Recette na soupe vientiane

1. Ratoa ( 10/07/2009 21:30)
Iza no manana recete-na soupe vientiane?
novalian'i Tazana ny 16/07/2009 22:30
2. Tazana ( 15/07/2009 00:59)
Inona ity soupe ventiane? Sa hoe van-tan? :roll:
3. Ratoa ( 15/07/2009 19:19)
vientiane no izy, avy ny anaran-tanàna hoe "vientiane" any Cambodge raha tsy disoa aho, na Corée fa adinoko. Eto amintsika efa niova ny anarany (fanagasiana) ny misao ohatra Mi Xao no yena anrany. na ny ao anatiny ilay lasopy aza efa niova.
4. Tazana ( 16/07/2009 22:30)
Hay ve e! Tsy fantatro io fa mahafantatra olona Coreene aho dia hanontaniako izy rehefa mihoana izahay dia lazaiko Ratoa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3458