Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Tazana, milahatra araka ny daty
Tazana ( 22/06/2009 11:55)
Iza no mampiasa pass taloha tafiditra France sy Canada ve?
Fantatro fa miverimberina foana fa nony efa handeha zao vao tena matahotra aho sao dia efa eny amin'ny frontiere vao tsy tafiditra ka hoe mila mody Madagascar manao passeport...Ilay vola handoavana bi... tohiny
novalian'i Tazana ny 22/07/2009 21:36
Tazana ( 12/06/2009 04:00)
Masoivohontsika
Misy zavatra tsikaritro ka asa raha nisy nahatsapa koa: ny masoivohontsika toa tsy manana information ampy na mal informé mihitsy aza ka tsy fantatra tsony hoe aiza ary no haka fanazavana. Ohatra il... tohiny
novalian'i Ratoa ny 04/07/2009 22:05
Tazana ( 12/05/2009 19:24)
beurre sy gâteau mihevotra
Zavatra hitako ity (mety efa mhay ny maro) fa ho an'ny hafa toa ahy zao vao mahay...ny beurre raha mangatsiaka avy anaty frigo no hanaovana gâteau dia mihevotra (zany moa ny hoe mitombo?) ary avy e... tohiny
novalian'i Ratoa ny 12/03/2010 23:06
Tazana ( 11/05/2009 12:51)
malagasy sa madagascan
Misy manontany za satria hatramin'izay rehefa misy manontany dia milaza foana aho hoe Malagasy no fitenintsika ary koa Malagasy no anaran'ny mponina ao amintsika. Zao nefa ny vaovao milaza foana hoe m... tohiny
novalian'i Zozoro ny 11/05/2009 15:15
Tazana ( 06/05/2009 17:46)
Mihenahena sa tena tia
Hanontany ny lehilahy aho fa tsy mahazo antoka ny tena izy. Ny boky manko boky ihany fa mba te hahazo valiny amin'ny lehilahy aho - indrindra ny malagasy. Zao àry: raha misy vehivavy mahataitra ana... tohiny
novalian'i Tazana ny 21/05/2009 23:23
Tazana ( 13/04/2009 16:03)
Miditra sy mivaoka miaraka @ pass taloha
Aza fady re: misy olona fantatrareo ve ka niditra Madagasikara sy nivaoka Madagasikara, niditra sy nivaoka firenena Europeanina ka ny pass taloha ihany no ampiasainy? Dia koa moa ve tsy maintsy mipet... tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 00:14
Tazana ( 13/12/2008 23:58)
Mitady olona tonga avy any Mada @ Janvier
Akory aby!Sao dia misy olona avy any Mada tonga na Europe na Amerika avaratra ohatra 1ere semaine janvier zao ka azo hiangaviana hitondra volon katsaka?Na raha misy mahita volonkatsaka hoe aiza no afa... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.7152