Efa mangotraka nefa tsy hita Bazylou+Zazala PILITIKY

1. kanota ( 27/07/2007 09:00)
Aiza ry PILITIKY Bazylou + Zazala fa mangotra ka a=))=))=)).Mbola tsy handaka baolina ihany ve?
novalian'i kanota ny 02/08/2007 03:16
2. tsoraka ( 27/07/2007 09:05)
Mbola maka hevitra any amin'ny mpijery fa kely lohalika=))=))=)).Miady lohalika=))=))
3. rahiratra ( 27/07/2007 09:18)
Miandry masaka=))=))=)).Maina be eo. Eny ambony vato ny ankizy no nangery ka veloma Ra-voatay moa???=))=))=))
4. Herimiafina ( 01/08/2007 03:28)
Tena tsy mazava le resaka leisty ry zalahy klé. Aleo klou manaraka ny onajany raim,...:-$=)):@
5. Herimiafina ( 01/08/2007 03:29)
Tena tsy mazava le resaka leisty ry zalahy klé. Aleo klou manaraka ny onjany raim,...:-$=)):@
6. Jeankely ( 01/08/2007 07:40)
Ka tsy hita marina ny mpanao copy & paste nefa mafana ny tanana =))=))
7. Zazala ( 01/08/2007 19:34)
Maty ny jiro aty aminay (delestazy), Aie mba manina anay ihany ianareo. Misaotra anareo. Tsisy apôka ko mo d mijery izay ataonareo ihany.
8. kanota ( 02/08/2007 03:16)
Hi Zazala! kay va re mba mahafantatra hoe tsisy apoka=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.111