ny PD malagasy

1. orona ( 10/07/2008 07:15)
isika gasy ve no diso mitana fomban-drazana loatra sa ahoana?? Tokony mba omena alalana hivady ny lhl refa mifankatia --- Tsisy idiran'ny afa mitsy ny fiainatokatranony --- koa nahoana no rarana tsy isoratra??? Ry zareo aza tsy taitra koa maninona ny manodidina ndray no hanakana.
Ohatran'ny manao kely tsy mba mamindro le gasy --- Nefa nge tsy ahasakana ny any ambadika any akory e. Bedabe reo oe mpivady lahy sy vavy manakana ny homo, nefa fiainatokatranony aza tsisy lohany sy vodiny. Fanalanjaza etsy, famonombady eroa, fampirafesana manginy fotsiny..
2. bavy ( 10/07/2008 07:36)
ka na tianao alou na tsy tianao de gasy fona isika, ary raha mbola gasy koa de tsy hanaiky ny hivadinareo homo zany mitsy e! zay no maha gasy ny gasy mitazona hatrany ny fomba amampanao maha malagasy
3. orona ( 10/07/2008 07:38)
ny fanontaniana hoe nahoana??? --- montre tes raisons
4. ni81 ( 10/07/2008 07:42)
Tsy hoe ny gasy ihany no misy tsy manaiky ny hivadian'ny homo fa misy antokon'olona hafa koa. Ny lahy sy ny vavy no natao hivady fa tsy ny lahy samy lahy na ny vavy samy vavy.
Rehefa te hivady i orona sy izay tian'i orona ho vadiana dia ataovy na tsy ara-panjakana aza. :roll:
5. orona ( 10/07/2008 07:49)
warum --- nahoana no sakanan'ny fanjakana --- nahoana no raran'ny lalana toy ny mpanao ratsy???
6. hery ( 10/07/2008 07:52)
:-)

Tsy dia mitombona loatra ilay fanohanan-kevitr'i orona hoe "Ry zareo aza tsy taitra" dia tokony tsy ho sakanana.

Satria raha hoe "ry zareo aza tsy taitra" dia
- Tsy tokony hosakanana ny fivarotana rongony sy fividianana rongony satria "ry zareo aza tsy taitra" ary volany no miala :-)
- Tsy tokony hosakanann'ny lalàna ny fampirafesana satria "ry zareo aza tsy taitra" fa velony
- Tsy tokony hosakanana ny fanalàna zaza etc... satria "ry zareo aza tsy taitra"

7. xxx ( 10/07/2008 08:00)
tsy ny gasy ihany no tsy manaiky an'io fa firenena maro ! misy critères bdb no maha tonga an'io !

ohatra:

-am fomba ahoana moa no ahavitan'ireny vavy samy vavy , na lahy samy lahy ireny hitaiza zaza ?

-ao manko ny fananganan-jaza sns koh !

- de mba ahoana rehefa any am-pianarana io zaza io ? de hilaza ve izy we ny dadako vavy de ny mamako vavy koh ?

-sa we rehefa maka an'le zaza any am-pianarana ireo mpivady vavy samy vava na lahy samy lahy ! de mba ahoana ny fijerin'mpiara-monina an'io zaza io ?

-amiko kalou de norma ihany lé we sakan'fanjakana raha ny momban'zaza no jerena
8. orona ( 10/07/2008 08:10)
fifohana rongony: manimba neurones --- addiction --- tsy sitrapony intsony rehefa aty aoriana --- ka na taitra aza izy --- tsy afaka
fampirafesana: misy contrat de mariage --- izy no nanaiky anao sonia tsy ampirafy --- na taitra aza ny vadiny @ fampirafesana dia tsy afamanoatra --- raha ifanarahana moa maninona
fanalàna zaza: tsy sitrapon'ilay zaza ny ho afak'aina na taitra aza izy

fa lé homosexualité --- tsy misy sonia natao hoe za tsy ho homo --- tsy misy addiction --- tsy misy fitaka
9. orona ( 10/07/2008 08:13)
xxx:

tsy ny gasy ihany no tsy manaiky an'io fa firenena maro ! misy critères bdb no maha tonga an'io !

ohatra:

-am fomba ahoana moa no ahavitan'ireny vavy samy vavy , na lahy samy lahy ireny hitaiza zaza ?

