sary

41. xxx ( 20/09/2008 06:56)
ainaheri:

xxxx>> zay alou ee,fa tsy azoko oe maninn no sakanana ilay oul? Mba azon'ilay mpanakana voasana eto ve oe inona no dikan'ilay sakana? Satria manko toa misy oul tsy naninona d voasakana ,sa oe plaisir mba te hanakatsakana d refaveo atao resaka,za nosakanan'ny anona !! Otran'ilay dinika efa nandeha!!!!!
Misy raha wa latera eeee :lol: :lol: :lol:


mba tia ho se faire remarquer izy manao an'iny:-D:-D
mampiomé be anie e!:-D
raha tsy mamorona dinika mokondrakondrana hi provoquer-na ny mpiforum dia hoe sakana sakana dia entina eto hoe ahoana ilay sakana e! sns...:-D


42. yonikafopl ( 20/09/2008 14:53)
refa tsy tiana ho hitan\'ny be sy ny bobaka sy ny oll nosakanana ny sary de alefaso any am namana manokana eee, aza mitady midi a 14h :)
43. nomenjara ( 20/09/2008 22:05)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8407