Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i orona, milahatra araka ny daty
orona
(
10/01/2009 13:01)
andron'ny vehivavy
Iray andro fotsiny =)) =)) :-@ ...
tohiny
novalian'i orona ny 23/01/2009 17:36
orona
(
10/01/2009 13:01)
andron'ny vehivavy
Iray andro fotsiny =)) =)) :-@ ...
tohiny
novalian'i orona ny 23/01/2009 19:04
orona
(
03/10/2008 07:58)
mirary soa Reebok
Mirary soa an'izay riboka fopl zay fa tena manimanina anazy a androany. :-* ...
tohiny
orona
(
25/09/2008 11:24)
kibo izany an
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48db5cecbf228 =)) =)) =)) :p ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 02/10/2008 09:55
orona
(
15/09/2008 07:05)
sary
Possible ve hoe ny namana nosakanana tsy mahita ny sary iany koa fa tsy hoe tsy afaka mametraka tsikera fotsiny iany??? :) ...
tohiny
novalian'i nomenjara ny 20/09/2008 22:05
orona
(
01/09/2008 13:15)
akohovavy maneno
Raha ny biby no jerena dia hita mazava ny difference. Mazàva amizay ve sa mbola hitady hitovy zo iany??? sa akohovavy maneno???
Za tsy milaza hoe tsisy ilavana anareo -- tsara tarehy nareo -- tend...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 15:31
orona
(
01/09/2008 12:43)
CRN
Comité pour la réconciliation nationale
Tsy hita kory hoe inona no mikorotana ka réconciliation a réconciliation. Toa le CRN indray no mpanakorotana.
Le Zafy Albert dia tena tsy menatra mihits...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 04/09/2008 16:49
orona
(
10/07/2008 07:15)
ny PD malagasy
isika gasy ve no diso mitana fomban-drazana loatra sa ahoana?? Tokony mba omena alalana hivady ny lhl refa mifankatia --- Tsisy idiran'ny afa mitsy ny fiainatokatranony --- koa nahoana no rarana tsy i...
tohiny
novalian'i namana2008 ny 29/07/2008 12:18
orona
(
07/07/2008 07:09)
oul cancéreux
ra manana namana cancéreux --- ka fatatra fa tsy ela dia hofaty dia ahoana no resaka atao aminy?
:roll:
mamangy @ fahoriana ve sa mangatsiatsia sa ......
tohiny
novalian'i SHOAN ny 08/08/2008 22:00
orona
(
02/07/2008 07:12)
olona matavy
Mba misy tombony iany ve le matavy sa dia akiviana dia eleo matavy any?
Efa hita fa mematavy le zaza -- mbola sisiana sakafo iany. Ailika we gène -- gène -- nefa ny hatendana no be. :x :x Maso...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 08/08/2008 22:06
orona
(
25/06/2008 17:30)
ra miala aho
ra miala ve aho dia hilamina ny serasera satria taorian-zay nialan'i k.. zay -- dia tsy hita intsony ny xxx makobo -- voatsindrona.
toa za sisa no enjeana etsy sy eroa
tsy olako le fanenjeana fa...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 28/06/2008 07:35
orona
(
22/06/2008 06:45)
tanindrana sy tanivo
Matetika
Ny tanindrana matanjaka -- ny tanivo mangozohozo
Ny tanivo mahay -- ny tanindrana dontodonto
Ny tanindrana mahay mitady vola -- ny tanivo michaum
Ny tanindrana avo feo -- ny tanivo male...
tohiny
novalian'i haritianah ny 20/07/2008 22:24
orona
(
21/06/2008 00:04)
avy nandini-tena -- matotra
Rehefa nandinika aho dia betsaka ny olona no nahazo ny acte-ko --- hihihi
Misy koa ireo tezitra fa nataoko tamin'ny iray tamin'izy ireo ny fataon-dry zareo amin'ny olona hafa --- hihihi
Isaorana...
tohiny
novalian'i tslem ny 26/06/2008 18:41
orona
(
19/06/2008 06:49)
ny tsy azoko
Maninona ny xxx manao ny olona ho devoly avela mijanona eo, fa vao ny olona no manao ny hafa ho devoly dia maazo fampitandremana. :roll: :roll: :x ...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 26/06/2008 20:27
orona
(
12/06/2008 17:08)
ny vehivavy --- kely loha
Refa natao ny fanadiadiana dia kely noho ny an'ny lehilahy ny atidohan'ny vehivavy amin'ny akapobeny.
Vokatr'izay angamba no mahatonga azy ireo tsy mahay. Azo isaina amin'ny ratsatanana ny vehivavy...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 21:48
orona
(
12/06/2008 06:56)
◕‿◕ inona ilay olana raha tsy mahadiso ◕‿◕
Ary toa tsy misy fanazavana mihitsy rehefa manala dinika fa lasa amin'izao?
enga anie ka tsy ity http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m484e487dbd17b
sa ilay hoe kabota ve? :lol: ...
tohiny
novalian'i orona ny 17/06/2008 09:48
orona
(
08/06/2008 09:08)
inona ary izany???
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img252.imageshack.us/img252/7965/kiadibi1.jpg[/IMG][/URL]
=)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i oliviah ny 12/06/2008 14:45
orona
(
03/06/2008 06:26)
dinika manokana
Mety vokatry ny olana arateknika iany ve sa vokatry ny fanakanana fa toa tsy tafiditra dinika manokana mitsy. Patience a ses limites....
tohiny
novalian'i ainaheri ny 14/06/2008 06:34
orona
(
28/05/2008 19:53)
otran'ny tsy tiako
Otran'ny tsy tiako zany ilay serasera fa izao resaka fitiavana maloto izao foana no matetika....
tohiny
novalian'i kiadi ny 03/06/2008 19:00
