Assise Régionale namoahana hevitra NOTEREN-KOMASAKA

1. penguin ( 06/07/2009 14:45)
Mampiomehy ireo hevitra nolazaina fa tafavoakan'ny Fihaonam-bem-paritra. Ny hevitra rehetra novetivetesin'ny tgvendrana no tiana sy terena hivoaka ary lazaina ho hevitry ny olona amin'ny faritra. Amnistie selective hoy ry tgvendrana ohatra nefa izany no efa nolazain-dry zalahy hoe hatreo amin'ny faran'ny Décembre 2008 ihany ka ny vahoaka no fitahina. Nolazaina fa mikaon-doha ny vahoaka avy amin'ny faritra nefa eo ry zalahy na manokatra, na manakatona, na mandahatra ny hevitra higorisagorisa any amin'ny hevitra TERENA HO MASAKA. Madagasikara dia firenena ka ho hita eo izany hoe tsy hisy fitokonana izany intsony. Ity taonan'ny olona mahazo mirotsaka ho Filoham-pirenena izay hampidirana an'i andry tgvendrana koa eo ihany. Mampiomehy saingy ny firenena no hanao resaka miodikodina eto hatrany.
novalian'i Noue ny 06/07/2009 19:36
2. swann ( 06/07/2009 16:13)
sao dia mahery loatra ny fomba fiteninao ? ny hevitra avoaka tsara fa manjary mampiady anie raha manao vava ratsy toy izao e ;rehefa mitombona ny hevitra avoakanao dia na tsy manao taimbava be aza dia hain'olona foana
3. Noue ( 06/07/2009 19:36)
ka ilay kosa aloha dia tena marina fa iny assise iny dia assise à la FAT(Y) ee! ry zareo ihany tsinona no nanatrika io assise io !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0463