-ao manko ny fananganan-jaza sns koh !

- de mba ahoana rehefa any am-pianarana io zaza io ? de hilaza ve izy we ny dadako vavy de ny mamako vavy koh ?

-sa we rehefa maka an'le zaza any am-pianarana ireo mpivady vavy samy vava na lahy samy lahy ! de mba ahoana ny fijerin'mpiara-monina an'io zaza io ?

-amiko kalou de norma ihany lé we sakan'fanjakana raha ny momban'zaza no jerena

ouais, fa ra tsisy resaka zaza???


10. xxx ( 10/07/2008 08:13)
soratra masina:
Tsy tsara ralehilahy raha irery ka hanaovako vady sahaza ho azy izy,........ary naka ny taola-tehezany izy ka nanamboarany vady ho an'ny adama,......hoy adama: satria taolatehezana avy amiko ity ka antsoiko hoe: vehivahy
Efa hatrany amboalohany de efa natao ho vehivahy ny vadin'ny lehilahy ( fa tsy vehivahy ). Noho izany rehefa tsy vehivavy no vadi'ny lehilahy de tsy vady sahaza.
11. xxx ( 10/07/2008 08:20)
Hoy i soratra masina:
Tsy tsara ralehilahy raha irery ka hanaovako vady sahaza ho azy izy,........ary naka ny taola-tehezany izy ka nanamboarany vady ho an'ny adama,......hoy adama: satria taolatehezana avy amiko ity ka antsoiko hoe: vehivahy
.
Efa hatrany amboalohany de efa natao ho vehivahy ny vadin'ny lehilahy ( fa tsy lehilahy ). Noho izany rehefa tsy vehivavy no vadi'ny lehilahy de tsy vady sahaza ( nasiako fanitsiana kely fa azafady )
12. orona ( 10/07/2008 08:24)
statistiqument: 50% ny malagasy dia tsy mino ny baiboly

Adam sy Eva mbola discutable be zany --- fa raisiko le raison cachée hoe ny vavy sy ny lahy no matonga reproduction, nampitombo isa zavamananaina --- Fa zao, ny fanambadian'ny homo akory tsy hahafoana ny zavamananaina.
13. xxx ( 10/07/2008 08:48)
Ka @ iza no misy anao: @ le 50% sty mino sa mba mino ihany fa sarintsariny?
fa raisiko le raison cachée hoe ny vavy sy ny lahy no matonga reproduction, nampitombo isa zavamananaina --- Fa zao, ny fanambadian'ny homo akory tsy hahafoana ny zavamananaina.
Mba Filôzôfia hafa ndray iny ? Tsy aleo ve ry akama miaina @ le originaly fôna. Amin'ny ara-dalàna e! :-D :-D :-D :-D :-D
14. agoago ( 10/07/2008 09:07)
Tamin'ny fihetsiketsahana ny homo gray pride, tsy nisy fihetsiketsahana akory ary taty madagasikara.Toa ny tsy misy avy anie ianareo, na ianareo aza menatra mbola miafinafina any ambadika any Izay aloha andramana raha tafavoakanareo mba milahatra maneo ny fisianareo ianareo, hita hoe hanaiky anareo ny mpitondra sy ny fiaraha monina. Izay vao miditra amin'ny fangatahana hanovana ny code de mariage. Madagasikara ve dia hanaiky ny fanambadiana ny homo zany! asa?
15. ni81 ( 10/07/2008 09:36)
Asehoy ny olona rehetra aloha ilay PD miaraka @ i orona e! ary anefa i orona toa lazain'ny namana sasany fa vavy moa! :lol: raha vavy dia asehoy ilay lesbienne miaraka @ orona.
16. xxx ( 10/07/2008 10:22)
bavy:

