Farany manan-tsaina ny tgvendrana an

1. penguin ( 13/07/2009 14:14)
Tsy maintsy mandroso Madagasikara hoy i andry tgvendrana. Iza moa ny Malagasy tsy maniry ny hisian'izany. Ny toe-tsaina nefa vao maika simbaina ka asa na fandrosoana inona ary ao anaty firy taona ity ventesin-dry zalahy ity. Tsy aleo vé lazaina koa fa mandroso ao anaty tetezamita ary ambony noho ny US rehefa mitondra 5 taona ny tgvendrana. Vao mainka mampanonofy vahoaka. Ny fahadondronany no nitondrany vahoaka natao sorona dia ny hafa no lazainy tompon'andraikitra.
novalian'i penguin ny 14/07/2009 05:55
2. karavasy ( 13/07/2009 14:18)
Farany entin'ny olona amin'ny sangany ny tgvendrana. Hafa omaly, hafa anio ary hafa rahampitso. Tena hisavoana ny Malagasy misy azy.
3. penguin ( 14/07/2009 05:55)
PIC NOsy-be no hireofana nefa taiza no nisian'izany sy nanombohan'izany sa asan'ny FAT(y) ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0575