ny vehivavy --- kely loha

1. orona ( 12/06/2008 17:08)
Refa natao ny fanadiadiana dia kely noho ny an'ny lehilahy ny atidohan'ny vehivavy amin'ny akapobeny.

Vokatr'izay angamba no mahatonga azy ireo tsy mahay. Azo isaina amin'ny ratsatanana ny vehivavy lasa filoha izany. Na firenena io, na terorista, eny fa na ny ao an-tokatrano aza.

Raha misy lehilahy tsy mahavoa dia atao hoe sarimbavy.

Dia inona ihany aza no itadiavany hitoviana zo. Sady tsy mahefa ara-batana no malemy ara-tsaina.

Voalaza koa fa eo amin'ny vava izy no tena mamely. Dia tonga amin'ny atsoina hoe ny vava fotsiny no mipoapoaka. :-D :-D :-D
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 21:48
2. kiadi ( 12/06/2008 17:22)
elah zany sarimbavy ko!
sô de rajou ary io?
3. sipagasy ( 12/06/2008 17:30)
aleo tsy valiana fa efa nivika i ranamana ngamba kannn....
4. pissoa ( 12/06/2008 17:38)
Ohatra ny vehivavy i orona zany ... kely loha kely :-D :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 12/06/2008 17:52)
i orona marina eo am lafin'ny taimbava no mamely SY tena angadiny io no mampatsilo saina azy io taimbava io donko pelaka 100°/° :-D
6. xxx ( 12/06/2008 17:56)
Voalaza koa fa eo amin'ny vava izy no tena mamely. Dia tonga amin'ny atsoina hoe ny vava fotsiny no mipoapoaka.



tena i ra orona mihintsy io nolazainy eto io ny taimbava no mipopoka, noho izany sarimbavy tsy misy atidoha pokaty saina :{ raha amin'ny maha lehilahy anao :-D
7. Gie ( 12/06/2008 18:22)
orona:

Refa natao ny fanadiadiana dia kely noho ny an'ny lehilahy ny atidohan'ny vehivavy amin'ny akapobeny.

Vokatr'izay angamba no mahatonga azy ireo tsy mahay. Azo isaina amin'ny ratsatanana ny vehivavy lasa filoha izany. Na firenena io, na terorista, eny fa na ny ao an-tokatrano aza.

Raha misy lehilahy tsy mahavoa dia atao hoe sarimbavy.

Dia inona ihany aza no itadiavany hitoviana zo. Sady tsy mahefa ara-batana no malemy ara-tsaina.

Voalaza koa fa eo amin'ny vava izy no tena mamely. Dia tonga amin'ny atsoina hoe ny vava fotsiny no mipoapoaka. :-D :-D :-D
ity no tsara @ nao !





:-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. Gie ( 12/06/2008 18:28)
ny atidohan'i orona...

:-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. xxx ( 12/06/2008 19:17)
8O
fa angaha tsy mifanohana intsony hono i Gie sy ra orona rey olona e!
ary misy mora mivadika amin'ny namany ah! =))

jereo ity:
66. Mpandefa : orona [ Valio ] 31-05-2008 08:45:41
Lohateny : Re : otran'ny tsy tiako
mes remerciements pour:
tol - ramistina - kapistra - atuat - Gie

Misaotra anareo nanohana ---
:roll:
10. sipagasy ( 12/06/2008 19:21)
mmhhh misy raha la sera!
11. pissoa ( 12/06/2008 19:21)
Gie =)) =)) =)) =)) =))
12. Gie ( 12/06/2008 20:04)
"xxx":
fa angaha tsy mifanohana intsony hono i Gie sy ra orona rey olona e!
ary misy mora mivadika amin'ny namany ah!
itony xxx itony ve mba mahay midinika sa maninona eh ?

avereno vakiana tsara aloha ity vao faly hanenjika olona tsy misy farany eo fa mahatsiravina ! :evil: :evil: :evil:
a manokana kou alou de tena ts te mahavoa e! ny tina ambara amle fitiavana maloto nge de ts voter oe nis sary vet2 na...fa na de ny resaka ataon sasany ao aza de makamo, mis mba manontany zavatra matotra, ny sasany mananiany fotsin mamaly, tsssssssss ts mampazoto ka! ts mba otran site sasany, manjary ilay mpikarakara no mampalaelo, mba asio valeur ny resakitsika ato e! de mba asio fifanajana na de bitika aza, okay!!!
13. Gie ( 12/06/2008 20:15)
averiko !!!!


