Tsy ampy V rabaradaka dia mitony hiala. Kaikaikai
1. kanota
(
26/04/2008 14:54)
Fa tsy ampy firy ny V n'i baradaka. Saika haka ny irain'ny sasany ve ? Mangina zaza o. Aza mibaradaka e :lol: :lol: :lol: :lol:
2. penguin
(
26/04/2008 14:58)
Omeo ronono izao mikonetaka mibaradaka izao ry zareo.
3. Jeankely
(
26/04/2008 23:39)
:-D :-D :-D HiHIHIHI fa ahoana tena dila angaha sa mba mety handalo tampoka ihany hono ? Malahelo 5 V rabaradaka.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0582