ny vehivavy --- kely loha
21. sakaizakely
(
13/06/2008 08:49)
:-D :-D :-D :-D :-D
nareo reto rangitin'i orona de misavoana daholo
zay mits zao no tiany ahatongavana

22. miscene
(
13/06/2008 08:54)
kou lé oul ary mémé dôly kou! jereo fa feno an'ty :-D dôly ny resaka!!
23. kiadi
(
13/06/2008 15:39)
sakaizakely:
:-D :-D :-D :-D :-D
nareo reto rangitin'i orona de misavoana daholo
zay mits zao no tiany ahatongavana
olona adala ve mahita ze atongavana fa ba miteniteny fona lava hotran'i rajou io
24. Veloo
(
13/06/2008 19:30)
mampime daholo nareo ka :-D :-D :-D
ny vavy zao no manjaka raha tsy fantatr'i orona.. betsaka ny PDG vavy no lahy :P :P

25. arialy
(
14/06/2008 15:12)
:roll: ary nakaiza i orona??
sa voan'ny ...? :D :lol:
mety tsy nahazaka angamba lery de mirediredy :-D

26. orona
(
17/06/2008 09:40)
hihihi
Efa nampoziko mitsy hoe tsy maintsy misy miteny eo izao hoe izaho no vendrana. Kay ny ankamaroan'izy rehetra mihitsy. Porofo mitoka amin'ny tendany :-D :-D
Ny sasany izany dia aleo tsy mamaly hono nefa mamaly iany -- vehivavy marina. :-D :-D Jereo ny valitenin'ilay lehilahy dia jereo ny ankamaroan'ireo vehivavy.
Afatsy kaboot moa mazava hoazy :-D :-D :-D

28. Kapistra
(
28/06/2008 06:51)
Orona>vehivavy dia kely loha -tsy mahay-malemy ara-tsaina.
Mba lanjalanjao ihany ny zavatra soratana e!,ary izay izany no mahatonga ny maro hanenjika anao.Milaza ianao fa tsy tia miresaka fitiavana maloto nefa ny zavatra soratanao aza resaka mandratra fo sy fanambaniana ny vehivavy tsotra izao.Aza atao kitapo iray fonosana rehefa miteny.Fa raha io zavatra soratanao io angamba no hoe andramana ka ny tenanao mivantana no manambara an'io @ télé e! Raha tsy tsapanao izany hoe misangy voay anaty rano dia andramo.
Ny reny rehetra izao dia vhv;dia midika izany fa ny reny rehetra dia malemy ara-tsaina.
Izao anefa ;raha jerena ny statistika dia ny lhl no maro mamono tena,izay lazainao fa mafy ara-tsaina araka io filazanao azy io.
Ekentsika fa ny zavatra tian'andriamanitra atao dia ny mifanohitra amin'iny foana ny ataon'ny devoly.
Hoy Andriamanitra :1petera 3.7 "Homeo voninahitra ny vehivavy tahaka ny mety atao @ fanaka malemy".
# devoly :"hambanio ny vevhivavy tahaka ny ol tsy misy vidiny"
hoy i orona:vehivavy kely saina tsy mahay
hoy Andriamanitra :1petera 2.17 "Manaja ny olona rehetra "
#devoly:"vingavingao ny olona rehetra"
hoy i orona:ny tanivo mandevo tay atsalaka ;ny tanindrana ratsy tarehy.
Ary ireo fomban'i orona ireo angamba ny manamarina ny tenin'i kiadi hoe orona= debil=devoly.Ary somary nohamafisiny mihintsy aza ilay izy.Tokony mba nanova toetra i orona taorian'ny nilazan'i kiadi azy hoe debil .
Ary izaho koa aza somary nalahelo ihany tahaka ny maro taorian'ilay filazana
ny hoe mety ho fanesorana an'i kiadi.Ny an'i kiadi mantsy dia hitako hoe misy fahazarana izay mety tsy ho zakan'ny sasany fotsiny indrindra ny vao2,dia io no mila amboarina kely,fa ny an'i orona toa tena misy haratsiam-panahy ao ambadik'ilay izy rehefa tena dinihana ny firesany.
aleo aloha faranana fa lava loatra.Avy eo indray tohizana

29. xxx
(
28/06/2008 07:16)
fa hita fa bandy tena kraky be ratsy loha be ...sady efa hay ny momba azy ka aza asiana resaka itsony.....
tsy hainao angaha fa i penina ihany no orona fa i penina efa banni
nanompa be otran'ny orona ihany koa....
reveo milamina amin'izay e! mailo fotsiny rehefa misy provok eo dia efa izy izay satria efa fanaony io no izy amin'ny maha penina azy nanokatra dinika fa efa nanomana zvtr milailaindozatra izy ka manampoiza ihany hoe hisy ny coup fouré fahatelo.....kalm fotsiny dia tsy mamaly no fahendrena....
lesona azo notsoahina tamin'ny aferan'izy sy i kiadi io! izao i kiadi no banni fa i orona tavela...hainy ny tetika ary nahomby....izy aloha dia mpiady ary may vava! tsy hisy haharaka azy ianareo ka raha olona mora miakatra dia miafara otran'i kiadi dia ianaroe ihany no diso....

