Tsy maintsy mandroso Madagasikara hoy i andry tgvendrana. Iza moa ny Malagasy tsy maniry ny hisian'izany. Ny toe-tsaina nefa vao maika simbaina ka asa na fandrosoana inona ary ao anaty firy taona ity ventesin-dry zalahy ity. Tsy aleo vé lazaina koa fa mandroso ao anaty tetezamita ary ambony noho ny US rehefa mitondra 5 taona ny tgvendrana. Vao mainka mampanonofy vahoaka. Ny fahadondronany no nitondrany vahoaka natao sorona dia ny hafa no lazainy tompon'andraikitra.