ny vola no maha rangahy
1. Ratoa
(
05/10/2009 21:58)
ny vola hono no maha rangahy . Ary inona no maha ramatoa?
répondu par Papoose le 09/10/2009 20:38
6. Mirananirina
(
06/10/2009 09:18)
Ny maha ramatoa dia ny vola koa :) :) ,ny bika ,tarehy ary indrindra indrindra ny fanahy,io no tena maha ramatoa.
Hoy i ikaretsaka:=)) =)) =)) =)) =))
ny entana!
Ny entan-jaray mora zaka....
7. ikaretsaka
(
06/10/2009 16:12)
ny entana hoa ... nahita bandy nitodika t@ na ranatoa tsisy entana ve nareo
8. Papoose
(
06/10/2009 16:15)
za zao tsisy entana..... zay v zany le mbola tsy maha-ramatoa ahy :roll:
11. boozkel
(
08/10/2009 11:17)
Vadina Pasitera anie antsoin'ny olona we Ramatoa e,
Alain'i Pasitera vady zany no maha-Ramatoa.
Vao misy olona antsoin'i olona we ramatoa, de kopy enao fa vadina Pasitera izy zay.
Alain'i Pasitera vady zany no maha-Ramatoa.
Vao misy olona antsoin'i olona we ramatoa, de kopy enao fa vadina Pasitera izy zay.
15. niryna
(
08/10/2009 15:42)
Ratoa:
ny vola hono no maha rangahy . Ary inona no maha ramatoa?
Ratoa a :D izaho aky vao saika andefa an'io sujet io tary amin'ny fivavahana :D
eny tokoa woa ny fahendrena no maha olona indrindra ny vady .
Omeo vehivavy hendry aho anorenako ny tokantranoko .Tsy HS io an fa mifanaraka ny sujet-nao
17. Papoose
(
08/10/2009 16:06)
aleo ihany miandry fotoana fa tsary mety zany manao ramatoa prematurEE zany!
18. Mirananirina
(
09/10/2009 12:34)
Vadina Pasitera anie antsoin'ny olona we Ramatoa e,hay ve e....ary i Ratoa vadina inona aky??
Alain'i Pasitera vady zany no maha-Ramatoa.
Vao misy olona antsoin'i olona we ramatoa, de kopy enao fa vadina Pasitera izy zay.
19. simplex
(
09/10/2009 13:14)
fa ny hoe Ratoa ve tsy fanafohezana ny hoe Ramatoa e? :)
otran'ny hoe Atoa izao fanafohezana ny hoe Andriamatoa...
noho izany miangavy an'i Ratoa mba hanazava ny maha izy azy :P
;-)