Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ravatorano
(
23/06/2008 04:59)
barea : efa zatra resy ka tsy mahataitra tsony !
mahamenatra ihany izany nefa dia izay no tena miseho amin'ny faharesena azon'i barea tany mozambika farany teo.
Niondrika tamin'ny isa telo sy donga ry zalahy tany ary dia nitondra atody b nody aty g...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/06/2008 12:36
kanota
(
23/06/2008 02:03)
Nivadika ny tantara fa hery kay no kidoropamba
Dia rakatra fa hery sefo hajainan'ny SERASERA kay no kidoropamba. Hita ny fironan'ny serasera. Mody manao mpanohana anjambany ary mitady ahatezitra ny olona....
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 03:00
xxx
(
23/06/2008 00:13)
pop corn
Iza no efa nanandrana?
http://www.koreus.com/video/telephone-portable-mais-popcorn.html...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 24/06/2008 11:49
xxx
(
22/06/2008 18:25)
Colis Mada
Zahako toa naheno fa misy gasy mandefa entana avy aty france mankany dago hono ,sady maka (ilay entana) any antrano (france) no manatitra any an-trano any dago, Mba manon,tany aho ry reto oe mba afak...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 24/06/2008 12:50
xoby
(
22/06/2008 15:24)
Mila fanampiana
Bonjour daholo!
Saika mba anontany izaho raha misy afaka manampy ahy, zany hoe hianatra any Lyon izaho (France) Dia mba mila fanampiana kely avy amin'izay mahafantatra olona na olona mipetraka any ...
tohiny
novalian'i ramistiana ny 23/06/2008 06:48
xxx
(
22/06/2008 08:29)
Blaogy anti- serasera.....
Niseho ho azy ho matanjaka amin'ny vava maimbo sy ny fanaratsiana diso tafahoatra ny [color=red]felaksytehaka.skyrock.com[/color] Blaoby ry zareo.... niseho natanjaka hoy aho satria azy izy no nanao d...
tohiny
novalian'i mima5 ny 20/10/2008 13:34
orona
(
22/06/2008 06:45)
tanindrana sy tanivo
Matetika
Ny tanindrana matanjaka -- ny tanivo mangozohozo
Ny tanivo mahay -- ny tanindrana dontodonto
Ny tanindrana mahay mitady vola -- ny tanivo michaum
Ny tanindrana avo feo -- ny tanivo male...
tohiny
novalian'i haritianah ny 20/07/2008 22:24
hery
(
22/06/2008 04:07)
Efa tsy misy delestazy intsony?
Izaho ry zareo mbola menatra ihany hatramin'izao raha nandre an'ireny resaka delestazy ireny. Toa efa tsy dia misy resaka intsony izy amin'izao ka asa na efa voavahan'i Ravalo (filoha hajaina moa izy ...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/06/2008 13:05
kanota
(
22/06/2008 02:37)
Fisandohana ny milaza fa TIM manao resaka mamono tena
Izay rehetra milaza sy manoratra ho TIM dia tsy misy afaka manamarina eto fa TIM tokoa ilay olona. Milaza TIM kidiropamba nefa resaka mamono tena ary manimba ny TIM no ataony. Mazava hoa azy fa tsy TI...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/06/2008 13:03
Bola
(
22/06/2008 02:35)
Pasipaoro ho an ny Malagasy aty ivelany
Salama daholo!Misy mahay ve rahoviana ny masinina fanaovana pasipaoro no ho tonga aty @ masoivoho malagasy aty ivelany.
Nivaoka ny lalana fa lany andro @ desambra daholo ny pasipaoro talohan ny 2007,...
tohiny
novalian'i Bola ny 18/07/2008 16:40
tisera
(
21/06/2008 17:14)
entretien prefecture pour naturalisation
miala tsiny aloha @ ilay teny vazcha be é! noheveriko mantsy fa izao no mora indrindra ahazoana izay tiako hanontaniana. Iza no mba afaka milaza hoe inona tsara no hatao mandritry io entretien io ? m...
tohiny
novalian'i tisera ny 24/06/2008 18:23
endrika01
(
21/06/2008 15:49)
LALAO KANETY BE !
Nareo namana ao i Dago,mbo ampitapitao ny lalao kanety be e,mcie a :-P...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 22/06/2008 17:58
ail
(
21/06/2008 15:10)
inn kay??
miarahaba antsika namana rehetra ny tenako!!
saika mba naotany kely hoe inn kay no tena hiantsona hoe DITRA????
eo @ lafony fitiavana
fiainana andavan-andro
sns..
raha ho any vhv de tahak...
tohiny
novalian'i dziana ny 08/07/2008 14:20
faniry
(
21/06/2008 14:42)
recette paella
mba omeo recette paella indray ho anareo izay mahay.
misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i pseudo38 ny 16/07/2008 09:46
kidoropamba
(
21/06/2008 13:45)
Hikasa hanongam-panjakana ireo bestileo 17 nogadraina ireo?
Efa tsy hain'ny mpanohitra mihitsy ny atao satria efa voafehin'ny filoha hajaina Ravalomanana ny andrimpanjakAna rehetra: Ny depiote, HCC, senatera, rezion sy ny sisa dia mihidy daholo. Izany ka lehil...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/06/2008 12:58
rebeccaF
(
21/06/2008 12:03)
Fitiavana sy ny kapoty
Tsoriko aloha fa izaho dia momba ny fampiasana ny kapoty raha mpivady no mampiasa azy. Izany hoe ao an-tokan-trano.
Tsy izay anefa no tiako hitondrana ny ady hevitra fa izao:
- Fitiavana ve no m...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/07/2008 06:58
mozart
(
21/06/2008 11:37)
mitady namana fa irery!
salut daholo an!! tena tsy azoko fa izay sipa miaraka amiko dia mamitaka ahy daholo, efa mba manao izay tratry ny heriko za @ fitiavana azy fa tsy mety e! lasa daholo.... mety amiko izany ny miaraka @...
tohiny
novalian'i ANJARATIANAH ny 09/10/2008 11:21
xxx
(
21/06/2008 06:24)
FANARAHANA TOMBOk ANDRO
Faly miarahaba ny namana!Zah ry reto mbô tsipazo sopapakely aminy fomba fanarahana andro,raha tsy tina hipetraka ilay zaza a,na we tsy mbola te ho bevoka! Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i endrika01 ny 25/10/2008 04:22
ni81
(
21/06/2008 06:05)
Vahiny tao @ station galana Talatamaty
A LA UNE (21/06/08)
ESCLANDRES À TALATAMATY. Sous l’emprise de l’alcool, ils ont insulté et agressé le pompiste, puis uriné partout.
Des « interventions » pour couvrir les Mauriciens
...
tohiny
novalian'i imaitsoanala ny 06/08/2008 22:50
lala65
(
21/06/2008 05:02)
Miangaly ny manina
Salama daholo ny namana rehtra. Mba mitady ny tonon-kiran'i Sakelidalana mitondra ny lohateny hoe mianagaly ny manina e! Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i lala65 ny 23/06/2008 07:56
