Mitady olona tonga avy any Mada @ Janvier
1. Tazana
(
13/12/2008 23:58)
Akory aby!Sao dia misy olona avy any Mada tonga na Europe na Amerika avaratra ohatra 1ere semaine janvier zao ka azo hiangaviana hitondra volon katsaka?Na raha misy mahita volonkatsaka hoe aiza no afaka mividy fa tsy ampy ny namainina t@ ete teo... Eo @ 2 tanana eo ihany no ilaina. Dia mila taratasy ve ireny @ douane sa raha kely tsy mila...Mazava ho azy fa tsy ilay olona no handoha ny lany fa iantohana...nefa toa sarotra be zany ve...raha handefa vola kanefa tsy hikarakara ilay olona ary raha tsy handefa mialoha indray aho sao tsy matoky ilay olona...Sa misy mahay fanafody naturel hafa @ albumine sy fanadiovana taova foie-reins-colons??? Misaotra mialoha! Tsy mety ilay avy any Mada no alefa satria ela vao tonga fa raha aty ivelany Europe sy Amerika dia herinandro dia azo indraindray aza 4 andro monja - sao dia misy hanontany zany. Misaotra!
novalian'i ikaretsaka ny 17/12/2008 20:55
2. vale
(
14/12/2008 19:27)
Fa aiza no misy an'i Tazana, fa raha eto amin'ny région parisienne aloha dia betsaka ny mivarotra katsaka lena ireny magazay exotika sy afrikana ireny e, ka eny manontany ! na koa mividy katsaka dia alaina ny volony satria mbola tsy voasindry zareo ilay katsaka fa miaraka amin'ny hodiny maintsomaintso iny!!
3. Tazana
(
15/12/2008 01:54)
Toronto. Ilay katsaka lena rehefa ete ihany no misy fa zao tsy misy. Fa misaotra betsaka!
4. nikah
(
15/12/2008 07:18)
Tazana!raha misy artichau koa any aminareo dia ny raviny iny azo ampangotrahina atao tambavy,manadio taova hono,fa ny @ albumine no tsy haiko.Fa mangidy be aloha an!
mirary soa ho anao.
mirary soa ho anao.
5. Tazana
(
15/12/2008 16:53)
Misoatra Nikah! Ilay izy ve ilay raviny maitso eo @ ilay artichau (ilay ohatra ny fleur iny) sa ilay rainy tena feuille tokoa fa tsy fleur? Merci!
6. ikaretsaka
(
15/12/2008 21:32)
hihihi za tsy mahafantatra fa nampihiomehy le hoe "manamaina"
de hoe inona no namainina de hoe volonkatsaka....
fa raha avy any Toronto ianao dia afaka midina any USA atsimo iny.. any mbola misy katsa-dena amidy!
Freshdirect.com koa mivarotra katsa-dena miaraka @ hodiny
de hoe inona no namainina de hoe volonkatsaka....
fa raha avy any Toronto ianao dia afaka midina any USA atsimo iny.. any mbola misy katsa-dena amidy!
Freshdirect.com koa mivarotra katsa-dena miaraka @ hodiny
7. Tazana
(
16/12/2008 00:14)
Tsy milivre aty hono freshdirect :( Misaotra aminny torohevitra nefa! Tsy ary misy vola handehanana any atsimo zao aloha fa any aoriana efa hay zay! Artichau aloha no atao zao. Ilay volonkatsaka tena tsara raha misy albumine fa nahay ihany ny Ntaolo! Afaka daholo ilay retention deau!
8. diamondra27
(
17/12/2008 07:24)
ika ary enao ityan , le mana maina hafa ndray zao no tao antsainao