ny vola no maha rangahy

1. Ratoa ( 05/10/2009 21:58)
ny vola hono no maha rangahy . Ary inona no maha ramatoa?
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 20:38
2. Papoose ( 05/10/2009 22:08)
sao dia mba hatsikana ity?
3. ikaretsaka ( 05/10/2009 22:48)
ny entana!
4. Papoose ( 05/10/2009 23:00)
ny saina hoe :^)
5. menalamba ( 06/10/2009 04:08)
ikaretsaka:

ny entana!

Ny entan-jaray mora zaka.... :^)
6. Mirananirina ( 06/10/2009 09:18)
Ny maha ramatoa dia ny vola koa :) :) ,ny bika ,tarehy ary indrindra indrindra ny fanahy,io no tena maha ramatoa.
Hoy i ikaretsaka:

ny entana!


Ny entan-jaray mora zaka....
=)) =)) =)) =)) =))
7. ikaretsaka ( 06/10/2009 16:12)
ny entana hoa ... nahita bandy nitodika t@ na ranatoa tsisy entana ve nareo
8. Papoose ( 06/10/2009 16:15)
za zao tsisy entana..... zay v zany le mbola tsy maha-ramatoa ahy :roll:
9. ikaretsaka ( 06/10/2009 16:36)
ianao mbola papoose ka
10. Papoose ( 06/10/2009 19:30)
papoose aloha tsy ho ramatoa mihitsy eee...milmilfa :-D
11. boozkel ( 08/10/2009 11:17)
Vadina Pasitera anie antsoin'ny olona we Ramatoa e,

Alain'i Pasitera vady zany no maha-Ramatoa.
Vao misy olona antsoin'i olona we ramatoa, de kopy enao fa vadina Pasitera izy zay.
12. Papoose ( 08/10/2009 12:32)
zay ndray no tsy fantatro raha tsy androany !!!
13. ikaretsaka ( 08/10/2009 12:41)
De tsy propesta zany papoose......
14. Papoose ( 08/10/2009 13:59)
ary raha pasitera ny vadiko :^)
15. niryna ( 08/10/2009 15:42)
Ratoa:

ny vola hono no maha rangahy . Ary inona no maha ramatoa?


Ratoa a :D izaho aky vao saika andefa an'io sujet io tary amin'ny fivavahana :D
eny tokoa woa ny fahendrena no maha olona indrindra ny vady .

Omeo vehivavy hendry aho anorenako ny tokantranoko .Tsy HS io an fa mifanaraka ny sujet-nao
16. ikaretsaka ( 08/10/2009 16:00)
Papoose:

ary raha pasitera ny vadiko :^)

zay ndroky vao "ramatoa" tsy satry!

17. Papoose ( 08/10/2009 16:06)
aleo ihany miandry fotoana fa tsary mety zany manao ramatoa prematurEE zany!
18. Mirananirina ( 09/10/2009 12:34)
Vadina Pasitera anie antsoin'ny olona we Ramatoa e,

Alain'i Pasitera vady zany no maha-Ramatoa.
Vao misy olona antsoin'i olona we ramatoa, de kopy enao fa vadina Pasitera izy zay.
hay ve e....ary i Ratoa vadina inona aky??
19. simplex ( 09/10/2009 13:14)

fa ny hoe Ratoa ve tsy fanafohezana ny hoe Ramatoa e? :)
otran'ny hoe Atoa izao fanafohezana ny hoe Andriamatoa...

noho izany miangavy an'i Ratoa mba hanazava ny maha izy azy :P

;-)
20. Papoose ( 09/10/2009 13:14)
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2004