tanindrana sy tanivo

1. orona ( 22/06/2008 06:45)
Matetika

Ny tanindrana matanjaka -- ny tanivo mangozohozo
Ny tanivo mahay -- ny tanindrana dontodonto
Ny tanindrana mahay mitady vola -- ny tanivo michaum
Ny tanindrana avo feo -- ny tanivo malefaka firesaka
Ny tanivo passifique -- ny tanindrana tonga dia totondry
Ny sipa tanindrana constit -- ny sipa tanivo mahia
Ny sipa tanivo manja -- ny sipa tanindrana ratsy tarehy
Ny tanindrana mazava fo -- ny tanivo mandevotay atsalaka
...

aleo iany Ambohitrarahaba
2. ni81 ( 22/06/2008 07:43)

Mety azo ampifamadihana koa ireo resakao ireo. :)
3. mirana5 ( 22/06/2008 16:06)
Ambotrarahaba malaza mpangalatra akoho, isan'ireny ve ianao? :? :? :?
4. yonikafopl ( 22/06/2008 19:15)
mirana5 mpamosavy no betsaka eny Ambohitrarahaba kouuu :-D :-D :-D :-D
5. mirana5 ( 22/06/2008 20:31)
yonikafopl:

mirana5 mpamosavy no betsaka eny Ambohitrarahaba kouuu :-D :-D :-D :-D

houuuuuuuuuuuu! aleo tsy mandehdeha any mihitsy raha izany! hafahafa be ihany ny mponina any!
:twisted: :twisted: :twisted:
6. orona ( 23/06/2008 06:07)
ni81> marina, fa mila ovaina indraindray koa ilay matetika :-D

fanaratsiana an'ilé tanàna fotsiny zany mpamosavy zany, fa ny ol any aza tsy taitra.
Any no atao hoe tanàna tsara indrindra -- madio ny rivotra -- nefa misy izay tediavina -- sady akaiky
7. rabingogilabanga ( 23/06/2008 07:33)
orona:
Ny sipa tanivo manja -- ny sipa tanindrana ratsy tarehy

orona:
Ny tanindrana matanjaka -- ny tanivo mangozohozo

FAFAO ITONY RY HERY,
satria racisme, na tribalisme tsotra izao, sady na serieux na tsy serieux le olona nanoratra dia tena provocation:

Ny racisme: dia fanazavana (ary fanaratsiana mazana) ny toetran'olona iray, nohon'ny fihaviany natoraly.

famafana nety: sahala @ jeankely nofafana satria nanao menace olona ihany io

famafana tsy nety: Ny natao t@ tezitra , satria frantsay ihany no nataony, fa tsy nanompa mpiserasera izy

tsy miseho hampianantra an'i sefo akory, fa mba milaza ny hevitro aho.

sa....?
8. orona ( 23/06/2008 08:20)
Ny racisme: dia fanazavana ny toetran'olona iray, nohon'ny fihaviany natoraly.

misy fomba ve amantarana ny fiavian'ny olona iray avy amin'ny fiteniny, ny fombany, ny endriny sy ny fijorony...?

raha mamaly hoe eny ianao dia racisme sy tribalisme 8)
raha mamaly hoe tsia ianao dia mandainga fa misy, ireo notanisaiko ireo ohatra ny ahalalako azy

ary fanaratsiana mazana

n'importe quoi

Tsarovy fa ny race misy -- tsy misy afaka mandà izany -- ny discrimination raciale no tsy mety. Ny discrimination na antsoina hoe fanavakavahana dia fanakanana ny olona iray tsy hanao zavatra noho ny raceny.

Fa ny hoe ny Afro mainty -- ny vazaha fotsy
dia hoe racisme et tribalisme 8)
9. nambina ( 23/06/2008 13:12)
Ambotrarahaba malaza mpangalatra akoho, isan'ireny ve ianao?

mirana5 mpamosavy no betsaka eny Ambohitrarahaba kouuu

sady mpamosavy no mpangalatr'akoho izy izany kity, mba mailo zalahy e! :-D

10. rabingogilabanga ( 23/06/2008 13:34)
orona:
Tsarovy fa ny race misy -- tsy misy afaka mandà izany -- ny discrimination raciale no tsy mety. Ny discrimination na antsoina hoe fanavakavahana dia fanakanana ny olona iray tsy hanao zavatra noho ny raceny.

