ra miala aho
1. orona
(
25/06/2008 17:30)
ra miala ve aho dia hilamina ny serasera satria taorian-zay nialan'i k.. zay -- dia tsy hita intsony ny xxx makobo -- voatsindrona.
toa za sisa no enjeana etsy sy eroa
tsy olako le fanenjeana fa ambavy be -- fa tsy tiko fotsiny -- manova dinika le izy -- any amin'ny fitiavana avy no mbola orona orona -- otran'ny vao nahita orona ireny
:* ho n'i kambana ;-)

novalian'i RATOVOARY ny 28/06/2008 07:35
2. mbaliana
(
25/06/2008 17:59)
milamina raha miala ianao ka.. tsy mboloa nisy ohatry zao hatramin'izay nidirako tato :@
3. diamondra27
(
25/06/2008 18:05)
nareo koa nama otrany le ol suicidaire ireny a
we za hamono tena an
tsy refa hamono tena tonga de mamonoa tena any , manao acte fa tsy mila miera na miteny amin ny olona retra zany
de tahaka izany koa orona refa hiala de miala fa tsy we ra miala aho de ....
sa hanao sonde ndray hampasika olona
de mbola i kambana ihany no akasiahina eto, elah ty lesy tena tsss
tsy ampy anlah ve
aza manaiky akasiahana io tsony nareo
na de we tsy tokony hiditra am fiainan ny olona aza de aleo idirana ihany fa orona kosa miprovok foana eto
kambana :-*

4. rabingogilabanga
(
25/06/2008 18:08)
raha miala ny ORONA:
dia tsy heno intsony ny maimbo.
midika ve izay fa tsy misy maimbo intsony?
solution: dia tsy maintsy miandry volana vitsivitsy
sao mantsy : ny fitaovana fahatsapana maimbo no tsy miasa, fa ny fofona eo ihany?
sa....

5. diamondra27
(
25/06/2008 18:10)
:-D :-D :-D
:lol: be fa voasakan i orona ny tenanay
mety tsy afaka manao copie coller koms tsony zany zao
olona hiala zany ry orona tsy manakana olona a

6. xxx
(
25/06/2008 18:16)
ireny angamba ilay zàtra manambaimbo otran'ny tary amin'ny blog anti-serasera, toa io ataony io mitsy mantsy ny fombandry zareo tao amin'ilay blog...misy ps iray izay koa efa tato taloha fa dia nitovy be tamin'ny fidiranao teto io ny fidirany tamin'ny voalohany nila ady nila vanona tetsy sy teroa...
raha nanotaniana izy dia hoe mohaka loatra ny forum....
mety hoe sosie nao angamba sa??????
rehefa tsy norarahian'i olona main'izany dia lasa olona normal izy, ary otran'ny tsy nanao n'inon'inona tamin'izany....dia toa io ataonao io navela
ka kambana aminao koa ve??????
bon debarà e!

7. xxx
(
25/06/2008 18:18)
rabingogilabanga:
raha miala ny ORONA:
dia tsy heno intsony ny maimbo.
midika ve izay fa tsy misy maimbo intsony?
solution: dia tsy maintsy miandry volana vitsivitsy
sao mantsy : ny fitaovana fahatsapana maimbo no tsy miasa, fa ny fofona eo ihany?
sa....
=)) =)) =)) =)) tena marina, ny fofona marina tsy miala angamba
8. diamondra27
(
25/06/2008 18:18)
ka orona any belgik lahy le tao amin ny sary mifoka sigara no hiala sa orona any Uzbekistan 70ans vavy
sao de tokony hande any am maison de retraite tokoa
donc midika zany fa orona mitsy no tena manala azy eto de manala olona eto amin ny provocation
siora eeeeeeeeee
refa tsy mahazo kil tsony mamaly ny dinikareo de miova ps ndray

9. xxx
(
25/06/2008 18:24)
tsy olako le fanenjeana fa ambavy be -- fa tsy tiko fotsiny -- manova dinika le izy -- any amin'ny fitiavana avy no mbola orona orona -- otran'ny vao nahita orona ireny
ntsssss mody tsy tiko tsy tiko eo fa fanahy iniana ilay mi se faire remarquer ami'ni'zay ianao no hatao resaka, izay no tena tianao nahatongavana ....
kanefa nanamaimbo ny tanàna :)
tena toetram-bavy mihintsy ianao raha ny tena marina, raha lahy koa anefa an! aiza koa hoe hifosa hono niaraka tamin'ny namana A B C wahahahahahah!
aiza koa no hisy lahy hiresaka ny namana ankilasy sy ankilany raha tsy sarindokotra.....
10. orona
(
25/06/2008 18:24)
diamondra27:
:-D :-D :-D
:lol: be fa voasakan i orona ny tenanay
mety tsy afaka manao copie coller koms tsony zany zao
olona hiala zany ry orona tsy manakana olona a
diso adiresy -- sady tsy matakatra resaka -- http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m485a1cc1c130e :-D
11. ainaheri
(
25/06/2008 18:27)
Amiko tsisy vakiko lou na iala elà na ijanona ,marina ny voalazan'i Diams..Te ho vedety @ tsisy dikany nefa mbola lakamotera =))=))=))=)) Te hoa alaza i orona klé :-D :-D :-D
12. xxx
(
25/06/2008 18:33)
ka ity mihintsy ilay dinika fitiavana miresaka an'i orona
juste nanamarika fotsiny fa hay mpamely tsaho hoatrann'ny fanaondry zareo tao amin'ny blog anti-seraser ihany ianao, ary mbola averina ihany fa toa io tsaho ataonao io ny endriky ny tsaho sy lainga be fandotoana tao amin'ny blog
lazaina fa niala i lazounet nahoana izy io nametraka dinika somantsara io????
sa saika hanankorotana dia tsy tanteraka dia menatra, sady toa tsy sahy namaly tao intsony wahahahahaha!
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48621061578ae

