ny PD malagasy

21. xxx ( 10/07/2008 14:09)
Fanalanjaza etsy, famonombady eroa, fampirafesana manginy fotsiny :arrow: :roll:

dia ahoana fotsiny izany ilay miaraka amin'ny vadin'olona ireny?????
22. xxx ( 10/07/2008 14:10)
xxx:

bavy:

ka na tianao alou na tsy tianao de gasy fona isika, ary raha mbola gasy koa de tsy hanaiky ny hivadinareo homo zany mitsy e! zay no maha gasy ny gasy mitazona hatrany ny fomba amampanao maha malagasy


hay ve ka zany no tena maha_malagasy e, tena tsy aiko indray iny fa misaotra @ lay saina tery kely e>mba jarevo akia ny manodidina an-dry de halao lay ornières fa takona be ny mason-dry e


ny ornières ve tsy ilay eny @ arabe fa sao dia oeillères no tokony ho izy!!????

23. ni81 ( 10/07/2008 14:46)
Hoy xxx19
hoy aho hoe : averiko aminao ny teninao....
izany ve tsy fitiavana maloto?????????????????
Ka matetika ny olona dia manao mpitari-bato vilam-bava e! Mahagaga :roll:
24. Rafahafahana ( 11/07/2008 14:59)
F'angaha moa raha mba mitana ny heviny ny gasy dia hoe tery saina tsy mandroso, aminareo ve ara-dalana ny hoe vavy sy vavy na lahy sy lahy no mpivady?
Amiko aloha dia SAMPONA ireny olona ireny Marary saina ireny.
Dia isika salama saina indray ve no ndeha hanaiky ny tsy ara-dalana, asa aloha é!
25. Veloo ( 11/07/2008 19:16)
Efa hatrany amboalohany de efa natao ho vehivahy ny vadin'ny lehilahy ( fa tsy lehilahy ). Noho izany rehefa tsy vehivavy no vadi'ny lehilahy de tsy vady sahaza ( nasiako fanitsiana kely fa azafady )
:wink:
26. ainaheri ( 12/07/2008 11:51)
Aretina ilay izy ny tena marina
27. ari.malala ( 14/07/2008 07:20)
aretin'ny in? aretin'ny saina?
28. naughtyboy ( 14/07/2008 12:53)
ieee, anotanio razanety de mazava ry akama a,izy mahalala tsara an'io:-D :-D :-D
za tsy hitsara na anaratsy ary tsy ikozy oe tsy fidiny fa safidy any ts1/1 io tsy ihiditra ato antsaiko zany kozy poof zany na in na in fanazavany reo mpandala zany satria oh.ny tsy ananako zao no mahasarika @ vhv na aratsaina na vatana na fanahy ,misy tsy ampy ato amiko zany any @ vhv zay no misy azy ..tapitra atreo
29. RATOVOARY ( 15/07/2008 05:57)
Voalaza teo :
Efa hatrany amboalohany de efa natao ho vehivahy ny vadin'ny lehilahy ( fa tsy lehilahy ). Noho izany rehefa tsy vehivavy no vadi'ny lehilahy de tsy vady sahaza ( nasiako fanitsiana kely fa azafady )

Miray hevitra @ xxx sy Veloo
30. brado ( 15/07/2008 12:54)
Marina izany efa voafetra oe lehilahy no nakana taolantehezana de zay fa mba aona no ahafantarana oe VADY SAHAZA na eo ITO NO ANJARAKO. AONA NO AHAFANTARANA NY ANJARA EO AMIN'NY FANAMBADIANA.
31. naughtyboy ( 15/07/2008 13:23)
mitovy aretina amiko brado zany :-D :-D aty @ misy ahy ry zalah tsisy sipa gasy a io no olana..
32. Rasiligaoma ( 15/07/2008 13:57)
ary i orona ity ve PD niala sa ahoana fa ohatran'ny tia resaka PD foana na t@ ilay pseudo hafa iry aza
33. papounette ( 28/07/2008 12:21)
orona:

isika gasy ve no diso mitana fomban-drazana loatra sa ahoana?? Tokony mba omena alalana hivady ny lhl refa mifankatia --- Tsisy idiran'ny afa mitsy ny fiainatokatranony --- koa nahoana no rarana tsy isoratra??? Ry zareo aza tsy taitra koa maninona ny manodidina ndray no hanakana.
Ohatran'ny manao kely tsy mba mamindro le gasy --- Nefa nge tsy ahasakana ny any ambadika any akory e. Bedabe reo oe mpivady lahy sy vavy manakana ny homo, nefa fiainatokatranony aza tsisy lohany sy vodiny. Fanalanjaza etsy, famonombady eroa, fampirafesana manginy fotsiny..


Raha ny lalàna gasy aloha hatr@zao de tena tsy hisy hirika mihitsy ny hanambadian'ny homo ary na reo zavtr lazainao reo (famonoambady, fanalanjaza, fampirafesana...) dia rarany lalàna ange e, mahavoasazy raha misy mitory.
Ny vahaolana fotsn aloha raha ny @ko de ny iainanareo ny fifankatiavanareo @zao fotsn rehefa tsy ekeny ny lalàna, tsy azo atao forçing io tsinn ko, na mifindra monina @toerana manaiky ny fanambadian'ny samy homo ohtra fa raha ny eto Mada ary tsy eto ihany fa mbola betsaka ny firenena( na ny lalàna na ny fiarahamonina),tsy mbola manaiky an'io fanambadiana homo io.

34. namana2008 ( 29/07/2008 12:18)
ka y toetsaina gasy nge ry orona ts tia rikoriko e. maharikoriko ny maita homo miaraka. zany oe sipa samy sipa azo eritreretina iany amle oe mifanakainy ampo b lotra ny samy vehivavy fa le mieritreritra oe bandy samy bandy mifanoroka zany tena deinnnnn. BANDY V NAMA; tsy manome tsiny za an fa ny hanambadiana ange iterahana eee!! ary ny ts miteraka aza efa ts fidiny.
ary maninona mo ra zao e. le bandy te ho sipa a manam-bady anle sipa te ho bandy d amzay voahaja ihany ny drafitr'andriamanitra hatrany amboalohany le oe ts tsara raha irery ralehilahy ka nomeny namana vehivavy :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3413