Tsy fanasana vangy fa FITADIAVANA VAHAOLANA izao.
1. penguin
(
24/08/2009 09:34)
Mba menatra ry tarika tgv fa fotoana famahana olana ary fampandrosoana ny firenena izao fa tsy faly hiady sy hilaza ho mpandresy hatrany akory. Ny sasany dia milaza ny hoe : HIRAVAKA NY VANGINY satria namono. Aza adino fa ny vahoaka no sahirana ka asa na izany ve no rehareha sy vangy hiravahana. Tsy ady ahitana ny mpandresy ary hanidiana ny vavan'ny resy izao fa fizahavana ny endrika hivoaran'ny tanindrazana.
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:02
2. locl
(
24/08/2009 10:53)
Angaha moa izy mahalala izany fa ny vola sy voninahitra ihany no ady eo. Olona tsy mifadi-trovana ange ireo e!
3. Mirananirina
(
24/08/2009 12:51)
ny an'ireo anie ka fankahalana an-i Ra8 fa tsy fitiavantanin-drazana e.Vita izay ny valifaty,manomboka ny fihinana sy fampitahorana etsy sy eroa.Ny fandrahonana koa etsy andaniny misesy dia misesy.Tsy ho ela sisa ra tgv รดรด.Tsy hiongana eo koa angaha ianareo na ho ela na ho haingana e.Raha tena mafy,havoty ny firenena.
4. remahity
(
24/08/2009 15:03)
je suis contre TGV, mais tsy gaga aho raha miziriziry i TGV, c'est RAVALOMANANA qui lui a tout appris :
Souvenez -vous du DAKAR 2
on signe l'accord de la main droite,
on le gomme de la main gauche,
ainsi va la politique Malgaache
Souvenez -vous du DAKAR 2
on signe l'accord de la main droite,
on le gomme de la main gauche,
ainsi va la politique Malgaache
5. bazylou
(
24/08/2009 17:24)
tadidio fa i tgv fona no hitondra ny baolina eo, ze le8 lany bala sy soavaly maty ary , tsy hamokatra intsony. tsy misy vahaolana e, raha tsy ny gasy 20.000.000 noatao prezda, :-P :-P :-D :-D
6. terrywui
(
26/08/2009 12:11)
elah ihany no anton'izao gidragidra eto zao kou eo elah vao mody mikonetaka eo ry penguin !! sasanay vangy eto foana elah na revinlah na tsy revinalah !! ndana ndray mitoroka any amin'i Rahery rah tsy faly fa mihinana eto foana elah ! mazava ve r pengx ?
7. pikatti
(
26/08/2009 18:02)
ndana ndray mitoroka any amin'i Rahery rah tsy faly fa mihinana eto foana elah ! mazava ve r pengx ?
elah no be taraina any fa tsy lery mintsy ,tadidin'elah moa le hoe Rahery ah jereo ty hataon'i pikatti ,foano any lery fa tsy afaka midinika i feu andrywui sy feu ouiandry :-D