"tol"a manokana kou alou de tena ts te mahavoa e! ny tina ambara amle fitiavana maloto nge de ts voter oe nis sary vet2 na...fa na de ny resaka ataon sasany ao aza de makamo, mis mba manontany zavatra matotra, ny sasany mananiany fotsin mamaly, tsssssssss ts mampazoto ka! ts mba otran site sasany, manjary ilay mpikarakara no mampalaelo, mba asio valeur ny resakitsika ato e! de mba asio fifanajana na de bitika aza, okay!!!:
"ramistiana":
Izaho koa mba namanao e!

"atuat":
miampy 1

"Gie":
miampy 1 koa
nohon'inona no nahatonga anay hilaza an'io ??????????? noho ity ry xxx aaaaaa ! de aza faly manenjika olona fotsiny fa mandreraka !
"tol":
a manokana kou alou de tena ts te mahavoa e! ny tina ambara amle fitiavana maloto nge de ts voter oe nis sary vet2 na...fa na de ny resaka ataon sasany ao aza de makamo, mis mba manontany zavatra matotra, ny sasany mananiany fotsin mamaly, tsssssssss ts mampazoto ka! ts mba otran site sasany, manjary ilay mpikarakara no mampalaelo, mba asio valeur ny resakitsika ato e! de mba asio fifanajana na de bitika aza, okay!!!
mazava veeeee eeeee ???????
14. xxx ( 12/06/2008 20:38)
fantaro ny hatao vao manohatra ny hafa ary izany kou!
nanao xxx foana tao aoriana io fa mazava ! :lol:
ary aza miaka-pofona :-D :-D :-D fampatsiahivana fotsiny io....

itony xxx itony: hummmmm fiteny hita ary amin'ny momba ny vaccin ny palu kou io :-D :-D :-D :-D euh! aza mora miaka-pofona e! sao vao maika ataon'i orona kely ati doha eo..... :-D :-D :-D :-D
15. kelly13 ( 12/06/2008 20:47)
ary iza aza no mba niteraka an'ity bevatak'orona ity? :-w
16. tess ( 12/06/2008 20:59)
kelly13:

ary iza aza no mba niteraka an'ity bevatak'orona ity? :-w


i beva sy i tak angamba aky


:-D
17. ainaheri ( 13/06/2008 03:07)
:-D :-D :-D Ah azoko le Beva sy Tak =))=))=))=))Bevatakorona :-D :-D :-D :-D
Raha milaza orona fa tsy ny fahaizan'ny veh no tsy nahatonga azy presidente!!
Mba teneno eto we ry orona izay nilatsaka president hatr@ zay ,Nisy nanao eexam ve? Dia aiza ny toerana anaovana an'zany? Refa tsy araka dia aza mirediredy,fa ny filatsahana filoha ry ngahy Bevatak...,tsy mijery fari-pahaizana,misy veh manam-pahaizana noho ireo filoha reo,d mahaiza miresaka f'aza manao resak'adala!!!!
18. ari.malala ( 13/06/2008 05:53)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D aleonai kelikely tsara dia tsara toy izay ngeza fa poak'aty ohatran'ny an'i orona ko! :-D :-D :-D :-D :-D
19. ni81 ( 13/06/2008 07:54)
:-D :-D :-D :-D :-D
20. miscene ( 13/06/2008 08:30)
orona ary so de tsetsin'ny tain-delo!tsy mifonksiôna tsara!! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.2071