ny vehivavy --- kely loha
43. orona
(
01/07/2008 06:08)
Kapistra:
Ary ireo fomban'i orona ireo angamba ny manamarina ny tenin'i kiadi hoe orona= debil=devoly.Ary somary nohamafisiny mihintsy aza ilay izy.Tokony mba nanova toetra i orona taorian'ny nilazan'i kiadi azy hoe debil .
taiza ny devoly no niteny an'izany -- Kapistra izany Andriamanitra satria tsy niteny an'izany -- zefa tssssssss
44. Kapistra
(
01/07/2008 07:05)
Ekentsika fa ny zavatra tian'andriamanitra atao dia ny mifanohitra amin'iny foana ny ataon'ny devoly.
Hoy Andriamanitra :1petera 3.7 "Omeo voninahitra ny vehivavy tahaka ny mety atao @ fanaka malemy".
# devoly :"hambanio ny vehivavy tahaka ny ol tsy misy vidiny"
hoy i orona:vehivavy kely saina tsy mahay
hoy Andriamanitra :1petera 2.17 "Manaja ny olona rehetra "
#devoly:"vingavingao ny olona rehetra"
hoy i orona:ny tanivo mandevo tay atsalaka ;ny tanindrana ratsy tarehy.
Vakio tsara io dia diniho tsara,Izay manao ny fomban'ny devoly na ny sitrapony dia antsoin'ny ol hoe devoly na zanak'in'ny devoly.Izay mandainga dia antsoin'ny ol hoe mpandainga ;izay mamono ol dia antsoin'ny ol hoe mpamono ol sns.
ary izay manao ny sitrapon'Andriamanitra dia antsoina hoe zanak'Andriamanitra.
46. Ratoa
(
18/07/2008 14:38)
ny zavatra tsy voalazan'i orona mazava tsara dia:
kely noho ny an'ny RAINY sy nyrahalahany sy raibeny sy zanany lahy ny atidohan'ny RENINY akapobeny.
Vokatr'izay angamba no mahatonga NY RENINY tsy mahay. Azo isaina amin'ny ratsatanana ny RENINY SY ANABAAVINY SY NY ZANANY VAVY lasa filoha izany. Na firenena io, na terorista, eny fa na ny ao an-tokatrano aza.
Raha tsy mahavoa NY RAINY dia atao hoe sarimbavy.
Dia inona ihany aza no itadiavany hitoviana zo. Sady tsy mahefa ara-batana no malemy ara-tsaina. NY RENINY
Voalaza koa fa eo amin'ny vava izy no tena mamely NY RENINY. Dia tonga amin'ny atsoina hoe ny vava fotsiny no mipoapoaka;
ARAKARA TAREHY VOANJAVATRA EEEEEEEEE§

47. pseudo38
(
29/07/2008 16:32)
Dia tena mampalahelo ny toe-tsainao iray lahy. Raha be loha ialahy dia tokony ahay handanjalanja izay holazaina fa tsy hiteniteny foana. Izany no fahendrena.
Adala ialahy, tsy tokony homena valiny akory. Ny adala no miteniteny foana. Ny olo-kendry manadihady alohan'ny hitenenana.
Marina fa indraindray ny vehivavy be fitenenana fa tsy izany mihitsy no ahafahan'ialahy hiteny hoe : Kely loha ny vehivavy.
Raha kely loha ny vehivavy dia tsy ho tahaka izao ialahy. Jereo ny renin'ialahy !!!
Sady nibaby an'ialahy izy no mikarakara tokan-trano.
I Neny tsy hanadino an'ialahy na oviana na oviana. Na ratsy ataon'ialahy na tsara, i Neny tsy manadino. Tadidio tsara ny lazaiko an'ialahy.
Kely loha izany i Neny ??? Ialahy no kely loha ry be loha an.

48. rinakely1
(
05/08/2008 21:48)
otrany lasa " règlement" de kaonty ity afera ity. fa miray hevitra @ny namama namaly tetsy ambony aho. (pseudo38 sy izay valiny mifandraiky @ ra namana).
Ny fahendrena dia ny tsy mamaly ny adalany fa vakina fotsiny dia mifindra @ ny resaka hafa indray.
Zay ry "orona "fa jereo aloa ilay reny niteraka anao vao mandatsandatsa anay viavy.