CRN
1. orona
(
01/09/2008 12:43)
Comité pour la réconciliation nationale
Tsy hita kory hoe inona no mikorotana ka réconciliation a réconciliation. Toa le CRN indray no mpanakorotana.
Le Zafy Albert dia tena tsy menatra mihitsy. Efa firy maty tamin'ny 91 mba hakany fitondrana. Avy teo tsita kory no zava-bitany fa nilaozana niady t@ praiministra.
Zao ndray d mitaritolona --- haninona hono --- handamina. Tena zany no tena tsy misy lojika mihitsy fa mandray an'le vahoaka ho sanana.
Efa hivoaka eo koa zao ry Ny Hasina sy ry pasitera ary ry Ratsirahonana.
Manala baraka iany hoe zany no mba mpanao politika malagasy.

novalian'i naughtyboy ny 04/09/2008 16:49
5. penguin
(
01/09/2008 14:02)
Elaha mandaka tsy mahafaty baolina izao no resahana hoe vonoy fa aza ny mpijery no hanaovana resaka betsaka. Ankoatr'izay ny tsy mitaraina sy tsy mikonetaka ve no mivonto orona sahala anao mivadika xxx =)) =)) =))
6. kidoropamba
(
01/09/2008 15:06)
Izahako angamba dia mitovitovy taona amin'ity ingahy Zafy ity.
Fa ny mahagaga ahy dia izao: Ny fahefana efa ampelatanantsika dolidoly. Natao ny referaodaomy, ny fifidianana ben'i tanana, senatera, depiotE, sefo dE reziOn, de nomena 4x4, na ireo HCC dE nahazo ny anjarany, ry zareo mpamaky baiboly (efa tsy fivavahana intsony mantsy no malaza izao fa famakina baiboly) dia nahazo saOsy dolidoly.
Kanefa mbola ingahy Zafy ny ity CRN ity ihany no malaza : Inona ny antony?
Ka tsy azoko mihitsy: Tsika ve izany no lany mofo ka dia mitady vola amin'ity resaka rano ity ihany no niafarAny sa ry zareo ao @ CRN no be monkondoha ka ry zalahy efa be antitra indray no manome lesona antsika?
Ahoana no mbola mahasarika olona foana ry zareo ao @ CRN kanefa dia efa najorontsika ny antsonjay sy ny famoretana mba tsy hisian'ny tsikera intsony. Saingy, 6-taona aty aoriana dia mbola mitohy ihany ny fanagadrAna politika. Tsy mandaitra ve ilay demokrasian-tsika sa ny gasy no efa mivadika aty doha ka maniry ho gadraina amin'izay mba homena sakafo baojo na maimaimpoana any amponja?
Toa mora be ny manambotra andry lekasEra (hin!hin!hin!hin!) sy ireo mpianatra tao barikadimy kanefa ny saoSY any amin'ny rahalahin'i zokibe marisely, Louis izay any ivelany.
Efa tsy mila fandrosoana ve ry Zafy ka @ izao fiainana tsara be izao dia mbola hitsikera ihany no atao?
Hoy ny gazety lesnouvelles an-dry Ratsitohaina androany hoe: "mangina volamena" hono. Izany hoe na dia ampihinanin'ireo kalaza ny tsy azo hoanina dia aleo "mangina ihany" satria volamena io. Na misy mandroba ny fanananao dia aleo "mangina ihany" satria "volamena io.
Hummmm! maha lasa adala hoa ity politika ity ka aleo misisika eto akaikin'ny fitondrAna mba hitsakotsakoana izay mba rarandraraka amin'ny tany.
Ravalomanana ihany fa...:x

7. penguin
(
02/09/2008 09:25)
Tsy fandrangitana olona no atao ra-Kidoro ka kitihinao mafy mihintsy ny fihentsem-pon'ny olona.
Tsy misy ny hoe fiadanana fa mitady hevitra ny hivoatra ny Malagasy ary tsy misy azo mora foana ka izay no antony hipotran'ny fahasarotana rehetra.
Ity hoe "...Efa tsy mila fandrosoana ve ry Zafy ka @ izao fiainana tsara be izao dia mbola hitsikera ihany no atao?..." dia tsy mety.
Rehefa tsy vitan-drakidoro ny fanaratsiana mivantana ny mpitondra dia ny fandrangitana mafy ny vahoaka no ataony ary misoloky ho TIM izy.

8. kidoropamba
(
03/09/2008 09:57)
Fa ahoana no tsy mety no hilazAna fa "tsara" ny fiainana" eto madagasikara amin'izao? f'angaha "ratsy "indray izany ity fiainana ity?
tsssss! Nareo Crtim andra-jems no misoloky tim fa tsy izahay azoro dE kotiZasiOn.
penguin penguin-tra foana ange nareo zany an.
Ravalomanana ihany fa... :x

9. fijo
(
03/09/2008 21:37)
nendry zafy anie tsy fanoherana fa fidongiana no tena marina e,ary izay no tsy mampisy dikany ny mpanohitra ao mada,ny efa itan'ny olona fa tsy nahefa rah ateo ihany no mbola mitady hitaingina soavaly,ka aiza no hisy raharaha vanona??
10. naughtyboy
(
04/09/2008 16:49)
mbola @ stazy fikaonandoha mijery ny vahaolana aroso nge izao e aza adino,fanakambanana hery anorina zv baovao fa tsy androdana fotsiny ary itantana sy andrindrana ny fiainampirenena ampilaminana,fa tsy voatery akory oe anohahana mivantana an'i itsy na iroa aleo kalo azava..malalaka zany ny lalana itondrana vahaolana maharitra itantana ny fiainampirenena iarahany miasa ho @
fampandrosoana ny raharahampirenena sy anomanany reo kandida rehetra manana hevitra hilatsaka..