Bye Bye fa tsisy Jeankely tsony ooo

1. kanota ( 17/06/2008 11:39)
Vao niantso ahy teo ra-JK ary nalahelo fa voaheloka ary tsy ahafaka mandray anjara @ serasera intsony ka dia mampamangy hono e. Izay hono no veloma farany ooo
novalian'i betsi2 ny 20/06/2008 15:08
2. rahiratra ( 17/06/2008 11:46)
Vizana izany ra-JK. Mila mamokovoko ny adva izany.
3. xxx ( 17/06/2008 12:00)
Tsy efa nanova ps izy zay!
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
4. volana1 ( 17/06/2008 12:08)
hihihi! ka izy narary loatratamin'ilay resaka mast iny, hihihi ! malahelo anazy aho zany, hihih, toa izany no mahazo rehefatsy mi-comprendre ny liberté ny olonaanie e ! mbola eto an-tany tsika alou zao.
5. salopard ( 17/06/2008 12:22)
jean-kely = ranitse = kanota = rahiratra

efa navoakan'ny sefo teto ny secret-ny
6. simplex ( 17/06/2008 12:46)

ka tsisy adva bokona be tsony lery vao nanjavona i ra bazylou... efa kobo hoe malahelo nedala... dia izao no niafarany :lol: :lol: :lol:
7. xxx ( 17/06/2008 13:20)
Rahoviana zany ny pôt d'adieu no atao :-D :-D :-D :-D :-D
8. kanota ( 17/06/2008 13:45)
Efa manomboka izao ny fety. Hay koa moa misy hoe izaho koa no izy ? Hafa koa iny. Dia film vaovao indray koa ve ?
9. patrick2002 ( 17/06/2008 14:07)
jeankely be kanota ve iray ihany reo :D fa tsy adala akory zao ka tsy mahafantatra an'izany jeankely ihany nomivimbina kanota .
10. mignone ( 17/06/2008 14:17)
:?: :?: :-D :-D :-D
11. RATOVOARY ( 17/06/2008 14:29)
patrick2002:
jeankely be kanota
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Tsy ratsy ndray iny le!
12. kanota ( 17/06/2008 14:31)
Ataovy bye bye koa kanota ary ry leiry a. Tsy aiko izay antony nanalana azy fa avohay koa ny analana ny iray manaraka. Veleso ny kanota. Patrick ao anatiny.
13. penguin ( 17/06/2008 14:46)
Ok Jk fa tohizanay ny kotrana izany.
14. ravatorano ( 17/06/2008 15:38)
fa lery iany v zany no kanota e
tsy arako ilay flim kle
15. hery ( 17/06/2008 15:49)
kanota:
Tsy aiko izay antony nanalana azy fa avohay koa ny analana ny iray manaraka.


Jerijereo ihany ny fitsipika fa io ihany no antony hisakanana namana.
16. kiadi ( 17/06/2008 16:23)
afaka devoly ray zany serasera zay!! i kanota sy orona sisa! :-D :-D :-D
fa zah ko ry salaud nieritreritra an'izany oe i kanota ihany no jk
17. badboy ( 17/06/2008 16:28)
Ampiresahandrakanota daholo tsika mianakavy!! Efa avoakan'i salopard io ny dossier hoe iray ire! Kanota=jenakely!

xxx >> Ahoana ary no ahafahana hisaona olona mbola manoratr'hevitra eto!!! :^) :^) :^) :^)
18. Annie2006 ( 17/06/2008 16:55)
kiadi:

fa zah ko ry salaud nieritreritra an'izany oe i kanota ihany no jk

Marina izany satria: "Iza ny olona nahafantatra voalohany ary nilaza voalohany teto fa tsisy intsony Jeankely"?

valiny: I kanota.
Midika avy hatrany izany fa i kanota ihany i jeankely.

19. fijo ( 17/06/2008 22:31)
:P :P :P :P
20. kanota ( 18/06/2008 01:22)
Ny kanota tsy mety ho Jeankely mihintsy saingy sahala anareo efa mifankahalala na nifampitarika tato amin'ny serasera dia mifankahalala solon'anarana ary mbola mitohy amin'ny fifandraisana hatrizay. Na ny maha-vavy sy lahy aza tsy mitovy.
Ny heloka nahadevoly nanesorana azy no tsy noresahiny fa fantatro kosa fa fanalany andro ny serasera. Ny fitsipika hoy hery ka asa na ao anaty fitsipika koa ny fanimbazimbana fitondrampanjakana eto Madagasikara.
Maro ny ohatra ary akaiky. Tsy nianatra fa dondrona ny farantampony; Mpanao ody; miala ela fa tsisy saina; 5 v; andao hitsongoloka sy hanala kilaoty eny Faravohitra sy Antaninarenina; operation slipy maloto sns sns. Aiza amin'ireo no fitsikerana izay manitsy ho tsaratsara kokoa ny fitondrana Malagasy ? Sa izay koa tafiditra anaty fitsipika ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1848