13. orona
(
25/06/2008 18:49)
xxx nahatsiaro voatsindrona hahaha
zao eh -- za tsy hiala -- za tsy hanao vava ohatra an'i kiadi -- tsy andray anjara fotsiny -- :-D
kay reto miseho mafy be manenjika amin'ny xxx etsy sy eroa reto refa ketrehana avaly aminy ny fanaony -- malaky mipararetra mitsingoloka lalàna mifehy
traite-moi de con -- riena
faly a fa nandray lesona ny betsaka -- refa ts mety miaino amin'ny fanazavana tsotra -- dia omena ny ninja style
blog skyrock http://www.youtube.com/watch?v=Q4FamibkUH4
azafady ho an'ze tezitra :-P

14. xxx
(
25/06/2008 18:56)
lesona inona koa no azo avy amin'ny orona tesaka io....
raha mba oronom-bazaha ndray moa haninona.....
NA hiala na tsy hiala na hamaly forum na tsy hamaly intsony
bon debarà!
saika hanao ninja sy saika hiseho ho mafy angaha dia tsy tafa de mody hoe hiala e! tsy handray anjara e! wahahahaha!
dia ahoana e! sosie nao sa tsia ilay ps iray ?????wahahahaha! sa kambana sa mba te hianatra vedety dia tsy mety raha tsy manamaibo tanàna....MAZAVA VE RY MPAMELY TSAHO tsssssss tena gravy mitsy ilay olona mpalemy tsah itony :-D

15. xxx
(
25/06/2008 19:04)
ho anareo izay mamaly hafatra ho an'i olona toa io na karazana olona mi provok otran'io nandefa dinika io
aza mamaly itsony mitsy in'inona prpovok ataony fa ny tanjony ny handrangitana anareo, dia iny ianareo fa miakatra tsy maitsy hiteny teny foana dia ianareo no mahazo ny fahadisoina, izy manjaka eo ihany
ny fahendrena dia aza mamaly itsony, neveriko fa mba tsy hisy hamaly ity hay mbola mamaly ato ny olona sasany.....
ny fahnedrena hoy aho dia ingnorer-o tanteraka izay dinika miseho endrika provok, hainareo ny suite-ny avy eo fa tsy maintsy hiafara amin'ilay cas otrani'zao....
toro-hevitra fotsiny ny ahy iny.....
mamaly ianareo dia manjary mitovy saranga aminy! izy anefa efa tena mpiady antsena gaigy be tsy ahefa ny taimbava masisony ianareo dia hiakatra dia lasa miitatra be ilay izy....

16. xxx
(
25/06/2008 19:09)
hoy i orona:
faly a fa nandray lesona ny betsaka
tena otran'izao mihintsy anie ilay fombananreo tao amin'ny blog anti-serasera e! ohatra hoe
hita taratra ry zareo fa niova ry zareo ao amin'ny sary ao amin'ny resaka tsikera satria nataoko an'izao ah!
dia toa io ataonao io mihintsy tsy misy valaka.....ka sosie nao sa inona ilay tompon'ny blog???? kambana ve??????? :-D :roll:
manao taimbava be izy ilay blogy io dia mody avy eo asiany hoe mba efa niaha- tsara raha nandeha nitsidika tao i paparazzi.....
mailo ihany ry ireto fa misy antony izy matoa mi saute saute otran'ny olona lanin'ny parasy otran'io.....
17. xxx
(
25/06/2008 19:12)
xxx:
ho anareo izay mamaly hafatra ho an'i olona toa io na karazana olona mi provok otran'io nandefa dinika io
aza mamaly itsony mitsy in'inona prpovok ataony fa ny tanjony ny handrangitana anareo, dia iny ianareo fa miakatra tsy maitsy hiteny teny foana dia ianareo no mahazo ny fahadisoina, izy manjaka eo ihany
ny fahendrena dia aza mamaly itsony, neveriko fa mba tsy hisy hamaly ity hay mbola mamaly ato ny olona sasany.....
ny fahnedrena hoy aho dia ingnorer-o tanteraka izay dinika miseho endrika provok, hainareo ny suite-ny avy eo fa tsy maintsy hiafara amin'ilay cas otrani'zao....
toro-hevitra fotsiny ny ahy iny.....
mamaly ianareo dia manjary mitovy saranga aminy! izy anefa efa tena mpiady antsena gaigy be tsy ahefa ny taimbava masisony ianareo dia hiakatra dia lasa miitatra be ilay izy....
ekena e! fa mamoaka dinika izy dia hataoa mazava aminy tsara ny valiny tadiaviny amin'io resaka fialàna na fiatoana tsy handray anjara io misy hisaintsanany any amin'ny misy azy any .....
18. ainaheri
(
25/06/2008 19:31)
Aza mitapy ,elà ve no andé hanova ny personnalité-ko,f'elà no iza?? Mbay tany,aza te ho deraina lesy aa,sa mou we te halaza =))=))=))=))=
19. xxx
(
25/06/2008 19:43)
handeha izy fa nanaovana resaka hoe aza rarahiana itsony ry zareo ah! =)) =)) =)) matahotra sao ho délaissé par les pokona
20. orona
(
25/06/2008 19:45)
tsy manova ny personnalitén'ela fa mba niova ny reaction-n'y mpikambana am dinika miatsy ady -- hehehe -- za koa ity no toa mbola mamaly ny miatsy ady -- :-D -- trop tard