30. Kapistra
(
28/06/2008 07:18)
Mety hipetraka amiko koa angamba ny fanontaniana nataon'ny xxx8 ,nahazo an'i Gie eo ambony io.Ny valiny koa dia efa io nambaran'i Gie faha.12 io ihany koa.
ary ny amin'ilay fiteny hoe itonyxxxitony koa dia tsy hitako mihintsy izay maharatsy azy,izaho aloha dia mpiteny an'io koa e!ohatra hoe:esory any itony kifafa itony fa atao inona eto e!.Mba sasao itony lamba itony fa maloto e! sns ,Raha ny fahitako an'i Gie eto tsy miteny olona izy fa ilay xxx no resahiny eto.noho izany tsy misy famingavingana angamba,fa ilay olona miafina ao ambadik'ilay xxx no kanosa indraindray.Fa raha miteny kosa i Gie hoe itony yonika itony na itony jeankely itony dia izay angamba no hitako hoe tsy mety.
azafady amin'ireo ps ireo fa ohatra fotsiny ireo.
Ny ahy mba sosokevitra ihany ho an'i Hery tompon'andraikitra hoe tokony asiana avôka ihany indraindray vao manapa-kevitra alohan'ny handraisana didim-pitsarana.Izaho zao mba te-hidinidinika amin'ny jeankely nefa izy toa tsy hitako ato intsony,sao dia mba voa sahala amin'ny kiadi koa.tsy fantatro

31. yonikafopl
(
28/06/2008 09:26)
wadray, fa naninona no zahay sy jeankely no natao fanoharana ny kapistra :evil: :evil:
hihihihihi tony kapistra tony koa manao azafadin'ambaniandro, manitsaka vo manao azafady tssssssssssssssss

32. Kapistra
(
28/06/2008 10:24)
yonikafopla:
wadray, fa naninona no zahay sy jeankely no natao fanoharana ny kapistra
hihihihihi tony kapistra tony koa manao azafadin'ambaniandro, manitsaka vo manao azafady tssssssssssssssss
Tsy yonikafopla na yunika na yuka fa i yonika.Azafady fa mitovitovy ilay anarana.
I jeankely indray efa tsy ato intsony izay no nahatonga ahy naka ohatra taminy.
Efa fantatro fa hilahila vanony indray izao i Yonikafopla amin'io oh io.
33. xxx
(
28/06/2008 10:27)
tsy manao fandinihina angaha i yonika!
misy antony matoa samy mamoaka dinika daholo ireo olona nanohana an'i orona tatsy aamin'ny dinika fitiavana maloto....
nanohana azy tao daholo ireo ps votonana i kapistra ary i kapistra
hihihihi
ialao fotsiny sao mivadika zavatra hafa eo indray

34. yonikafopl
(
28/06/2008 10:57)
fa iza no antsoina hoe yonika ato?????
xxx marina zany, ny olona tsy vory saina rehetra zao tokotrany ve no nde handaniana andro , dain tssssssssssssssss :evil: :evil:

35. Kapistra
(
28/06/2008 11:08)
rakoto#rakotomalala#rakotobe#rakotoson
yonika # yonikafopla
yunikafopla#yonikafopla
ohatra ny ahy no noraisiko fa tsy ianao e!

37. Kapistra
(
30/06/2008 06:03)
Yonikafopla>Ie mety tsara ka,satria izay mangina volamena.
tsara aloha rehefa nivadika :lol: :lol: :lol: ilay :evil: :evil: :evil: niampy ilay fiteny hoe tsy vory saina teo!
Saika hiteny aho hoe ary toa lasa naman'i orona = :twisted: :evil:

38. RATOVOARY
(
30/06/2008 07:21)
orona> na kely na be loha tsy hitako zay hampiferinaina anao @zany. Aleo ho azy ny azy fa ny anao hatrehina mafy. Ataovy zay hahamety² io lohanao heverinao fa lehibe io. Aza miseho ho marani-tsaina loatra fa sao de hamandri-tena no hiafarana.
40. Kapistra
(
30/06/2008 09:23)
milay=tsara
Izaho efa milay fa tsy miseho milay ka.
Efa tsara aho ;izany hoe tsara foana izany e!
fa tsy hoe ratsy :evil: :evil: :evil: dia avy eo miseho ho tsara :lol: :lol: :lol: dia avy eo indray miseho ho :evil: :evil: :evil: