Frankfurt am Main

1. Samatra ( 19/06/2008 15:24)
Salut daholo!
Mba mitady Malagasy mipetraka ao Frankfurt raha tsy mahadiso e! Fantatro hoe misy Malagasy mipetraka any fa tsy misy fantatro. Mba te hifanerasera sy hitafatafa aminareo.
Futur habitant
novalian'i Ratoa ny 25/07/2008 16:59
2. LazaDaddy ( 23/06/2008 04:37)
jerijereo ao ny "Gasin'i Frankfurt" fa ao ry zalahy ao
3. Ratoa ( 25/07/2008 16:59)
vakio ny bottin fa N° Tél sy adiresy, mandehana misakafo @ mensa;
Mipetrpetraha ao amin'ny enceinte universitaire, manontani a ny ambassade ao Berlin; Izay fa mazotoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5852