Fa ny hoe ny Afro mainty -- ny vazaha fotsy
dia hoe racisme et tribalisme

marina ny anao raha toa ka izay ke izy, fa kosa raha hilaza ianao fa hoe:
Ny Afro ratsy tarehy satria Afrikanina
Na ny fotsy ratsy tarehy satria eoropeana

Izay no racisme, satria manazava ny toetran'olona @ natioarany:

satria: tsy nisy nifidy ho mainty, tsy nisy nifidy ho tanivo, tsy nisy nifidy ho tanindrana, tsy nisy nifidy ho fotsy
11. RATOVOARY ( 23/06/2008 14:36)
orona:
Ny tanindrana matanjaka -- ny tanivo mangozohozo
Ny tanivo mahay -- ny tanindrana dontodonto
Ny tanindrana mahay mitady vola -- ny tanivo michaum
Ny tanindrana avo feo -- ny tanivo malefaka firesaka
Ny tanivo passifique -- ny tanindrana tonga dia totondry
Ny sipa tanindrana constit -- ny sipa tanivo mahia
Ny sipa tanivo manja -- ny sipa tanindrana ratsy tarehy
Ny tanindrana mazava fo -- ny tanivo mandevotay atsalaka

Amiko de fihantsiana no ilazana anio. Misy karazan'oul tsy mahatanty ny hilazana fampitahana tahak'zao.Fanambaniana no iheveran'zay voakasik'ilay côté- amiko.
Manin raha lazaina koa hoe: " Ny ........malam loha, fetsifetsy sns...."
12. lanto ( 23/06/2008 16:16)
Mitovy hevitra amin'i rabingobilabanga sy Ratovoary. Nefa ataoko fa olon-dehibe misaina daholo ka tsy hanaiky rangitin'i orona eo!

tanivo petakorona-- tanindrana petakorona
:lol:
13. mirana5 ( 23/06/2008 20:48)
lanto:

Mitovy hevitra amin'i rabingobilabanga sy Ratovoary. Nefa ataoko fa olon-dehibe misaina daholo ka tsy hanaiky rangitin'i orona eo!

tanivo petakorona-- tanindrana petakorona
:lol:

tiako mahafatifaty daholo nareo zany é!
14. orona ( 23/06/2008 21:49)
tena manana ny fandraisany azy avy marina :roll:

physiquement: ny vatana sy ny tarehy dia miankina amin'ny sakafo sy ny toetr'andro -- miova araky ny toerana io
socialement: ny toetra sy ny fiteny dia manaraka ny fiaramonina misy -- miova araky ny toerana koa io

mangozo no ny tanindrana ny tanivo satria vao kely dia niaina tamin'ny rivotra maloto
Ny tanindrana mahazo rivo-madion'ny ranomasina sy ny ala, voky trondro...
Ny tanivo setroka tomobil ...

kamo a anazava fa ze andraisanareo azy
15. nambina ( 24/06/2008 07:25)
orona:

....kamo a anazava fa ze andraisanareo azy

izay no atao hoe mieritrereta aloha vao manao zvtr fa tsy izay tiana lazaina rehetra izao d bla bla bla daholo

16. rastafarai ( 24/06/2008 10:48)
:-D :-D :-D Ny tanivo miolakolana, ny tanindrana direct :lol:
17. haritianah ( 20/07/2008 22:24)
sakafo inona sy toetrandro inona kay ry orona no mahatsara TAREHY sy VATANA.
Otran mahagaga mits lé resonnement.
Zà zao faritany 6 Mada efa nipetrahako sy niasako doly fa ny toetrako dia toetrako maha zà anah mits fa tsy miova zany na ho aiza ao na ho aiza.Fiteniko dia zé fiteny tiko mety amiko fa ts voatery ao hanova.Refa oé iresaka @ lé olona fotsiny ao no ts maints mampiasa ny fiteniny faritra andehanako fa ny iainako ao an trano dia fiteny zé tiko mahazatra ay.
Mangozo aona indray ary, de aona zany reny olona manana entreprise na mpamboly vary any anindrana reny refa hanao ny asa dia matetika maka olona avy ambatolampy na fiananarantsoa na antananarivo.Tsy mangozo zany ny olona matoa any mitsy no maka mpiasa.
Raha milaza enao oé fahalotoan'ny rivotra dé tokony oé ny olona any amorotsiraka tsaratsara kokoa ny avokavoka raha mihoatra ny anivontany satria be setroka ny any anivontany dia manaiky ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2439