sary

21. sff ( 16/09/2008 07:21)
ni81:
ka raha ahatonga korontana ve tsy aleo kosa tsy mifampiresaka fa samy maka ho azy!

Ka inona ary no atao eto raha tsy hifampiresaka izany?

Ny isavorovoroana hono hilatoana. Tsy lavina angamba fa ny olana dia misy foana. Ny fahaizana mamaha izany dia toetra tsara ezahina ananana. Koa tsy aleo ve mitady hevitra handravonana azy, toy izay mitady hevitra hanitarana azy?
22. ni81 ( 16/09/2008 07:29)
Ka inona ary no atao eto raha tsy hifampiresaka izany?

Ny isavorovoroana hono hilatoana. Tsy lavina angamba fa ny olana dia misy foana. Ny fahaizana mamaha izany dia toetra tsara ezahina ananana. Koa tsy aleo ve mitady hevitra handravonana azy, toy izay mitady hevitra hanitarana azy?
Hiresaka tokoa moa! fa raha toa efa tsy mety ny azy sy ireo olona nosakanany ireo dia aleo mifanaja raha toa ka samy tsy ahay hifandefitra.
23. ni81 ( 16/09/2008 07:32)
Zà manokana aloha dia tsy mbola nisy olana niseho tamiko mihitsy teto @ serasera na dia indray mandeha aza e.
24. sff ( 16/09/2008 07:33)
marina izany
25. kiali ( 16/09/2008 09:10)
orona:


ankoatra izay mivika :-D



mivika= mitovy @ oe debil ihany!!
t@ zah nanao debil anefa tonga de nosakanana'i mopera tato @ forum!!mbola voasakana moa hatramizao ny psko tena fampiasaiko fa ty zao no hidirako fa te hanala azy indray zah(:-D :-D :-D )
26. xxx ( 16/09/2008 09:22)
[quote]mivika= mitovy @ oe debil ihany!!
t@ zah nanao debil anefa tonga de nosakanana'i mopera tato @ forum!!mbola voasakana moa hatramizao ny psko tena fampiasaiko fa ty zao no hidirako fa te hanala azy indray zah( )
27. xxx ( 16/09/2008 09:45)
[quote=kiali]
mivika= mitovy @ oe debil ihany!!
t@ zah nanao debil anefa tonga de nosakanana'i mopera tato @ forum!!mbola voasakana moa hatramizao ny psko tena fampiasaiko fa ty zao no hidirako fa te hanala azy indray zah(:-D :-D :-D )
28. xxx ( 16/09/2008 10:51)
sff:

Hitako mety ilay hevitra fa saingy, isika angaha tsy malagasy intsony hoy aho eh?
Tsy ny fihavanana ve no apinga manavaka antsika amin'ny afrikanina? koa, ny fanakanana izay endriky ny fisarahana ve tsy tokony holanjalanjaina tsara aloha vao alefa.

Ny ahy aza ny hevitro hoe, ny fanakanana olona iray ve tsy tokony ho hisy fanisana miverina (compte à rebour) ohatra hoe mandritra ny iray volana ihany. Dia ho hita eo raha efa samy nilefitra ny fo na hotohizana.

sakaizakely:
sembôlika ihany kou ané le fanakanana e

Ratsy ilay izy fa saingy indrisy fa marina izany.


izany ahay mba olon-kendry tsy mivika fa ny mpanakana no mivika


:-D
29. xxx ( 16/09/2008 10:52)
xxx:

kiali a! tsy sariny akory anie ireny e! :wink: sandoka :-D


ka marina izany! i sitlo ihany no orona iza no tsy mahalala izany ka ampitahao ary ny sary raha mtovy, tena efa mivika tssss

:-D
30. bizoroka ( 16/09/2008 21:05)
ompa be no teto dia nofafaina :-p

biz alefa @ manaraka

Nahitsin'i hery
novalian'i bizoroka ny 17/09/2008 09:49
31. orona ( 17/09/2008 05:01)
inona ary ity mahazo?
32. kelly13 ( 17/09/2008 08:39)
33. ni81 ( 17/09/2008 08:58)
Rehefa tezitra dia alefao any aminy mitokana ny ompa vary raraka toa io fa aza atao ho hitan'ny be sy ny maro. :roll: Sa aharihary hoe izao tokoa no maha-IZAHO ahy?
34. ni81 ( 17/09/2008 09:18)
Rehefa tezitra dia alefao any aminy mitokana ny ompa vary raraka toa io fa aza atao ho hitan'ny be sy ny maro. Sa aharihary hoe izao tokoa no maha-IZAHO ahy?
mba fafao koa ity fa sao lazain'ny olona fa adala eto aho azafady e! :)
35. xxx ( 17/09/2008 09:22)
fika fanaon'i sitlo io ataon'i bizoroka io, izy ihany zao io fa sùr aho ==> mba andefasana ny dinika any @ fako fa wain dray nédala
36. xxx ( 17/09/2008 09:42)
ie! i penina ilay nanopa be otran'io amin'izay voafafa ilay dinika nisy ompa be iry hihihi!

fa ity aloha ! hummmmm....raha bani i kiadi tsy afaka mamaly intsony dia mety ho kiadi no nosendaotra.....

entina mora ihany izy ity e!
37. ainaheri ( 19/09/2008 12:23)
fa inn doli zany ee,d inn zao ny interet @ zany? Misy raha latera :lol:
38. xxx ( 19/09/2008 15:15)
ianaheri: ka raha skanana daholo ve ny olona rehetra tsy aleo atao any amin'ny namana manokana ny sary e!:-D
sakana ah! sakana (toa nosakanany daholo ny namana rehetra ko! tadidiko lay dinika iray iry!
:-D:-D
39. ainaheri ( 20/09/2008 05:22)
xxxx>> zay alou ee,fa tsy azoko oe maninn no sakanana ilay oul? Mba azon'ilay mpanakana voasana eto ve oe inona no dikan'ilay sakana? Satria manko toa misy oul tsy naninona d voasakana ,sa oe plaisir mba te hanakatsakana d refaveo atao resaka,za nosakanan'ny anona !! Otran'ilay dinika efa nandeha!!!!!
Misy raha wa latera eeee :lol: :lol: :lol:
40. sakaizakely ( 20/09/2008 06:23)
ainaheri> rehefa manakana oul de azo atao ny mandefa hafatra fanazavana

tsetsatsetsa ho an'ilay mpamboly malaza izay iny ;-)

fa mazana tsy mila fanazavana satria matetika tohiny soketa ataon'ny oul iray aminao ny fanakanana, ary mahatsapa tena avy hatrany le oul ka tsy de hitako lotra ny hanomezana fanazavana, amiko lou de défoloara de manazava oe nosakanako ianao satria ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) sady ny ahy ampiako ranona tsilandimilahy concentré :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2836