Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tisera, milahatra araka ny daty
tisera ( 21/06/2008 17:14)
entretien prefecture pour naturalisation
miala tsiny aloha @ ilay teny vazcha be é! noheveriko mantsy fa izao no mora indrindra ahazoana izay tiako hanontaniana. Iza no mba afaka milaza hoe inona tsara no hatao mandritry io entretien io ? m... tohiny
novalian'i tisera ny 24/06/2008 18:23
tisera ( 26/06/2007 12:04)
dinika tsy hita
nisy dinika nahafinaritra ahy izay hoa fa tsy tsaroako intsony na ny lohateniny na hoe iza no namorona azy sy hoe taiza no nisy ilay izy ; dia naveriko nosokafana ireo dinika rehetra nefa tsy hitako i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/06/2007 20:16
tisera ( 25/06/2007 15:45)
madagascar à besançon
nosoratako tary @ fety sy fihaonana izy ity nefa toa ho an'ny diaspora no tena mety koa izay franc-comtois te-hitsangatsangana @ week end izao dia ito misy soso-kevitra hialana voly é! nahita an'ity... tohiny
novalian'i tisera ny 26/06/2007 22:20
tisera ( 25/06/2007 15:42)
madagascar à besançon
nahita an'ity t@ gazety aho dia liana koa alefako eto sao mba misy te-handeha any besançon ohatr'ahy ianareo namana eto : http://www.musees-franchecomte.com/index.php?p=296&art_id= lémuriens izany... tohiny
tisera ( 24/06/2007 15:04)
gasy nitango melon maty hoe???
sendra nahita ity vaovao mampalahelo ity tao @ avis de recherche wanadoo aho koa sao dia mba mampita azy eto é! vaovao mampalahelo koa dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana é! "Selon fra... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 18:33
tisera ( 19/02/2007 19:17)
mampiditra na manamboatra olona hifankatia
misy olona izay hoa fantatro 40 taona izy (vehivavy) an! dia mbola tsy manam-bady nefa izy tsy hoe ratsy akory fa angamba saron-kenatra moa tena ilay mpivavaka be ireny mihitsy dia efa niaraka t@ olon... tohiny
novalian'i nathie86 ny 22/02/2007 14:57
tisera ( 06/02/2007 20:19)
mba ampio handika teny é!
mahazatra ahy ny mampianatra tsianjery malagasy tsindraindray ny zanako ka ezahiko adika aminy @ teny frantsay hatrany koa fa tena sahirana aho mandika mazava an'ilay andininy faha-3 @ ity tsianjery... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 21:58
tisera ( 27/12/2006 07:53)
Billet sncf
Miarahaba ny rehetra tratry ny xmas dia mirary antsika rehetra hahatratra ny taom-baovao 2007 é! Saika hanontany aho sao dia misy mahalala hoe raha mividy billets grandes lignes ho an'olona ve aho ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/12/2006 19:11
tisera ( 19/11/2006 08:32)
mandingana kilasy
hono hoa r'ireto : saika mba hanontany anareo aho hoe raha proposer-n'ny mpampianatra ve ny zaza hoe hampandinganina kilasy (efa izao en cours d'année scolaire izao an! ) nefa nony nafindra izy dia t... tohiny
novalian'i tywa68 ny 11/12/2006 16:17
tisera ( 19/11/2006 07:20)
HOMEOPHARMA
misy an'ity site-n'ny homeopharma ity http://www.hoeopharma-madagascar.com izany hitako dia mivarotra via internet ireo produits isan-karazany amboariny ireo izy ka ohatry ny te-hanandrana ilay soins... tohiny
novalian'i melle ny 06/03/2019 11:20
tisera ( 21/10/2006 11:25)
Passeports périmés sy fandevenana
Hono hoa ry namana isany :misy namako namoy ny reniny androany maraina : manana nationalité frantsay sy malagasy izy saingy ny passeport izany samy efa lany andro daholo ; nitontona izao week end iz... tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2006 23:02
tisera ( 29/09/2006 09:41)
schizophrène
Nijery ilay fandaharana momba an'io t@ Zone interdite-n'ny M6 aho dia mba te-hanontany marina ho an'izay tena mahafantatra hoe iona no tena mety mahatonga io satria matetika dia toa eo @ taonan'ny ado... tohiny
tisera ( 07/08/2006 12:21)
Thrombose veineuse na phlébite na embolie pulmonaire
Sao dia mba misy efa voan'io ianareo na nahalala olona voan'io ? Misy olona akaiky ahy mantsy niditra hopitaly noho io aretina io ka mba tiako ho fantatra ny mombamomba ilay aretina sy ny tokony hatao... tohiny
novalian'i cathy ny 07/10/2006 19:35
tisera ( 31/05/2006 16:09)
Fihaonana namana fanilo radio
Ho an'izay mpihaino ny fanilo radio :misy fihaonana karakarain'ny tompon'andraikitra @ alahady 18 jona @ 18h30, hitanareo ao @ takelaky ny http://faniloradio.com/ ny andinindininy momba ny fihaonana.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 11:47
tisera ( 23/05/2006 15:41)
Vohoka sy pilule
Ho an'izay efa nihinana pilule ka avy eo te-ho bevohoka : firy volana aorian'ny nanajanonana ny pilule no azo apetraka ny zaza manaraka . Mety hisy hilaza angamba hoe mandehana any @ gynéco saingy m... tohiny
novalian'i tisera ny 07/06/2006 08:53
tisera ( 17/05/2006 15:43)
Fampisehoana SALALA tsy misy vidim-pidirana
Mandritry ny FIMU 2006 Belfort ( Festival International de Musique Universitaire) dia mandray anjara ao SALALA ( lé mihira ny "Lanitra mangamanga ") ,@3-4-5 jona hoavy izao . Fampisehoana ankalamanja... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2006 03:32
tisera ( 17/05/2006 15:08)
Caca pigeon
Nitondran'olona avy any Dago caca pigeon izahay ka tena faly ery ny zanako saingy mbola te-hihinana foana izy nefa izaho tsy mahay . Sao dia mba misy manana re-7 moramora hahavitana lé caca pigeon ma... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 03:54
tisera ( 17/05/2006 14:46)
Faly tonga eto @ serasera.org
:D Dia faly miarahaba ireo namana rehetra eto @ serasera . org é! Zà zany zao tena vaovao be é! Dé mbola vao mianatra mitsidika sy mampiasa ity takelaka hahafahantsika misera ity. Vao nanokatra ah... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/05/2006 06:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0386