Pifa"haut fonctionnaire de l'état" hono mandrahona.HIHIHIHI

1. kanota ( 28/07/2007 01:36)
Rehefa avy nanontany hoe:“Fa in zalah l ataon-dRavalo ah!” i pifa ary novalian'ny namana dia nilaza hoe:"Hotsaroko ny site nao sy pseudo nao refa en pôle position za. tsarovy ko za."
Dia hainao amin'izany fa izany no hataony rehefa en pôle position hono. Izany no fampandrosoana ny mahantra resahina ary fampandrosoana an'i Madagasikara tokony ho izy satria tsy mahavoa ny mpitondra eo antoerana. Dia anjaranao no mahalala fa hisy fiantraikany @ fiainanao ny asan'ny olona sahala izany.
Veloma lava fa tsy ny sahala anao no zahavin'ny firenena ry pifa
novalian'i Jeankely ny 01/08/2007 07:35
2. Jeankely ( 28/07/2007 02:04)
Mbola tsy tompon'andraikitra izy dia efa mitAndroka koa hainao izany ny hataony rehefa en pôle position izy. Mitsara ny hafa nefa tsy miala alavitra dia hita ny nataony sy ny kasainy hatao. "MITANDREMA FATRATRA"
3. Herimiafina ( 01/08/2007 03:23)
Inona ity pôle pozision voalaza ato ity klé? 8O:@
4. Jeankely ( 01/08/2007 07:35)
Izy pifa no mahay manazava io satria teniny no nadikan'ny namana. Nilaza izy fa efa voatondro ho "Haut Fonctionnaire de l'Etat" ka mazava fa ny tiany lazaina dia rehefa mahazo toerena na Ministra na SG na DG izy. Izany no fampandrosoana ny firenena ary mahamaika aminy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406