sary

1. orona ( 15/09/2008 07:05)
Possible ve hoe ny namana nosakanana tsy mahita ny sary iany koa fa tsy hoe tsy afaka mametraka tsikera fotsiny iany??? :)
novalian'i nomenjara ny 20/09/2008 22:05
2. hery ( 15/09/2008 07:24)
Hmm
Toa izay tokoa no mety.
3. sakaizakely ( 15/09/2008 07:30)
tena hevitra milay
4. ni81 ( 15/09/2008 07:36)
Ary raha toa izy ka nanova ny ps-ny dia tsy ho afaka ihany koa ve?
5. hery ( 15/09/2008 07:52)
ni81> raha manova ps-ny koa izy dia afaka mandefa hafatra sy tsikera indray :-)
6. sakaizakely ( 15/09/2008 07:55)
sembôlika ihany kou ané le fanakanana e
7. kiali ( 15/09/2008 10:29)
sary bôgôsy be an'elah ve lesy ry beorona de tsy avelan'elah hijery zah klé!! tssssssss!!
sady tsotra milay be le volo no hotran'i mireille mathiô !! raha zah ny sipa aloh de tara @ elah zah eh! :-D :-D :-D :-D :-D
8. ni81 ( 15/09/2008 10:37)
raha zah ny sipa aloh de tara @ elah zah eh!
mety na lahy aza rehefa miova filamatra kah! :lol: :lol:
9. kiali ( 15/09/2008 11:15)
fa zany eo ihany fa iza ko moa ny miraraha raha tsy mahita ny sarin''elah aza eh! :-D :-D :-D
10. nomenjara ( 15/09/2008 12:38)
:-D
11. kiali ( 15/09/2008 18:52)
mba tokony sivanina marina ny olona mapiditra sary fa ry orona efa tsy iz mintsy! =)) =)) =))
12. kelly13 ( 15/09/2008 19:03)
:-D :-D :-D :-D
13. sakaizakely ( 15/09/2008 19:46)
za vao mahita ny sarin'i kiali de
14. kiali ( 15/09/2008 20:20)
sakaiza>ary raha mahita ny sarin'i orona?
15. kiali ( 15/09/2008 20:37)
tsara pasoka le iz ka! :-D :-D :-D
16. xxx ( 15/09/2008 23:38)
kiali a! tsy sariny akory anie ireny e! :wink: sandoka :-D
17. orona ( 16/09/2008 06:26)
hery sakaizakely ni81 ^:^

ankoatra izay mivika :-D
18. ni81 ( 16/09/2008 06:41)
ni81> raha manova ps-ny koa izy dia afaka mandefa hafatra sy tsikera indray
zay mantsy anie e! Ny ahy dia aleoko tsy mametaka sary mba tsy hisy hitsikera hoe petak'oron' ikala ratsy ity! :-D :-D :-D
19. sff ( 16/09/2008 07:00)
Hitako mety ilay hevitra fa saingy, isika angaha tsy malagasy intsony hoy aho eh?
Tsy ny fihavanana ve no apinga manavaka antsika amin'ny afrikanina? koa, ny fanakanana izay endriky ny fisarahana ve tsy tokony holanjalanjaina tsara aloha vao alefa.

Ny ahy aza ny hevitro hoe, ny fanakanana olona iray ve tsy tokony ho hisy fanisana miverina (compte à rebour) ohatra hoe mandritra ny iray volana ihany. Dia ho hita eo raha efa samy nilefitra ny fo na hotohizana.

sakaizakely:
sembôlika ihany kou ané le fanakanana e

Ratsy ilay izy fa saingy indrisy fa marina izany.
20. ni81 ( 16/09/2008 07:14)
Hitako mety ilay hevitra fa saingy, isika angaha tsy malagasy intsony hoy aho eh?
Tsy ny fihavanana ve no apinga manavaka antsika amin'ny afrikanina? koa, ny fanakanana izay endriky ny fisarahana ve tsy tokony holanjalanjaina tsara aloha vao alefa.

Ny ahy aza ny hevitro hoe, ny fanakanana olona iray ve tsy tokony ho hisy fanisana miverina (compte à rebour) ohatra hoe mandritra ny iray volana ihany. Dia ho hita eo raha efa samy nilefitra ny fo na hotohizana.
ka raha ahatonga korontana ve tsy aleo kosa tsy mifampiresaka fa samy maka ho azy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3784