zaridaina nahantona na miantona

1. Ratoa ( 17/06/2009 00:08)
Salama jiaby
betsaka izao ny olona miresaka "micro-jardins" na "jardins suspendus" karazana kesika mana-tongon-databatra, novelarana plastique na tuyau PVC vaventy tsotra izao na gony asiana tany dia tatahana eny antsefatsefany eny no volena anana sy legume.
Misy mahala ny mombamomba ireny ve ianareo eto? Ohatra hoe inona sy inona avy no atambatra ary ampifirin'ny totalibeny avy ireo zavatra atambatra? Mba tia hanao aho anefa tsy fantaro izay fatrany marina sao main'ny zezika ny zanak'anana ; Composition sy proportion izany no tadiaviko . Ny antony itiavako an'io dia kely ihany sisa ny tokitaniko no misy masoandro ary mba te hamboly anana sy légume é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1418