ra miala aho
21. xxx
(
25/06/2008 19:48)
injay ilay feo! feondry zareo tao amin'ny blog anti-sera
fa mba niova ny reaction-n'y mpikambana am dinika miatsy ady
23. yonikafopl
(
25/06/2008 21:03)
betsaka ny tsy ary saina, mety maika loatra ny ray amandreniny nanamboatra azy de nisy tsy tonga lafatra??? ngamba lasan'ny hangodan'ny orona doly ny plasy tokony ho an'ny atidoha =)) =)) =)) =)) =)) =))
24. ainaheri
(
25/06/2008 21:05)
xxxx20>> avelao irediredy eo fa mivoka fona eo io ka =))=))=))
Orona>>f'aona no trpo tard?? Ngha nisy niteny we mifarana ny tantara?? Mbola mitohy ny tantara ka,iza niteny an'elà we mifarana zany??
Orona>>f'aona no trpo tard?? Ngha nisy niteny we mifarana ny tantara?? Mbola mitohy ny tantara ka,iza niteny an'elà we mifarana zany??
25. Papoose
(
25/06/2008 21:24)
tena miraparapa be za mihinana popcorn mijery ny film ato dia mitady ho lasa any anaty oroko le izy fa tsy ny vavako irery intsony le!
toa hanao ohatran'ny tantaran'ny tarika tragedie ihany izy ty leee!!!! :-D
zeu hapenninnn!
toa hanao ohatran'ny tantaran'ny tarika tragedie ihany izy ty leee!!!! :-D
zeu hapenninnn!
30. orona
(
26/06/2008 06:10)
zay vao mody mihomeme eo daholo -- eo anefa manjoretra beuuuh -- malaky -- hery ahoana ito -- dia ahoana ito -- =)) =))
ijanonako tampoka eo fa -- ahahaha -- ohatra andreny hyène manaraka lioana ireny -- :-D :-D
ijanonako tampoka eo fa -- ahahaha -- ohatra andreny hyène manaraka lioana ireny -- :-D :-D
31. orona
(
26/06/2008 06:23)
atramin'ny nidirako tato hono eh -- zao dia zao
nefa atramin'ny nidirako tato -- coup fourré ny koboko io, koboko -- :-D :-D :-D -- ampy anazy tsara koa iny. -- malaky ny -- ny ahy raha vao dinika miprovok dia ialako -- coup fourré koa zany -- ahahaha -- antenaina mba ho fain'izay -- :-D :-D -- dia asiny an'le oe sure aho fa blog blog -- coup fourré -- :-D :-D -- manao contre poids hono dia hoe -- za nga anoratra any no nosakanana -- coup fourré -- =)) =)) =)) -- kambana hono kambana -- pire -- aleo tsy alefako tsony 20 fa miakatra eo ndray fopl kely -- :-D :-D :-D -- ny ps-tsika oa kambana =)) =))
o lasa u
aiza izy ooooooooo?
uuuuuuooooooooo =)) =)) =))

32. xxx
(
26/06/2008 10:15)
orona = sitlo
tadidiko ny coup fouré tamin'ny debut n' i sitlo
mitovy be amin'i coup fouré n'i orona
ka iza no naka tahaka i sitlo sa i orona
kambana sady mpisosie
samy katraka mahay azy....
Tsy marina ve izany????
:°)
tadidiko ny coup fouré tamin'ny debut n' i sitlo
mitovy be amin'i coup fouré n'i orona
ka iza no naka tahaka i sitlo sa i orona
kambana sady mpisosie
samy katraka mahay azy....
Tsy marina ve izany????
:°)
33. RATOVOARY
(
27/06/2008 07:58)
ra miala ve aho dia hilamina ny serasera:evil: :evil: :evil:
Ngamba zay no mahatsara anao raha tsapanao fa avy aminao no tsy mampilamina ny serasera. Zahay aza mba malahelo le namanay noho ny antony avy aminao ihany. :evil: :p :p :p
34. rastafarai
(
27/06/2008 12:24)
8) Aza asina formule fa refa miala nareo misy miditra fona eo e!
Nenah zao ny tiko we miala i orona d soloina tsy orona tsony kosa fa mba we... :-D :-D :-D
Nenah zao ny tiko we miala i orona d soloina tsy orona tsony kosa fa mba we... :-D :-D :-D
35. ainaheri
(
27/06/2008 12:40)
Mba te hitomany kosa lery we;"aza miala lesy orona aa", :-D :-D :-D :-P
37. yonikafopl
(
27/06/2008 18:40)
mahery loatra ny dainandra orona de tsy zakan'ny atidohany tsony ngamba :-D :-D :-D satria mety ilay fohany amin'ny orona mintsy hihihihih
39. RATOVOARY
(
28/06/2008 07:35)
Efa lasa ve ra-orona ô??????????????????????????????????????????????????