entretien prefecture pour naturalisation

1. tisera ( 21/06/2008 17:14)
miala tsiny aloha @ ilay teny vazcha be é! noheveriko mantsy fa izao no mora indrindra ahazoana izay tiako hanontaniana. Iza no mba afaka milaza hoe inona tsara no hatao mandritry io entretien io ? mitovitovy @ ilay entretien ahazoana catre de séjour de 10ans ve? misaotra mialoha @ valin-teny ho an'izay tena efa nandalo izany.
novalian'i tisera ny 24/06/2008 18:23
2. xxx ( 21/06/2008 18:17)
http://fr.answers.yahoo.com/question/index?qid=20071130013429AAyMSm3

sao misy mahasoa....
3. ni81 ( 21/06/2008 18:52)
http://vosdroits.service-public.fr/particuliers/F2213.xhtml
Tsara ho fantatra koa eto.
4. tisera ( 21/06/2008 20:42)
misaotra an'i xxx sy ni81 ; efa notsidihako ihany ny ankabiazan'ireo rohy hita tao @google saingy tsy dia misy milaza tsara hoe inona no anontaniany marina fa dia manoro ny tokony hatao :t@ carte de séjour 10ans mantsy izao ohatra dia nanontaniany num tél pompier - police , anarana départements 3 voisins @ département misy ny tena , anarana olo-malaza frantsay sy ny antony ifidianana io olo-malaza io ; ka saika mba haka sopapa @ fanontaniana isan-karazany toy izany é!
5. minoulavitra ( 24/06/2008 12:13)
O ry tisera a, enao ve raha anontaniana ny mahamalagasy anao dé matahotra ny ho diso? Mazava ho azy fa tsy hary ho hay daholo ny zavatra rehetra. Dé tahaka izay koa ny vazaha, koa fantaro aloha ny fiandrianampireneny sy ny mombamomba azy dé aza sainina be zé mety ho anontaniana anao any @ entretien fa io miankina @ feeling-nlé olona mandray anao sy zé zavatra mety mitranga eo @zay fotoana izay. Apetraho @ tenanao ny fanontaniana hoe inona no mahatonga anao hangataka io naturalisation io? Tsaratsara kokoa izy rehefa atao @ teny vahiny "qu'est-ce qui te motive à demander la naturalisation".
6. tisera ( 24/06/2008 18:23)
minoulavitra>>>misaotra é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2711