ny vola no maha rangahy

21. Ratoa ( 09/10/2009 16:02)
Vavy matoa no maha Ratoa ahy. Izaho indray vadina mpampianatra.
ka ny olona anie rehefa lehibebe taona dia antsoina hoe ramatoa Rasoa na ramatoa Rose, ny rahavavin'ny nenibeko izao nantsoiko hoe Ramatoa Ranoro. Fony zaza hono izy anefa dia i Noro-kely no anarany.
Fiteny ny hoe ny "vola no maha rangahy" sy ny hoe "izay tsy manana tsy mba rangahy".
Izany hoe, ny fananana vola aman-karena izay miteraka fahafaha-manao na manefa no mampijoro tsara ilay lehilahy ka azahoany bahana . Ka vaka ny saiko hoe inona ary no mampijoro ny vehivavy mba azahoany bahana eo amin'ny mpiara monina?
Marina aloha fa "généralisation" io fomba fiteny io, izany hoe natao ibangoana ny rehetra anefa nahoana no natao hoe "rangahy" fa tsy hoe "ramatoa"?
Sa inona no traikefa na fahefana ilazana ny maha vehivavy?
22. ni81 ( 09/10/2009 16:29)
Sa inona no traikefa na fahefana ilazana ny maha vehivavy?
fanaka malemy :-P hoy ny be sandry :lol: :lol:
23. Papoose ( 09/10/2009 17:14)
:lol: :lol: :lol:
24. Ratoa ( 09/10/2009 17:30)
fanaka malemy
tsy ekeko kosa izany. tsy milaza ny fahafaha-manao sy ny herin'ny vehivavy mihitsy izany.
Misy vehivavy mi-domine ny vadiny anefa mahia kely tahaka ny tarobia dia hoatran' ny hoe tsimpidiko ity dia K.O. fa diso hevitra ianao an!!! Màzana be ilay ikalah mahia!!!
25. Papoose ( 09/10/2009 20:38)
fa nga kosa moa dia raisina ara-bakiteny be eee :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.2133