Miditra sy mivaoka miaraka @ pass taloha

1. Tazana ( 13/04/2009 16:03)
Aza fady re: misy olona fantatrareo ve ka niditra Madagasikara sy nivaoka Madagasikara, niditra sy nivaoka firenena Europeanina ka ny pass taloha ihany no ampiasainy?
Dia koa moa ve tsy maintsy mipetraka Europa vao mahazo manao ilay pass vaovao ao Paris?
Misaotra betsaka!
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 00:14
2. Lejoba ( 14/04/2009 12:15)
Ny ao @ ambassade milaza fa mbola mety tsara ilay taloha raha tsy lany daty. Raha tonga any Dago ihany, araraoty atao any satria 1andro dia vita sady tsy ampy 30€ akory. Ny eto nefa sady filaharam-be ohatry ny ilay hividy vary ao @ Commune, no 70€ ny sarany; ary afaka 1 volana vao azo fa mbola alefany any Dago hono.
Raha ho any States ianareo no mila biométrique raha tsy te hifandrebireby @ ttasy be dia be rehefa maka visa, sady mba tsy manala kiraro ao @ douane. Mbô kôzy eh!!!!!!!!!!!!!!!!
3. flodine ( 14/04/2009 12:29)
ie, zah mbola nampiasa ny pass -ko taloha teo, Decembre zah niala taty de niverina t@ jan iny, fa de mbola nampiasaiko tsara. Satria mbola tsy lany date.
4. Tazana ( 14/04/2009 12:57)
Misaotra betsaka re fa zay vao mandry ny saiko! Za aloha efa tratran'ilay nanala kiraro fa atao ahoana ary (tao Francfort). Fa raha 1 volana ilay ao Paris dia aleo ihany miafy amin'ilay taloha zany koa.
Tsy zany fa ny visa hidirana Europe ao @ ilay passeport taloha ka raha soloina iny any Madagascar, dia mila manao visa vaovao indray. Raha tsy hoe angaha mandeha Europe dia ao Paris manao pass vaovao dia mivaoka @ ilay vaovao fa ilay resaka 1 volana sy ny 70 euros sy milahatra...aleo hanaovana zavatra hafa aloha fa vola efa kely!!
Misaotra be dia be!!!!
5. Ratoa ( 26/06/2009 00:14)
rehefa manao pass vaovao dia tànana ilay taloha misy ny visa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7343