Ny lehibeny lazaina andrahandraina nanao sonia nofa aminy
1. penguin
(
14/08/2009 14:41)
Tena ady no hiafaran'ny tgvendrana ary efa asesiky ny vitan-dratsiny any amponja na ilay lehiben'ny AV7 niseho manenjika Ravalomanana fatratra iny aza.
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:02
2. terrywui
(
14/08/2009 15:16)
ivereno vakiana anie ry lety ze voasoratrelah rehetr any aoriana any eeee,, d ho hitanlah fa otran adala miresaka elah fa ts loabody ny kozinlah ,,, fa ndraindray elah "miresaka kiraro" de mivadika "roplaninnn" tampoka eo de miova "tanimbary" ndray avy eo de mifarana amin'ny "mpanety volo"!!!
de norma tsara v elah amzany ???? zay ane no ilazako anlah ry penguin oe sao d mila mihinana sipozitoara misimisy elah hanala anio very tadidy io fa mapmé b daol le kozinlah ao eee,, ivereno vakiana ane oa eeee!!
:-D :-D :-D :-D :-D

4. terrywui
(
15/08/2009 09:05)
sahala izany ianareo roalahy raha izany
kozy kosa fijo fa mb mazava tsar kosa n kozinay ato rah oharin amn anlety kah : ny an'ny lengama ane oa de izao ee!!
ivereno vakiana anie ry lety ze voasoratrelah rehetr any aoriana any eeee,, d ho hitanlah fa otran adala miresaka elah fa ts loabody ny kozinlah ,,, fa ndraindray elah "miresaka kiraro" de mivadika "roplaninnn" tampoka eo de miova "tanimbary" ndray avy eo de mifarana amin'ny "mpanety volo"!!!:-D :-D :-D
5. pikatti
(
15/08/2009 17:02)
Tena ady no hiafaran'ny tgvendrana ary efa asesiky ny vitan-dratsiny any amponja na ilay lehiben'ny AV7 niseho manenjika Ravalomanana fatratra iny aza.
Efa naloan'ny namany le tgv zao ,na ny vadiny aza efa tazako nandefa annonces mitady vady any :-D
sao d mila mihinana sipozitoara misimisy elah hanala anio very tadidy io fa mapmé b daol le kozinlah
Ary fantatra elah tsara zany ny fandehany fa elah no efa mpampiasa azy tsara ,
Petsa tato ndray rainiketaka :-D