 01/07/2009 14:48)
dia iza sy iza avy hono ireo less ry essera ??
6. essera ( 01/07/2009 15:02)
Ty lohateny ity ange d efa diso e. Andraso asaina mikaroka an'io hoe : tsy ao anatin'ny UA intsony i Madagasikara ze nanoratra an'io. Izay ange no itenenako hoe : misy bado mahay manoratra e.
7. Noue ( 01/07/2009 16:24)
aleo aloha vita ilay sommet dia ho hita ny fandehany ee
8. locl ( 01/07/2009 18:17)
tena hita hoe marary fo be essera sy ry TGV fa tsy lasa any Afrika, mahaiza mipetraka @ place nomena anareo, matoa hianareo tsy nasaina dia mbola tsy reconnu no tsy misy olona sahaza ny seza any fa olona jiolahimboto daholony HAT
9. Noue ( 01/07/2009 19:10)
satria saika hi-zesta oe debut de la reconnaissance tsinona io ?? :-D :-D :-D :-D
10. fijo ( 01/07/2009 20:57)
tsy hisy fiovana mihintsy ao,raha tsy misy rafitra mijoro hitondrana ilay tetezamita.
11. essera ( 02/07/2009 04:19)
locl:
tena hita hoe marary fo be essera sy ry TGV fa tsy lasa any Afrika, mahaiza mipetraka @ place nomena anareo, matoa hianareo tsy nasaina dia mbola tsy reconnu no tsy misy olona sahaza ny seza any fa olona jiolahimboto daholony HAT

Oadray letie, mapmé koa ange elah zan ry locl e, nisitrika daholo ange lisany nanontaniana hoe invité officiellement ve ravalo.




12. dadabe ( 02/07/2009 04:46)
:-D :-D fa angaha ra8 tsy nantrika 26 juin leaza ??
13. essera ( 02/07/2009 05:13)
Tao am tv+ Dada no namoaka ny vetso2 pony, nanao ramapalaelo be mihits lery ar nis nanganohano mihitsy ny mason'ny zanany. Fa zao anefa kôpy ihany ah hoe : Il est un bon comédien celui-là !!!
14. pikatti ( 02/07/2009 17:44)
sary lany daty koa zany miala any zany ,
hotran'ny hitako ndray le resaka tany ADDIS ABBEBAS hoe n"noraisina t@ tapis rouge ny tgv" kay resaky ny miala waian sisa
zao ndray de hoe "zahay no tsy te ho any na dia nantsoina aza " :-D :-D
15. fijo ( 02/07/2009 21:44)
efa fomba famalianamahazatra io,nefa raha tena nantsoina tany,na dia hoe hamafa kiraro fotsiny aza ,ngamba tsy ita indray fa voahodina indray ny air mad
16. diloo ( 02/07/2009 23:41)
:-D :-D tena mampiohome mihintsy ny défoulement ato .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0612