tao trano

1. Ratoa ( 29/09/2009 18:28)
ingénieur malagasy manao planina trano amin'ny vidiny mirary naizanaiza toerana tianao anorenana azy. Tsy trano ipetrahana ihany fa rehefa mety ho trano (hangar, tsena, trano fiangonanana, sekoly, hopitaly sns...). Alefaso amiko ny fanadiadianao sy ny fanoloranao
2. Mailaka-10 ( 21/02/2011 10:47)
Ratoa>>mba afaka fantarina ve ny lany @ dalle/m2 ? ny quantité matériaux izany ? Dia misaotra mialoha @ireo izay afaka mamaly.
3. joceramiandra ( 27/05/2011 11:37)
Ho an'i Mailaka,
Miankina @ hatevin'ny dalle no hamantarana ny lany, en volume no fomba hikajiana azy ka raha mety omeo ny épaisseur ha ho any aminao tsy ho ela ny valiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2591