Bye Bye fa tsisy Jeankely tsony ooo
21. hery
(
18/06/2008 06:49)
kanota> mandefasa fitarainana dia teneno hoe i anona tsy nanaraka ny fitsipika voalaza teto manao hoe ....
:-)
Toa izany no nataon'olona an'i Jeankely ka tsy afa-manoatra aho :-p
:-)
Toa izany no nataon'olona an'i Jeankely ka tsy afa-manoatra aho :-p
22. xxx
(
18/06/2008 07:24)
Efa nanova ps raJK. Donc JK=penguin.
Ity no antony ilazako azy.
Ity no antony ilazako azy.
penguin:. Tsy haiko aloha fa tombatombana ny ahy. Ary ps tsy fandre eto koa io "penguin" io.
Ok Jk fa tohizanay ny kotrana izany.
24. kanota
(
18/06/2008 11:11)
F'anagaha tsy Jeankely = kanota indray fa toa mivadika ilay resaka. Jereo fa efa ela aho no nahita penguin koa. Sao nareo koa no lany andro amin'ny resaka tsy hinanankanina ary Politika no eto ka avadiho any amin'ny resaka momban'ny serasera raha diso fipetraka ity loha-hevitro ity.
25. tsoraka
(
18/06/2008 11:43)
Miaro an-dRa8 Jeankely dia nesorina satria toerana mba ahafahan'ny mpanimbazimba fitondrana Malagasy mivazavaza ny ompany sy fanambaniany ny mpitondra eto. Afaka jerena ny tahiry na roa taona ihany aza no anaovana "evaluation" kely. Porofoy raha diso
26. penguin
(
18/06/2008 15:56)
ilay manao xxx io aloha mba misehoa masoandro fa sady itsy no iroa no penguin koa ilay JK ve ? Fitsipika koa ve izany ? Tsy misy mitovy hevitra ianareo ireo ve fa olona iray daholo?
27. kidoropamba
(
19/06/2008 10:43)
MivazavazA izay te hivazavaza, mitohy ny lalana amin'ny fampandrosoana.
Ravalomanana ihany, Ravalomanana Hatrany.
God save Ravalomanana ^:^
Ravalomanana ihany, Ravalomanana Hatrany.
God save Ravalomanana ^:^
28. penguin
(
19/06/2008 11:31)
izany lay hoe aza malahelo voalavo maty. Lasa ny lazaina be vinany mankasitraka Ra8 dia tonga koa ny haafa manana ny eritreriny. Hisy ho tonga fofona eo fa miandrasa kely fotsiny. Efa novakiana izay ny mombamombanao ry 'kidoropamba'. Tandremo ny mametrametraka sary fa ho avy any ry zalahy :-D :-D :-D
29. patrick2002
(
20/06/2008 02:04)
ianao ve no hofofonona ra jeankely :-D :-D :-D efa mirediredy iany ra vehivavy .
30. kanota
(
20/06/2008 02:14)
Inona ny dikan'izany hofofonona ry lety? Mampiomehy fa hafa no manoratra ary hafa no voatonona. Asa na manonofy miady @ ilay iray angamba any ampandriana. Efa mitapy loatra.
31. betsi2
(
20/06/2008 15:08)
patrick2002:
jeankely be kanota ve iray ihany reo :D fa tsy adala akory zao ka tsy mahafantatra an'izany jeankely ihany nomivimbina kanota .
fa maninona moa ry namana serasera rehetra ho entina ampo ity fifaneraserana ity fanga tsy virtuel izy ity kanefa toa fanakianana hevitra ny afa hiany neny sasany ny heviny akiry tsy misy apoka ,toa manao anareo toa ny inona ,tsy hoe mankatoa any JK fa mitsikara ny toetra nareo eto 2 sesrasera fa tene lohana gasy ,ny olona ry tony samy manana ny heviny raha tsy faly nareo @ izany fanehoany sasany ny heviny avadio ny pejy ataovy hoatra ny tsy misy , indrindra indrindra enao patrick2002 toa raisinao toa ny rafilanao mihitsy io JK io raha tsikare ny heviny, hoatra tsy manana toetsaina malalaka enareo eto @ serasera , fifandatsa virtuellement ,mihakatra tosidra @ tsisy dikany fotsiny :twisted:
