Liste des messages
Liste des messages, inserés par Ratoa, par ordre de date
Ratoa
(
09/10/2012 14:42)
four halogène
Miarahba antsika etoana
izay manana four halogène ka efa nampiasa azy , mba ilazao ny soa azo aminy sy ny tsininy eto fa mikasa ny hividy aho
Misy mivarotra ve etoAntananarivo?
Miasaotra mialoha...
suite
répondu par Ratoa le 19/10/2012 11:51
Ratoa
(
14/05/2010 22:46)
Fanadinoana
"Sarotra inoana ny tena fisian'ny fanadinoana
Fa ny fanadinoana dia tena tsy iniana
ka sarotra antsoina"
DOX
Ahona ny hevitrareo momba izany?...
suite
répondu par soanja le 02/06/2010 10:43
Ratoa
(
14/02/2010 00:31)
ramanonaka
te hin nana ramanonaka ity izaho anefa tsy manana lasitra (moule). Nataoko ary ny pâte ka nahidiko anaty lasitra fanaovana muffin efa nafanaina sy nasiana menaka ny vodiny.
Nahiditra anaty lafaoro...
suite
répondu par Ratoa le 03/11/2010 00:02
Ratoa
(
01/11/2009 01:12)
Varanga, sakafo nentin-drazana
Iza no mahay mahandro varanga (viande de boeuf effilé)? ...
suite
répondu par sipagasy le 16/05/2010 20:20
Ratoa
(
05/10/2009 21:58)
ny vola no maha rangahy
ny vola hono no maha rangahy . Ary inona no maha ramatoa?...
suite
répondu par Papoose le 09/10/2009 20:38
Ratoa
(
02/10/2009 23:43)
Fumaison
Mivarotra lard fumé, saosisy fumé, saucisson, trondro fumé sns...Manao sur commande koa. Apetraho eto ny hafatra sy dinidinikao, ary koa ny fanontanianao raha mila fanazavana fanampiny ianao.
...
suite
répondu par Ratoa le 09/10/2009 17:26
Ratoa
(
30/09/2009 17:39)
kankana
Ahoana no fanalàna na fiadiana amin'ny kankana atao hoe kakan-pisaka? Izy dia manadady ao ambany hoditra ao. Misy dessin miolokolika eto ielany sady mangidihidy be. I Taomasina sy ny morontsiraka man...
suite
répondu par Wilderman le 26/10/2024 09:29
Ratoa
(
29/09/2009 18:28)
tao trano
ingénieur malagasy manao planina trano amin'ny vidiny mirary naizanaiza toerana tianao anorenana azy. Tsy trano ipetrahana ihany fa rehefa mety ho trano (hangar, tsena, trano fiangonanana, sekoly, ho...
suite
répondu par joceramiandra le 27/05/2011 11:37
Ratoa
(
07/08/2009 23:53)
nahoana no tsy manambady ny mpitondra fivavahana katôlika ?
Nahoana ny pretra sy masera sns no tsy manambady? Voararan'ny soratra masina ve izany? Ahoana ny aminy?...
suite
répondu par ni81 le 20/08/2009 10:14
Ratoa
(
14/07/2009 16:25)
Mofo akondro
mofo akondro ihany é!
Efa nandramako daholo ny recette natoro teto fa tsy misy mahafa-po ahy. Ny tena tadiaviko dia ireny ilay vidina eny Ampitatafika na Sabotsy Namehana ireny, na amin'ny toearan-k...
suite
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 17:00
Ratoa
(
10/07/2009 21:30)
Recette na soupe vientiane
Iza no manana recete-na soupe vientiane?...
suite
répondu par Tazana le 16/07/2009 22:30
Ratoa
(
17/06/2009 00:08)
zaridaina nahantona na miantona
Salama jiaby
betsaka izao ny olona miresaka "micro-jardins" na "jardins suspendus" karazana kesika mana-tongon-databatra, novelarana plastique na tuyau PVC vaventy tsotra izao na gony asiana tany dia...
suite
Ratoa
(
26/11/2008 14:50)
Modo akondro
Izaho ry ireto mba mitady recette - na mofo akondro sao ianareo mba afaka manoro hevitra ahy?
Efa ela aho mantsy no tsy nihinana ilay mofo akondro mivongady be iny ka manina ê;
tena hafa mantsy ny...
suite
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 17:08
Ratoa
(
01/08/2007 17:10)
Voyage Madagascar
Iza ianareo no mahita billet tsy dia lafo na mora Paris-Antananarivo - Paris na Marseille - Antananarivo-Marseille.
Mba ilazao aho ary dia mba atory ahy iza na aiza no antonina...
suite
répondu par Fiffi le 04/08/2007 12:53