ka na tianao alou na tsy tianao de gasy fona isika, ary raha mbola gasy koa de tsy hanaiky ny hivadinareo homo zany mitsy e! zay no maha gasy ny gasy mitazona hatrany ny fomba amampanao maha malagasy


hay ve ka zany no tena maha_malagasy e, tena tsy aiko indray iny fa misaotra @ lay saina tery kely e>mba jarevo akia ny manodidina an-dry de halao lay ornières fa takona be ny mason-dry e
17. eisy ( 10/07/2008 10:28)
Zà aloha ry zareo de tena tsy manaiky izanya mihintsy a!,na tsy hiresaka fivavahana aza isika , na tsy hiresaka soatoavina malagasy fa resaka hita isan'andro hotsiny fa
na ny prise courant aza anie misy lahy sy vavy zay vao misy herin'aratra e!
na tsy lahy sy vavy koa aza fa hoe ila mihabo sy mihiba e!
tsy mety mihintsy ilay teny hoe mivady raha vao tsy ila na singa roa samy hafa fa mifameno, vavy vo famenon'ny lahy amiko....
jereo fa na eny an-kianja aza misy ny hoe ila havia sy havanana..., raha samy havia ve? tsy ho resy lava (BAREA INDINDRA INDRINDRA)
raha ohatra ka ila sy singa mitovy no ampiarahana , angamba izany dia tena mifanohitra amin'ny lalàn-javaboahary....
andramo ny andriamby de ho hitanao e!
na ny voninkazo aza anie misy ila lahy sy vavy vao mamoa indray e
ny biby ihany koa toa izany, ka ho ambany noho ny biby ve ny olombelona?!, asakasak'ireo vazaha manaiky izany....
zà mihevitra fa hendry ny gasy ka tsy hanaiky izany mandrakizay, na de tena tia manaraka fiovana toy ny inona ...
Sa ahoana ry GASY kely toa ahy?!
18. ari.malala ( 10/07/2008 11:15)
xxx15, inona no maha tery kely ny sain'i bavy amin'ny hoe ny Gasy mitàna ny fomba amam-panao malagasy kay?

miombonkevitra tanteraka am eisy
19. xxx ( 10/07/2008 14:01)
orona:

statistiqument: 50% ny malagasy dia tsy mino ny baiboly

Adam sy Eva mbola discutable be zany --- fa raisiko le raison cachée hoe ny vavy sy ny lahy no matonga reproduction, nampitombo isa zavamananaina --- Fa zao, ny fanambadian'ny homo akory tsy hahafoana ny zavamananaina.


ary hitako no nampiditra dinika manaratsy mafy ny vehivahivay ary ambadika kay mitady hanao pédé ny havana


:-D :-D :-D :-D
20. xxx ( 10/07/2008 14:06)
orona:

isika gasy ve no diso mitana fomban-drazana loatra sa ahoana?? Tokony mba omena alalana hivady ny lhl refa mifankatia --- Tsisy idiran'ny afa mitsy ny fiainatokatranony --- koa nahoana no rarana tsy isoratra??? Ry zareo aza tsy taitra koa maninona ny manodidina ndray no hanakana.
Ohatran'ny manao kely tsy mba mamindro le gasy --- Nefa nge tsy ahasakana ny any ambadika any akory e. Bedabe reo oe mpivady lahy sy vavy manakana ny homo, nefa fiainatokatranony aza tsisy lohany sy vodiny. Fanalanjaza etsy, famonombady eroa, fampirafesana manginy fotsiny..


hoy aho hoe : averiko aminao ny teninao....
izany ve tsy fitiavana maloto?????????????????



:arrow:
Mpandefa : orona [ Valio ] 28-05-2008 21:53:27
Lohateny : otran'ny tsy tiako
Otran'ny tsy tiako zany ilay serasera fa izao resaka fitiavana maloto izao foana no matetika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4466